"coup de foudre" mila jiro kely tompoko inona marina...

1. naughtyboy ( 16/02/2009 10:03)
Ony oa ,ra tsy mahadiso iza amintsika no efa tratrany io " coup de foudre "
de ahoana ny fisehony ny fiantraikany sy ny vokany ? ? ? :°) :°) :°)
P.S :aoka kalo mba tsy ankifika ,mbo marina tsy miolakolaka lazaintsika an :-P
ny tiako ho lazaina de le vo nifankahita iny tonga de nitsonika t@ le sipa na le bandy ary tena vita ketsa teo ,efa azonareo ny tiko lazaina e
sao manko misy hanafangaro eto oe "fou de coudre na ko coup de foutre.."
=)) =)) anareo ny sehatra ,fa manongilatsofina ny tenanay e...
2. princesseN ( 16/02/2009 15:25)
ny coup de foudre kosa efa nisy fa ts oe tonga d vita ketsa teo eh!la plu part ar reny ts mba misy tohiny mints ko!zay alou no tena ef nisy tamko eh!
3. Mirananirina ( 16/02/2009 15:39)
toa efa betsaka ny tratra an'io amin'izao a.Vao hitanao ilay olona tonga dia tia azy ianao.Ary iny foana no ao andoha na matory ,na miasa na mianatra na mihina-kanina.Ary te hahita azy foana.Misy kosa tonga dia olondroa vao mifankahita dia voa ny coup de foudre,ary nivady avy eo.
4. naughtyboy ( 16/02/2009 18:35)
princesseN > :D ahan mba omeo kely patiny @ zany oe zahay fa otrany m'lay
mirana > otran'ty voalazanao ty ko de marina,olona fantatrao nga tratran'io de ahona tsara ny fandehany mba tantarao tsara en couleur moe,avy eo zany ni-inviter zareo ihinana gateau t@ mariazy mintsiny zany enao sa ahona tsara?
5. Papoose ( 16/02/2009 23:51)
fa nga tsy hoe rehefa tsatsan'ny fou de coudre le ol ddia nifanena teo no ho eo dia nifampitondra tany anan teo no ho eo de niara-nitsinjaka dia samy faly de samy nody dia vita hatreo tsy nisy tohiny?? :lol:
6. gabidemony ( 17/02/2009 00:59)
like io fa tsy love eh!!!

MITANDREMA
7. naughtyboy ( 17/02/2009 05:38)
gabidemony >tsy haiko kalo ze marina da'toa gaby a...
Papoose > fa le oe fou de coudre zany ny tena marina de avy @ resaka tatajaitra no nahatonga azy e :D misy zv tataka mila zairina any zany de ozy le tompony oe tairo ze tairina fa ze rovitra zairina ...de nifanena t@ mpanjaitra izy(le fou de coudre)de aleo ary zairiko io ozy lery,tonga de raikitra oazy teo

ny tohiny ???
teo no ho eo de niara-nitsinjaka dia samy faly de samy nody dia vita hatreo tsy nisy tohiny??

=)) =))
8. Mirananirina ( 17/02/2009 09:07)
mirana > otran'ty voalazanao ty ko de marina,olona fantatrao nga tratran'io de ahona tsara ny fandehany mba tantarao tsara en couleur moe,avy eo zany ni-inviter zareo ihinana gateau t@ mariazy mintsiny zany enao sa ahona tsara?

Zao ary e:nisy bal betsileo izay:dia samy céliba izy 2,nandihy ka nandihy,tsy nifankahalala mihitsy ry zareo fa tao vao nifankahita a.Nilaza ry zareo fa nifampijery fotsiny tonga dia tia(tratra ilay coup de foudre e).Niteny hono ny 1 hoe tiako ianao ,avy dia namaly ny 1 hoe izao ko.
6 volana taty aoriana dia nivady ry zareo ary 3 ny zanany izao.
9. gidrokely ( 17/02/2009 12:20)
i LÔLA reto no efa tena tratranzany "vô nifankahita iay (zahay) d'efa vita ioa ô ha zala , nifangala nimerô telefôny eh! nifagnano fotoana ......sns"
fa ny fahamarinany no tsy fantratra é!!!!!!!!!!!!!!! :} :} :} :} :} :}
10. princesseN ( 17/02/2009 14:24)
naughtyboy:

princesseN > :D ahan mba omeo kely patiny @ zany oe zahay fa otrany m'lay


kefa oe le iz nge tsisy tohiny eh!mba tratran'ny coup de foudre ftsny ofé le iz mampataotra ana n tena marina eh!le coup de foudre mantsy otran'ny oe tena tonga d matonga fitiavana b ao anatinao zany,d mampataotra iany zany oe tia b deny volohany zany,ra tafaraka alou d mlay fa ts d nisy oe matotra b d zay!!!
11. naughtyboy ( 17/02/2009 16:47)
Mirana > ok mazava iny e,mitovy eritreritra aminao za @ zay :D
PrincesseN > ka ra tafaraka zany nge tsy olana e,vao maika matotra tafaray samy tia e ...fa in mo no tokony ampatahotra @ zany ? tsy vao maika tsara aza
jereo nge le oh.i Mirana e :°) revy tsara ,sady piesy miady tsara mintsiny zany oe fitiavana ngodabe zany ndrindra fa samy tia :wink:
12. ikaretsaka ( 17/02/2009 16:54)
rehefa tsary tsanty de ho'zy le mopre tany betafo izay rehefa anontaniana vahaolana.... "ny aza voany ihany zanako ...ny aza voany ohany"
kay mo efa monsenera iny zao!
13. naughtyboy ( 17/02/2009 18:40)
Ika > le voa seul no tena ratsy fa kosa aloha ra samy tsatsany izao izy mitsamm
tonga de :miam: :miam:
14. Papoose ( 17/02/2009 20:51)
ny vou seul ratsy klo eee fa @ cas sasany ko ny vou doubla ratsy!
15. naughtyboy ( 18/02/2009 17:36)
:°)
16. ikaretsaka ( 18/02/2009 19:19)
lalanan'ny fiainana aby zany e :wink:
17. Papoose ( 18/02/2009 22:25)
MARINA ZANY DADATOA
18. Mirananirina ( 19/02/2009 14:23)
Mirana > ok mazava iny e,mitovy eritreritra aminao za @ zay

Eny ary,betsaka ny sérieux amin'io coup de foudre io an.
Za aloha mbola tsy tratra dia tsy haiko tsara,amoureuse no efa nahatratra ahy
19. naughtyboy ( 21/02/2009 03:40)
mirana > za anisany le serieux @ io ka :°) ,efa amoureux ihany za t@ 14 taona
fa zao coup de foudre sisa =)) :-P
20. Papoose ( 21/02/2009 20:54)
kiiiiii, zany v tsy mitaty reraka sisa :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8955