Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
15/02/2009 19:42)
aiza indray andrywui eh
mahagaga fa rehefa andavan'andro eto foana lery manomboka ny 7h a 19h dia avy eo manjavona,ny week end moa dia tsy hita mihitsy ny anao lahy.Soa kosa ary voakarama lery ,e :-* ...
tohiny
novalian'i xxx ny 16/02/2009 12:53
bradley7
(
15/02/2009 19:11)
L'AMITIE AMELIOREE... aôna n hevtrareo am'io?
Asa iz ty na ef be panao lo eto dago na tsy... tsy aiko.
ny amitié améliorée ilay relation à base 2 finamanana ( amicale) fa kosa améliorée dans le sens oe mis kiss2 :* sy calin2 majinjink en...
tohiny
novalian'i bradley7 ny 05/03/2009 20:57
Noue
(
15/02/2009 19:03)
Diniho kely ity “Scission et essoufflement guettent le camp
[b]“Scission et essoufflement guettent le camp TGV !”[/b]
http://www.topmada.com/2009/02/15/a-vous-la-parole-scission-et-essoufflement-guettent-le-camp-tgv/...
tohiny
novalian'i Noue ny 16/02/2009 10:34
xxx
(
15/02/2009 19:02)
inona ny marina?
hoy ratsivalalaka oe tsy mety ny nametrahan'ny filoha an'i pds hanoloana ny ben'ny tanana satria ny ben'ny tanana dia lany t@ fifidianana malalaka t@ lanjan'isa 64% !!
dia ahoana izany i andry mitad...
tohiny
novalian'i molota ny 16/02/2009 07:33
xxx
(
15/02/2009 18:57)
ahoana ihany ny fandehan'ny tolona e
mitohy izany ny tolona hoy ry tgv dia ahoana indray ny manaraka ,ny grevy general ny ville morte ny fakana minisitera...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/02/2009 23:42
flodine
(
15/02/2009 17:02)
vehivavy maina
Inona ry reto no mahatonga ny vehivavy ho maina rehefa eo ampanaovana rapport sexuel ? efa mba tratran'io koa ianareo?...
tohiny
novalian'i flodine ny 03/03/2009 19:07
flodine
(
15/02/2009 16:59)
vahona sy tantely
Inona daholo no aretina mety hoafak'io rehefa avy nampifangaroina iny? Dia manao ahoana ny fomba fihinana azy?
Mety @olona bevoka koa ve ny mihinana azy?
Misaotr mialoha @ zay handray anjara tompoko...
tohiny
novalian'i niryna ny 24/02/2009 14:52
NyMisaina
(
15/02/2009 15:55)
PARIS 14 février 2009, MALAGASY HENDRY TOKOA
Arahabaina ny Malagasy Hendry!
Fizarana sy famborahan-kevitra maro dia no niseho te @ ireo Malagasy nanotrina ny fihaonana tao Paris omaly samedi 14 février. Nandray fitenenana sy nijoro vavolomb...
tohiny
novalian'i zandikely ny 15/02/2009 16:14
kidoropamba
(
15/02/2009 15:24)
KAY 12 IHANY NY ISAN'IREO TIM-EUROPA SISA TAVELA?
Hitanay ny sarin'ireo mpanohana ny jadonan-dravalo any Europa manontolo. Kay 12 ihany sisa. hin!hin!hin!hin!hin!hin! Fa naninona loatra
ALEFASO ANY TSIAFAHY DAHOLO FA MBOLA MISY TOERANA AO....
tohiny
novalian'i belaza ny 15/02/2009 18:42
sitraka1
(
15/02/2009 15:03)
Panda amin'ny tarehy
Salut,
Fa inona aki no mahatonga ny panda ami'ny tarehy? De inona no tokony ho tandremana sy hanalana azy. Za tsy de tena mahatsikaritra an'ilay izy fa nisy olona 2 nilaza tamiko hoe misy panda za, k...
tohiny
novalian'i fenosoajoachin ny 15/09/2022 13:36
gabidemony
(
15/02/2009 11:23)
NY HEVITRY NY VAHOAKA @ ANDRY TGV ?
Mba aòna ny hevitry ny vahoaka @ Andry
@ty zavatra ho kasainy sy ataony @zao ity ?
Mba anisan'ny le olona hanova ny gasikara handroso fa tsy hihemotra
nandrasan'ny olona ve izy :?: :?: :?:
...
tohiny
novalian'i gabidemony ny 17/02/2009 00:28
diloo
(
15/02/2009 08:59)
tononkira
Manao ahoana o,
Mitady ny tononkiran'i Black Jacks: [b]Raha mbola misy[/b].
Misaotra mialoha an.
:wink: ...
tohiny
novalian'i xxx ny 22/02/2009 17:41
sitlo
(
15/02/2009 08:41)
script tantara teny gasy
Misy script-na tantara ve mandehandeha any mba analana azy? Na ilay piesy teatraly ireny....
tohiny
lemenakely
(
15/02/2009 06:13)
Un autre businessman autodidacte en cache un autre...
Izay teny izay no hitako NAFONJA tao @ ilay reportagen ny arte iny!...Ary ny fahaizan ny businessman autodidacte 2 lahy mampiady olona , sy mampanantena ny izao sy izao , ary koa ny MBOLA inoan ireo o...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 17/02/2009 00:53
naughtyboy
(
15/02/2009 04:56)
ireo fanalahidiny fahombiazana @ adilahy politika,demokrasia
Ialako tsiny mialoha ry mpiserasera raha nataoko ho teny vahiny ranoray ity lahatsoratra ity araky ny taha @ ireo firenena hafa ny fihevitro ny lesoka arapolitika ao amintsika,noho ireo teny marobe ts...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 15/02/2009 17:09
MANAKASINA
(
15/02/2009 04:12)
OVIANA INDRAY NO HAKA AN'I AMBOHITSOROHITRA
raha ny fahafantarako dia mbola tsy azo ny lapan'ambohitsorohitra, izao ny cua koa votsotra, nefa ny ministera alaina, oviana ary no iveriana @ ireo toerana ireo ny mpitarika ny tgv, sa ijanona eny a...
tohiny
novalian'i Papoose ny 16/02/2009 23:41
Fody
(
14/02/2009 23:55)
Andriamanitra sy ny Baiboly
Andriamanitra mpanasitrana!
Andriamanitra mpamaha olana!
Andriamanitra mpanao fahagagana!
Andriamanitra mahery tsy resin'iza na iza ka tena mahery izay manana azy.... sns......
Izay no re et...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/03/2009 22:03
xxx
(
14/02/2009 21:50)
reportage arte momba ny crise Mada
fandaharana momba ny ny tolona ataony vahoaka @ zao fotoana, aoriany ny taihity resaka Madagascar!!!
http://plus7.arte.tv/fr/detailPage/1697660,CmC=2441042,scheduleId=2415564.html...
tohiny
novalian'i marozevo ny 15/02/2009 10:36
Noue
(
14/02/2009 21:12)
sary eeee
[b]Place du 13 Mai[/b]
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img183.imageshack.us/img183/7066/mahamasina1402090401vn3.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img183/mahamasina1402090401vn3.j...
tohiny
novalian'i Papoose ny 16/02/2009 23:44
lemenakely
(
14/02/2009 20:22)
ANTANANARIVO anie ka malàza MADITRA vahoaka e!......
1972 : dia efa namoaka izany hira izany ny tarika LOLO SY NY TARINY , FRS IALAHY
2009: 37 taona aty aoriana mbola vao maika MADITRA BE !.... :!: ...
tohiny
novalian'i kidoropamba ny 15/02/2009 15:12
