tatitra

1. tsinjo ( 13/02/2009 15:30)
aza adino njay ny mandefa sary eto radem mba jerenay a , ny 13mei sy mahamasina , de mba ataovy meme heure :wink: :°)
novalian'i heidi ny 13/02/2009 20:33
2. Oay ( 13/02/2009 15:35)
Fa iza ndray zao ny spektakla any Imahamasina any? 13 mai efa mazava fa haneho tsy fahafaliana no haleha eny,
_hay moa hotanterina ny maire sy ny fianankaviany @ ireo commune manodidina an'Antananarivo hamenoana stade an!
3. sitlo ( 13/02/2009 15:47)
Izaho manome conseil, aza mandeha. Na manohana an'iza na manohana an'iza, ny demonstration de force izany miafara amin'ny ady foana.

Tadidio fotsiny ny guerre froide dia firy ny maty tany Vietnam, Korea, ...
4. xxx ( 13/02/2009 15:57)
demonstration de sang !! ki est le plu beaukou de sang !
5. andrywui ( 13/02/2009 16:16)
Tsy maintsy ny Tim ihany alo no mahery aminio fampisehoana ze mahay mandatsadrà olona betsaka io ka !! fa talentandry zalahy io fa aleo ra mbola manampahendrena kely ihany de miala no mety na mitsoaka aza e!! hiady amin'adala ve !! olona liandrà !!
6. sehenou ( 13/02/2009 19:30)
sitlo:

Izaho manome conseil, aza mandeha. Na manohana an'iza na manohana an'iza, ny demonstration de force izany miafara amin'ny ady foana.

Tadidio fotsiny ny guerre froide dia firy ny maty tany Vietnam, Korea, ...


marina ny anao tsis azo lavina
7. heidi ( 13/02/2009 20:10)
4. Mpandefa : andrywui [ Valio ] 13-02-2009 17:16:38
Lohateny : Re : tatitra
Tsy maintsy ny Tim ihany alo no mahery aminio fampisehoana ze mahay mandatsadrà olona betsaka io ka !! fa talentandry zalahy io fa aleo ra mbola manampahendrena kely ihany de miala no mety na mitsoaka aza e!! hiady amin'adala ve !! olona liandrà !!


ary ny mpanan-talenta tamin'ny fanatonoina olona tanaty afo tam fandrombàna mba nanakory, ??????
8. zama91 ( 13/02/2009 20:22)
izay maha democratie ny democratie,aleo ho jerena hoe iza marina no tena be mpanohana,na spectacle na inona na inona dia, on verra .
I tgv anie ka kisendrasendra no nahatongavany teo,ary toy izay koa no hiafarany.Ny tanatara no hitsara azy eo
9. heidi ( 13/02/2009 20:33)
ARY Ilay ho any iavoloha radem angaha raikitra ihany hono?????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.053