KAY 12 IHANY NY ISAN'IREO TIM-EUROPA SISA TAVELA?
1. kidoropamba
(
15/02/2009 15:24)
Hitanay ny sarin'ireo mpanohana ny jadonan-dravalo any Europa manontolo. Kay 12 ihany sisa. hin!hin!hin!hin!hin!hin! Fa naninona loatra
ALEFASO ANY TSIAFAHY DAHOLO FA MBOLA MISY TOERANA AO.
ALEFASO ANY TSIAFAHY DAHOLO FA MBOLA MISY TOERANA AO.
novalian'i belaza ny 15/02/2009 18:42
2. xxx
(
15/02/2009 15:44)
:-D :-D :-D :-D Tsy haiko ty kidoro ty ra kidoro aponsa na le sesika bozaka fa raha bozaka noa ao de tokony efa soloina fa mamovoka tsy azo atoriana fa mahavoan'ny sery indrindra fa refa voan'ny pipinjaza , refa resy nama de milaza tsotsa oe tena voa zay a! ny eto @ tanana aloha zao no jerena jereo reny sary teny Mahamasina reny oe maro mankasitraka ve nareo a! ray raha kidoro aponsa toi de tokony mba atapy andro kely aloha fa misy bobongolo :°)
3. tsinjo
(
15/02/2009 15:47)
hahahahh hihiihihiihi :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
4. belaza
(
15/02/2009 18:42)
kidoropamba:
Hitanay ny sarin'ireo mpanohana ny jadonan-dravalo any Europa manontolo. Kay 12 ihany sisa. hin!hin!hin!hin!hin!hin! Fa naninona loatra
ALEFASO ANY TSIAFAHY DAHOLO FA MBOLA MISY TOERANA AO.
izahay ato antrano fotsiny ary no miisa 11 kou!, ary izahay dia manohana ny jadondra8 raha tsy fantatringahy!
:evil:
