RAHA TSY VOAHONGANA RA8 INONA NO SEZA OMENA AN I ANDRY TGV

1. Andribe ( 16/02/2009 07:58)
Efa manomboka mihena toy ny fen antitra ny mpanaraka an i andry tgv. Mety hisy petition ho an i andry hoe averina ho maire izy na atao premier ministre ahoana ny hevitrin ny mpisera i andriwi aloha efa fantatra ny heviny fa i Noue kosa ve dia hanaiky 8) 8)
novalian'i belaza ny 16/02/2009 14:12
2. ifiona ( 16/02/2009 08:01)
strapontin. :lol: :lol:
3. xxx ( 16/02/2009 08:04)
t@ izay mbola mpianatra dia seza rivotra no omena anay refa manakorotana fianarana izahay!!
izay koa no mendrika an'i tgv! ampanaovina seza rivotra eo @ 13 mai izy
4. bozyboleta ( 16/02/2009 08:16)
:-D :-D :-D :-D
Maty kelifingotra marina!
5. ARINOFY ( 16/02/2009 08:21)
raha petition andefasana azy any tsiafahy de za no voalohany fa manimba fiainam-pirenena.Ary hono oa ry reto,inona no vaovao farany any @ ville fa curieuse be zahay.
6. ralalaina ( 16/02/2009 08:30)
mirediredy daholy ry RA8 mianakavy ato,RA8 no tsaraina eo @ 13 noho ny ra nalatsany avy eo aterina eny tsiafahy
7. bsoa ( 16/02/2009 08:43)
Ny TGV samy TGV ihany anie no nifamono tao t@ 6 février iny e ! dia avy eo ahilika aty @ fitondrana indray nefa ry zareo aza nizara basy teo akaikin'ny Glacier mialoha ny niakarana tany Ambohitsorohitra :evil:
8. tsinjo ( 16/02/2009 08:44)
ARINOFY : tsisy kil mitsy ao e, sady bangabanga be le eo ampovoany ao :-D :-D mba midina kely ao de mahita tsara e

ralalaina> ngô de elah kosa no mirediredy kle :-D :-D
9. ralalaina ( 16/02/2009 08:55)
lisani ra8 no tena mirediredy asa jamba angamba de tsy mahita tsara
10. tsinjo ( 16/02/2009 09:02)
fa elaisana mitampina ny sofina de tsy maheno ? zatra manao dj ngamba
11. ralalaina ( 16/02/2009 09:08)
elisany no domelina be tsy mahita ny fahoriana gasy,fa na DJ io na inona RA8 MPAMONO OLONA tsy maintsy miala eo ary tsy ho ela
12. ngoiha ( 16/02/2009 09:38)
Ataovy indray ny tricage rehefa mandefa vao2 ry TVPLUS SY VIVA rahariva fa tena tsy misy hita ny nalehan'ny kil,NY ANTSIVA zany moa dia tena fampihelezan-tsaho mihintsy.Mahamenatra
13. penguin ( 16/02/2009 09:48)
Tsisy omena ny TGVoa fa aleo izy ho voan'ny nataony eo. Ny fianakavian'ny maty havana aza tokony mbola hitaky ny ain-janany any aminy. Zaza tsy ampy taona no entina mivoaka mba ahamaro isa.
14. nyavo2000 ( 16/02/2009 09:51)
Efa eny @ 13 mai ange r'ilzahy k'inona indray no omena azy....mivoretaka eny daholo izy miaraka @ PM sy ministra k'ahoana ary.

Président de LA RUE PUBLIQUE ange izy e!
15. ralalaina ( 16/02/2009 09:51)
koa raha sy olona karamaina ohatra ny tany mahamasina izy ity ko
16. naughtyboy ( 16/02/2009 10:09)
ra io le8 IO aloha no tsy voaongana eo de seza volamena elektrika no amboara azony TGV eo hanaovany DJ =)) na koa famandrihantoerana any tsiafahy maimaimpoana tsy mi :-D loza ah aza hitako aza mahita ahy=)) =)) =))
17. belaza ( 16/02/2009 14:12)
:-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0392