TGV misy mibaiko

1. donna198588 ( 13/02/2009 13:44)
Bold textiza marina no tena ambadik' izao grevy izao raha mandinika tsara isika 8O
2. zama91 ( 13/02/2009 13:48)
VAKIO MADAGATE ASSIDU DE MADAGASCAR DIA HO FANATRAO NY MARINA AO AMBADIK'IZAO REHETRA IZAO
3. xxx ( 13/02/2009 13:50)
hamaly hevitra iany za refa avy eo fa ty misy tsy aritro!
anarana zany ka anarana: donna 198588............. :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
4. donna198588 ( 13/02/2009 14:05)
misy zava miafina ao ambadik' io ary misy dikany be @ko fa tsy adala akory za :D :D
5. xxx ( 13/02/2009 14:12)
hay ve ee! mistery be mits an! zava-miafina tsy takatry ny saina mits ve?
tsetsa tsetsa tsy aritra ian zany ka! mafy ny fiainana be mba mila asiana vazivavy e! f'aza maka lagy fontsiny! :lol: :lol: :lol:
Miom-bokevitra aminao za @ le hoe misy misy mibaiko TVG @ zao!
6. donna198588 ( 13/02/2009 14:26)
ialany mihintsy ny tsikitsiky fa raha tsy zany maty oazy eto na atao sorona eny ambhotsirohitra eo :D :D :wink: :wink:
7. Oay ( 13/02/2009 15:43)
donna198588:

ialany mihintsy ny tsikitsiky fa raha tsy zany maty oazy eto na atao sorona eny ambhotsirohitra eo :D :D :wink: :wink:



Marina mihintsy ny an'i donna (Midona @ talus) satria ry TIMintsetsitra dracula efa miandry fotsiny handatsahandrà ka raha vao nisy occaz d tsy nisalasala satria liandrà izay no nitranga teny Ambotsirohitra.
Maty hasina ilay vohitra kely fonenan'ny tsirohitra klé hihihi....
8. xxx ( 13/02/2009 15:59)
hoy i donna 25388458886586598 oe misy dikany be aminy ony io anarany io !! sao de panao pakta satanika araka ny tenindry zalahy ato ary ???


misy zava miafina ao ambadik' io ary misy dikany be @ko fa tsy adala akory za
9. andrywui ( 13/02/2009 16:13)
kay le midona amin talus firy tapitrisa tsara letsy ?? ka hisy ho raisina intsony ra izany !! midona atsy ,midona aroa !! ha ha ha ! fa izy kosa alo mbola mitsiky ihany ony ka !!tsiky de ampy ozy ra-sefo hery zay
10. sehenou ( 13/02/2009 16:38)
mahagaga hoe misy mibaiko ndray i andry fa nga tsy hoe izy le mpanome baiko etsy sy ero e!!tssssssssssss
11. heidi ( 13/02/2009 20:12)
i deba be no ambadik'io tgv io e! :°)
12. fijo ( 13/02/2009 20:17)
tadidio,fa izao no zavanisy.
volana decembre,nihaona i ratsiraka sy rakotoarivelo ary nandravina ny disadisa nisy tamin'izy roalahy(samy lehibean'ny arema)
voaravina izay ,dia nankaty frantsa i andry,ary nihaona manokana tamin'i rakotoarivelo.
vao tonga tany mada izy,dia nanomboka ny famoriana vahoaka.ngamba mazava hoazy ny fandehany
13. fijo ( 13/02/2009 20:18)
fanitsiana,tsy rakotoarivelo,fa rajaonarivelo
14. kotobekibo ( 13/02/2009 20:42)
N'aiza n'aiza erantany d ireo izay very seza teo aloha foana no manosika sy miborosy ny soavaly vao hiakatra , mba hiverenana sy hakana seza injay e!
Raha mianjera eo ra8 d tsy hanaiky raha tsy tafakatra eo injay ref afaka fotoana kely . Jereo tsara anie e!
Lojika izany . Izay lé tena finanan'ny mpanao politika e! :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0861