MIFOHAZA AMIN'IZAY RY GASY AN!!

1. Billylove2 ( 13/02/2009 14:17)

Miarahaba anareo daholo!!

Zao izy ry reto a! Efa tsy misy tsy mahatsikaritra fa diabolika ny zavatra ataon' ny filoha amperin'asa ankehitriny.Izaho dia anisany mpikambana ao @ TIM taloha;saingy efa tonga saina ankehitriny @ antony betsaka mihoatra ny ratran-tanako.
Raha namaky ny archive mikasika ny filoha ny tenako dia gaga sy talanjona, ay kay efa nahavita "pactes" t@ BELZEBOBA ingahy Ra8 ty ! Loza ray loza roa! Koa nanapa-kevitra ny tenako fa tsy afaka hanaraka an'izany satria efa nahavita fanekena t@ Atra ka matahotra Azy. Raha te hahafantatra an'izany ianao dia manorata @ko fa homeko porofo betsaka an'izany ianao, manorata @ ity adiresy ity:"monherh86@mail.univ-mahajanga.mg".

MIFOHAZA RY GASY.Aza manaiky ho zimbazimbaina @ zany filalaovan-dratsy izany ny firenentsika ;Jereo ery ange ny loza izay vitany!milaza fa hoe "vice-président" FJKM nefa vono olona mahatsiravina no ataony. Mino ve ianareo fa baiko avy aminy ireny fitifirana tao Ambo/tra ireny? NOHO IZANY SAMBATRA IZAY TSY MAHITA NEFA NINO ARY LOZA HOAN'IZAY NAHALALA NEFA NINIA TSY NANARAKA FA HOTAKIANA AMINY IZANY ANY AMPARANY ANY

Koa ankehitriny MIFOHAZA RY GASY. Ndao hiara-hitolona hanafaka ny firenena isika diany mbola tsy tara fa Atra tsy hijery antsika irery
ANDAO RAVANA NY HERIN'NY MAIZINA

MAHEREZA RY HAVAKO ABY ARY NY TOMPO ANIE HOMBA ANTSIKA MIANAKAVY
novalian'i ledala ny 30/10/2010 23:42
2. yuka ( 13/02/2009 14:27)
AZA MIDELIRA EO REHEFA DITSOKIN'NY MOLY EE!
ITA MIHITSY HOE VOAKARAMAN'NY TGVIZANA ENAO :evil:
ARY AZA HIALOKALOFANA HOA NY TENIN'ANDRIAMANITRA,MIFOAZA MIFOAZA
INONAEE!! ENAO NGA NATORY FOANA :^)
ENAO ARY MILAZA FA TIM TALOHA KOU,NAREO ANGE ZANY NO NIARAKA NANAo AN'IZANY EE!
ENAO MINTSY ANGABA NO NAPORISIKA!
3. Optik ( 13/02/2009 16:08)
Billylove2:
Raha namaky ny archive mikasika ny filoha ny tenako dia gaga sy talanjona, ay kay efa nahavita "pactes" t@ BELZEBOBA ingahy Ra8 ty

:lol:

ZAh namaky ny archive momba an'i Billylove2 dia gaga sy talanjona , ay kay efa nahavita "pactes" t@ Andry TGV izy io.

Koa mitandrema ry reto an! Mifohaza!
RAha te hahalala bb kokoa ianareo dia andefaso mail aako.

SAMBATRA Nareo satria MINO Na de TSY NAHITA AZANY.
4. belaza ( 13/02/2009 21:00)
avohay eo ny porofonao de mba miova daholo ny rehetra ato e, sa misy zavatra hafenina koa anga ny aminizany? ary aza miteniteny foana fa olondehibe daholo ny ato an! enao ve izao raha lazaiko hoe i TGV(DJ) miompy gisa mainty ary mivavaka aminizany, de hilaza ianao ao ambadika fa kay devoly be i tgv, fa nisy lahatsoratra nilaza anizany! ry reto a, alefaso alavitra ny saina fa mahamenatra
5. felanasoa89 ( 24/03/2009 19:57)
IANAO ANGAMBA NO VARIANA MATORY FOANA FA TSY MISY ATAO FA ZAY EFA TAITRA TSARA AMIZAO ARY HANALA SY HANAFAKA ANY MADAGASIKARA AMIZAO COUT D'ETAT MAHAZO NY FIRENENA IZAO.
- NY OLONA NAIRAKA IREO LAZAINY FA MPITOLONA NANDEHA NANKENY AM PALAIS NO MPAMONO OLONA AOKA HAZAVA TSARA IZAY ARY HO HITANTSIKA EO ANGE NY TOHINY TANTARA E§
-ARY IRENY NANAOVANA NY VICE AMIRALY MINISITRY NY FIAROVANA IRENY VE TSY HITANAO SA ARA DALANA IRENY?
-NY ZAVATRA NISEHO TAO ANTANIMENA IRENY IZAY HITAN'IZAO TONTOLO IZAO ARA DALANA VE?
-MANINONA NO NY PASITERA LALA RASENDRAHASINA IRERY NO NOSAMBORINA SY NANAOVANA FOMBA TSY MENDRIKA ARA DALANA VE IRENY?
-NY NANKANA ANKERINY ANIREO JENERALY DIA NENTINA TANY CAPSAT DIA NOTERENA HANAO FANAMBARANA TOA NY NANAOVANA ILAY MAINISITRA NY FIAROVANA IZAY HITA-POKO HITAM-PIRENENA ARA DALANA VE IRENY?
-NY OLONA NALETRAKA NY SAMBOADY TENY MAHAMASINA ANY TGVENDRANA IZAY OLONA EFA TSY MANANA FAHEFANA INTSONY ARA DALANA VE IRENY?

VALIO IREO RAHA MANANA HO LAZAINA IANAO Billylove2
6. ledala ( 30/10/2010 23:42)
misy natokana ho an'ny politika angamba ny lohahevitra raha tsy diso aho e! Mahaliana aloha ilay reseka fa raha tao amin'io lohahevitra io ity no natsofoka mety nivelatra kokoa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8577