Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
pokemon
(
13/02/2009 17:37)
raozy vao maraina
raha ohatra ka misy dia mba tiako be mihitsy satria mahatsiaro ny taloha misaotra betsaka...
suite
répondu par ni81 le 13/02/2009 18:29
Noue
(
13/02/2009 17:31)
Inona indray ny tetika manaraka eee
koa satria izao ny decision ny filoha Ravalomanana zany dia ao aloha hitady tetika kely indray eeee
[b]*Concessions lors des discussions avec Joyandet: Marc Ravalomanana va revenir sur le mandat dâ...
suite
répondu par Noue le 13/02/2009 18:10
Noue
(
13/02/2009 16:58)
Coup d’Etat : les mêmes protagonistes
[b]Coup d’Etat : les mêmes protagonistes étaient déjà dans le coup en 2006 [/b]
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img25.imageshack.us/img25/1416/roindefoeliahasinaqg3.jpg[/IMG][/URL]
[...
suite
répondu par fijo le 13/02/2009 20:48
sitlo
(
13/02/2009 15:39)
Madagasikara ambanin\'i Frantsa
Na aiza na aiza alehan\'i Madagasikara dia ao ambany vahoan\'i Lafrantsa foana izy. Hafa tsy ao Afrika angaha:
ao amin\'ny ranomasina indianina, miseho izy amin\'ny anarana hoe [color=red]La Reunio...
suite
répondu par soanja le 15/02/2009 22:42
tsinjo
(
13/02/2009 15:30)
tatitra
aza adino njay ny mandefa sary eto radem mba jerenay a , ny 13mei sy mahamasina , de mba ataovy meme heure :wink: :°) ...
suite
répondu par heidi le 13/02/2009 20:33
Billylove2
(
13/02/2009 14:17)
MIFOHAZA AMIN'IZAY RY GASY AN!!
Miarahaba anareo daholo!!
Zao izy ry reto a! Efa tsy misy tsy mahatsikaritra fa diabolika ny zavatra ataon' ny filoha amperin'asa ankehitriny.Izaho dia anisany mpikambana...
suite
répondu par ledala le 30/10/2010 23:42
donna198588
(
13/02/2009 13:44)
TGV misy mibaiko
[b]Bold text[/b]iza marina no tena ambadik' izao grevy izao raha mandinika tsara isika 8O ...
suite
répondu par kotobekibo le 13/02/2009 20:42
rataxx
(
13/02/2009 13:40)
Fa iandry rahoviana!
Fa maninona no miandry ela be vao hametraka ilay teteza-mita sahira eo ange nareo ry reto e!...
suite
répondu par rataxx le 16/02/2009 11:50
Rigolady
(
13/02/2009 13:35)
Mila fitaovam-piadiana sy gasy mahay mampiasa izany ry tgv
Manahoana daholy ry gasy kely
Misy hevitra ve io , hanampiana an' i andry sy tariny dia mbĂ tsy atody miady amambato
vavabasy sy tafondro no niandry ny vahoakandry andry ny andra8 nefa vavafond...
suite
répondu par xxx le 13/02/2009 16:10
Noue
(
13/02/2009 13:25)
Dia mbola mitohy ihany ny lainga eee
mba diniho kely anie ity eee!!
[b]14:00 - L’Ambassade de France démenti les propos d’Andry TGV tenus sur la place du 13 Mai hier. Celui-ci avait déclaré que durant les entretiens d’hier, M...
suite
répondu par terrywui le 21/10/2009 16:49
Zozoro
(
13/02/2009 13:25)
IZAO AHO...
[i]Italic text[/i]IZAO AHO
Izao aho no mitomany... izao aho no misento,
Izao aho no miantso vonjy ho avotrin'ny fiainako eto,
Izao aho no tomany itan-danitra ao ambony,
Fa any andro...any taon...
suite
répondu par vazivazo le 23/06/2014 10:12
zama91
(
13/02/2009 13:14)
inona indray no hitranga samedi
voalaza mantsy ma hisy filaharana eo @ 13mai hipresenter ny minisitra ny samedi ary koa ny contre manif tim eny mahamasina...
suite
répondu par xxx le 13/02/2009 13:52
ARINOFY
(
13/02/2009 12:45)
MIJERE TAKELAKA MAHALIANA
Mba jereo ry zareo ny "takelaka mahaliana" fa misy vaovao mahaliana tokoa ny ao....
suite
répondu par ARINOFY le 13/02/2009 13:17
Fanhaiky
(
13/02/2009 12:42)
Zakan-tsika ve ny Demokrasia...
Mba manontany aho hoe: tena firenena demokatika marina ve ity firenen-tsika ity ary inona no tena dikany marina fa toa mampihomehy indraindray fa toa milaza ny zao sy zao avokoa ary samy manana ny fom...
suite
répondu par tarzand le 13/02/2009 13:55
jojika
(
13/02/2009 12:26)
fa maninona no afaka ovaovaina ny anarana ao @ serasera
:twisted: tokony tsy azo ovaovaina ny ana&rana ao amin'ny serasera fa manadala olona fotsiny ny sasany.
ny tompony anarana vavy nefa lahy no miresaka aminao .
tsy mety izany fa tokony ny tompony ih...
suite
répondu par aaaa le 04/09/2010 14:11
Razouzou
(
13/02/2009 12:23)
RNS 2009
Tongava daholo aty Nantes fa efa vonona ny ekipanay hifampitana anareo. :-P :-P aza adino ny mitondra gloum sy ny bina fa hirevy rehefa vita ny spaoro...
suite
répondu par kotobekibo le 04/03/2009 21:53
lemenakely
(
13/02/2009 12:19)
Mora lany ihany ve ity vola AHODIN NY MPITONDRA ity e?
Toa rehefa dinihina toa vetivety ihany dia mora lany ihany ity vola ahodin ireo mpanao pĂ´litika gasy , maro ny voky dia miĂ la nefa afaka vetivety dia indreny mijapy train daholo indray ny very seza ...
suite
répondu par donna198588 le 13/02/2009 14:39
xxx
(
13/02/2009 11:38)
Rehefa tsy hanaiky tgv dia ahoana
TGV sans frein ,aiza no hiafarany e
EFA HITA FA TSY MAHAZO KIL INTSONY EO @ 13MAI
NATAO SORONA NY OLONA MBOLA TSY NIDEMARE IHANY NY TOLONA
LAZAINA FA HOAVY I ROSSY MBOLA VITSY IHANY
APETRAKA NY MI...
suite
répondu par donna198588 le 13/02/2009 14:42
tarzand
(
13/02/2009 11:07)
Fa inona no tanjon'i Andry TGV?
Vao nanomboka ny grève de maro ny olona maty, naratra, tsy hita ny nanjavonany. Firy ny fivarotana voaroba, may, firy ny fiara nodorana na simba? firy ny tsy an'asa vokatr'ireo? firy ny ankohonana ma...
suite
répondu par naughtyboy le 13/02/2009 14:37
rurik
(
13/02/2009 11:00)
fandefasana vola @bank
Manahoana daholo hono hoa, saika mba hanotany hoe ahoana ny fomba fandefasana vola @ bank any mada raha mba misy manalala.
za de manana ny nim de nasaiko nakany @ bank ry zareo naka ilay cod...
suite
répondu par roxanaha le 23/02/2009 13:06
