fa maninona no afaka ovaovaina ny anarana ao @ serasera

1. jojika ( 13/02/2009 12:26)
:twisted: tokony tsy azo ovaovaina ny ana&rana ao amin'ny serasera fa manadala olona fotsiny ny sasany.
ny tompony anarana vavy nefa lahy no miresaka aminao .
tsy mety izany fa tokony ny tompony ihany no manokatra iny e!
ohatra ny adresy email ihany ny tompony ihany no manokatra azy.
misaotra betsaka.
novalian'i aaaa ny 04/09/2010 14:11
2. sipagasy ( 13/02/2009 20:20)
hihih itsikio dia vita e!!!!!
3. Mirananirina ( 22/02/2009 16:56)
Ka samy mifanafinafina tsinona ko,
4. aaaa ( 04/09/2010 14:11)
fa ahoana ny fanovanovana ilay anarana ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.102