ahoana ihany ny fandehan'ny tolona e

1. xxx ( 15/02/2009 18:57)
mitohy izany ny tolona hoy ry tgv dia ahoana indray ny manaraka ,ny grevy general ny ville morte ny fakana minisitera
novalian'i xxx ny 15/02/2009 23:42
2. belaza ( 15/02/2009 19:09)
misy adinony xxx ny fandrobana :-D :-D :-D
3. xxx ( 15/02/2009 19:15)
ao anatiny izany ka :-D :-D :-D
4. belaza ( 15/02/2009 19:21)
ny famonoan-tena koa :-D :-D
5. xxx ( 15/02/2009 19:22)
tonga dia efa mionana fa tsy maintsy hisy ra mandriaka dem1 raha haka ministera ihany,izao dia efa hampandreneso daholo ny havana ,ny valala mpiandry fasana hikarakara ny fasana ,ny fiangona ,ny vola hitondrana ny razana.
6. xxx ( 15/02/2009 19:25)
saika adinoko ny mpanomeha ra efa ataovy vonona daholo,fa ilaina koa izany dem1 apres midi,miangavy an'i president tgv mba ho premier rang rehefa haka ny ministera .
Tsy misy fiareta tory
7. zama91 ( 15/02/2009 19:45)
ataovy tolo'omby indray
8. Andribe ( 15/02/2009 22:15)
tsssss reto de mamporisika ery handefa le oul ho any rehefa avy eo rehefa misy maty tsy afaka mamaly eto @ serasera intsony izy :-D :-D :-D :-D
9. xxx ( 15/02/2009 23:26)
efa fantatry ry zalahy fa tsy ho azo @ zao fotsiny ny ministera ka d ho entina indray ny olona hanakonana zay zavatra tsy mety ataony zay ka raha vao migidraka na mitifitra ny miaramila d lazaina fa mpamono olona sns..rehefa tsy tafiditra ao @ minisitera d ny olona indray no haroso handroba sy haka ny fanana rehetra ao, za aloha raha misy faty olona indray @ io d omeko =D> =D> ny mpitondra!!
10. xxx ( 15/02/2009 23:42)
ka tapi dalankaleha anie ry tgv e nefa mbola miziriziry be,ny tetikany hoe arakaraka ny habetsahan'ny olona maty no hirodanany fitondrana haingana,izy tsy ho premier liste eo izany fa le vahoaka mafy ady no ataony devant,dia miafina le kary lahy dia avy mody mitomany hoe tsy matimaty foana ireny martur ireny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0943