Mora lany ihany ve ity vola AHODIN NY MPITONDRA ity e?

1. lemenakely ( 13/02/2009 12:19)
Toa rehefa dinihina toa vetivety ihany dia mora lany ihany ity vola ahodin ireo mpanao pôlitika gasy , maro ny voky dia miàla nefa afaka vetivety dia indreny mijapy train daholo indray ny very seza sy ny dinosaures ?
répondu par donna198588 le 13/02/2009 14:39
2. bozyboleta ( 13/02/2009 12:37)
Miditra @ makarakara dia mivoaka @ kilaodaoka.
Ankoatra izay ny tsy fahaiza-mitantana fa lany @ vehivavy sy ny loka ny an'ny maro.

:-D :-D :-D ahoana indray ty sarin'i toi ty? Io kosa aloha tsy nihinana e!
3. lemenakely ( 13/02/2009 12:43)
Dia mahagàga mihintsy ,tena manitsakitsaka ny vahoaka mihintsy anie izany ireto mpanao pôlitika gasy e....

Izahay AMF 3FM aloha dia atao tohatra fiakarana lava fa tsy maninona izany e!

Marina ny anao izahay tsy mba nihinana vola nahodina izany ny 1 ar aza donc madio ny eritreritray
4. ni81 ( 13/02/2009 12:48)
:-D :-D
5. xxx ( 13/02/2009 12:50)
fa donto be fotsiny e!! tsy aleo mba nihinanan otrandra8 !zao na afaka teo aza "nisy zavabita any ampaosy"
6. kidoropamba ( 13/02/2009 12:55)
HIN!HIN!HIN§ MILAY ALOHA ILAY NAMANA SATROBORY NIANDRY VOLA TANY IAVOLOHA KA NIFIRAN-DRAVALO MORAMORA.

TOKONY TENDRENA SEFOM-POKOTANY AO BESARETY NY NAMANA SATRO-BORY ARY ASAINA MITIFITRA ANDRAVALO FA VITANY IO.

MIALA HOA ELA RAVALO FA TEZITRA NY KAOFY BOAY E
7. Andribe ( 13/02/2009 12:59)
REHEFA TONGA EO @ FITONDRANA AHO HANODINA BEDEBE FA AZA BE TARAINA NAREO VAHOAKA FA SAO TIFIRIKO EO KOA ZE MIMENOMENONA GADRAINA ZE MILAHATRA TIFIRINA AMIZAY MANGINA NY VAVA ZE SITE TSY MANARAKA AHY HIDINA TSY AZO ATAO NY DEMOKRASIA IZANY ZAO NO TENA TSARA HO AN NY MALAGASY 8) 8) 8)
8. andrywui ( 13/02/2009 13:11)
Andribe zany sadamo oseny ?
9. donna198588 ( 13/02/2009 14:39)
ela kidoropamba tokony ano PUB ao rasoir BIC fa tonga de lany! mandray vola be fa tsy mila mpanohitra tsony :-D :-D :-D :°) :°) :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0996