Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
BOYSGOSS ( 16/02/2009 10:31)
Ny gara farany hijanonan'ny TGV
1-Miha mihena ny mpanaradia 2-Miha tsy tazana firy intsony ireo akamany (dollin,rolland, pierre houlder,...sns) 3-Mihalany ny vola hanakaramaina jiolahim-boto ampiorohoro olona 4-Tsy mandaitra ints... tohiny
karavasy ( 16/02/2009 10:07)
Tsy mila TGV ny Malagasy mikatsaka fandrosoana
Nasehonay teny Mahamasina ho ren'ny mana-tsofina rehetra ary ho hitan'ny mana-maso rhtr fa mbola mankato ny Fitondrana ankehitriny ny maro an'isa. Koa tsy mila TGV ny Malagasy liam-pandrosoana. Harova... tohiny
novalian'i penguin ny 17/02/2009 06:40
naughtyboy ( 16/02/2009 10:03)
"coup de foudre" mila jiro kely tompoko inona marina...
Ony oa ,ra tsy mahadiso iza amintsika no efa tratrany io " coup de foudre " de ahoana ny fisehony ny fiantraikany sy ny vokany ? ? ? :°) :°) :°) P.S :aoka kalo mba tsy ankifika ,mbo marina ts... tohiny
penguin ( 16/02/2009 09:55)
Misokatra ny maso ary hita fa tsisy dikany ny TGVendrana
Tena misokatra ny maso ary mahita fa mitetika ny ho lasa amin'ny revin-gadra ny TGVendrana. Tsy hanampy azy ny vahoaka fa hano aloha ny saosiny rehefa mitpitapy ry boay kely é. Izaho no MIBAIKO hoe d... tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 10:55
essera ( 16/02/2009 09:45)
Mba sokafy ny maso ry zalah . . .
Dia mbola tsy mino ihany ve ianareo hoe efa tena TROP TENA TROP ange no ataon'i RAVALOMANANA E. Dia mba mety ve ny mbola hisosoanao hiditra vice-président FJKM ihany fa dia maninona no tianao hid... tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 10:57
xxx ( 16/02/2009 09:41)
Hikapitolomana navaozina
TGV Oïe Oïe OIE !!!! IL FAUT SOUFFRIR POUR DEVENIR CELEBRE ET RICHE KAMARADY KA TSY IZANY VA ? MARINA ANY ZANY !!!! KA TSY ZANY VA ???? MARINA ANY ZANY !!!!... tohiny
novalian'i tsinjo ny 16/02/2009 10:45
penguin ( 16/02/2009 09:35)
Dé ahoana hikopaka sa hamely fantsy TGVoa ?
TGV ary haingana dia haingana na tsisy làlana andehanany aza eto Madagasikara fa maika hirosoroso amin'ny mokondohabe. Ka ahoana hanorana sa hanavandra sa hikotroka sa hitondra zaza tsy ampy taona in... tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 10:56
Andribe ( 16/02/2009 09:23)
LASA KAMO MIASA NY MALAGASY KA MILA DIDY JADONA
Raha ny fahitako azy dia lasa kamo ary tena kamo tokoa ny malagasy satria tsy mety misy hiasa intsony fa ilaozana migrevy atsy sy aroa. Tokony ilay miaramila NANOME BAIKO hitifitra tetsy ambotsirohitr... tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 11:05
ralalaina ( 16/02/2009 08:37)
NY ZAVATRA VITANY RA8 NANDRITRA NY 7 TAONA
Nahavita be teto @ firenena hono RA8 ireto avy izany - Nanangadra ny olona tsy mitovy firehana aminy - Mpanao didi jadona - Nangalatra vola mpanjakana - Nalainy daholo ny tsena rehetra eto m/c... tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 11:10
Andribe ( 16/02/2009 07:58)
RAHA TSY VOAHONGANA RA8 INONA NO SEZA OMENA AN I ANDRY TGV
Efa manomboka mihena toy ny fen antitra ny mpanaraka an i andry tgv. Mety hisy petition ho an i andry hoe averina ho maire izy na atao premier ministre ahoana ny hevitrin ny mpisera i andriwi aloha ef... tohiny
novalian'i belaza ny 16/02/2009 14:12
bozyboleta ( 16/02/2009 07:30)
Nankaiza ny SEFAFI???
Raha vao misy hevitra tian’ireo mpikambana ao aminy voizina dia mahavidy pejy 1 manontolo, na 2 mihitsy aza amin’ny gazety mpiseho isanandro ny SEFAFI na SEhatra FAnaraha-maso ny FIainam-bahoaka. ... tohiny
novalian'i xxx ny 16/02/2009 08:42
tarzand ( 16/02/2009 06:29)
Vahaolana ho an'i TGV
Tsara ny fiatombohan'ny tolona nataony teo kianja Ambohijatovo; maro ireo olona natsiaro fanangejana nanaraka azy; saingy nivoana tanteraka ilay fangatahana taty aoriana. Amiko tsy tokony nieritreritr... tohiny
novalian'i Andribe ny 16/02/2009 09:15
xxx ( 16/02/2009 06:27)
aiza ny pouvoir maha filoha an'i Ra8???
Mbo mahaga ihany ity crizy eto @ tanana ity fa toa tsy sahy manambotra an'i Andry i ra8 hatramin'izao na dia hita aza fa efa mihotra ny fefy ny raharaha. Misy zavatra tsy mazava ao ambadik'izao fihets... tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 11:09
xxx ( 16/02/2009 05:47)
Coe Kintana mandeha: OVNI ve sa Satellite hita teto Tanà?
Nandinika à oeil nu ny lanitra aho omaly hariva @ 07 ora 30 eo de nahita toy ny tain-kintana mandeha be in'efatra nisesy (samihafa an!) tao anatin'ny 15 minutes angamba ary même direction dhl. Tsy p... tohiny
novalian'i soanja ny 24/02/2009 00:49
soanja ( 16/02/2009 03:25)
Eritreritra mandalo
Ombay fanadinoana kely anie ny olana mitranga ara-politika ao Madagasikara sao izay no mba hanampy antsika tsiraidray handinika ny ho avy haharitra sy hanan-danja. Aleo ny tantara sy ny zava-misy no h... tohiny
novalian'i Belami ny 16/02/2009 09:54
zandikely ( 16/02/2009 02:17)
Saika raikitra indray hono ny fifandonana TIM-TGV
hOY NY GAZETIKO: Saika raikitra ny rombo tao anatin’ny fifampihantsian’ny mpomba ny roa tonta avy nanao hetsika. Soa ihany fa tonga ny mpitandro ny filaminana nanelanelana sy nanapitaka. Nanom... tohiny
novalian'i ngoiha ny 16/02/2009 09:49
salopard ( 15/02/2009 23:49)
c'esty un grand Monsieur non?
http://fr.news.yahoo.com/55/20090215/tod-un-voleur-tente-de-s-enfuir-en-montr-17baed7.html c'est une bonne methode non... tsy ampy dôzy aloha fa sao misy any e tchouff snif....sniff....sniff..... tohiny
miarina ( 15/02/2009 22:19)
Arret na bus vaovao
Mbola tsy nivoaka ve le anarana fijaonana bus "Sambory TGV"... tohiny
novalian'i xxx ny 16/02/2009 08:24
bradley7 ( 15/02/2009 21:39)
Inona marina moa ny tena atao hoe KRISTIANA?
Aminao manokana, inona marina izany atao hoe Kristiana izany? toa milaza azy ho kristiana daholy ny olona... misy milaza fa ireny kristiana be, mpivavaka tsotra...etc. fa inona marina moa ny tena hoe... tohiny
novalian'i rakaroka ny 25/02/2009 22:51
gabidemony ( 15/02/2009 20:44)
INONA NY CONCLUSION ZANY ??!!!
Efa fantatsika izao ny mombamomban'i Ra8 sy Andry mikasika an'i MADAGASIKARA ,ary samy manana ny lohany izy roalahy,misy ny mety ary misy ny tsy mazava. Milomano ao anatin'ny olana isika izao ka at... tohiny
novalian'i Andribe ny 15/02/2009 22:57
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.9121