aiza indray andrywui eh

1. xxx ( 15/02/2009 19:42)
mahagaga fa rehefa andavan'andro eto foana lery manomboka ny 7h a 19h dia avy eo manjavona,ny week end moa dia tsy hita mihitsy ny anao lahy.Soa kosa ary voakarama lery ,e :-*
novalian'i xxx ny 16/02/2009 12:53
2. belaza ( 15/02/2009 19:46)
azo eritreretina izany an, fomba fiadiny pôlitichiens mitady seza izany!
3. xxx ( 15/02/2009 19:47)
tsy miasa lery androany fa week end e dem1 izy miditra amin'ny 8 maraina eto sera2
4. xxx ( 16/02/2009 00:43)
miarahaba anao minisitry ny serasera,aza tonga fofona intsony moa efa ho azaon'ny tgv anie pouvoir :-D :-D :-D
5. xxx ( 16/02/2009 05:00)
mifohaza ialahy ry andry wuiwuiw f'efa hiditra hiasa asa matory maraina eo :-D :-D :-D sa miandry dakana ny vodin'ialahy
6. ifiona ( 16/02/2009 06:00)
ary be mpangataka anie andrywui zany e! :-D tsy maninona zany fa za koa anie anisan'ireo te hahita azy mafy mihitsy e! :lol: :lol: izy aloha dia tena favori mitsy e! aoka fotsiny oa! :-*
7. rangorivao69 ( 16/02/2009 06:57)
namadika pato,fa kobon-dry zalah ,nahazo daroka ,fa ao anaty koma léry,sady tsy ilain-dry andry le traite mantsy ny anarany zao :-D :-D :-D :-D :-D
8. molota ( 16/02/2009 07:24)
aleo loh Z andinika ny nahazo an'i lery! :twisted: mety menats izyé :oops:
9. xxx ( 16/02/2009 12:53)
nisy nahita teny @ 13 mai hono lery dia mbola tsy nody hatramin'izao ela ry andrywuiwui an ,deçu be hono lery fa saika napetraka tao @ ministera sport nefa tsy tafa.Ntsoooo :-* :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5142