Mba sokafy ny maso ry zalah . . .

1. essera ( 16/02/2009 09:45)
Dia mbola tsy mino ihany ve ianareo hoe efa tena TROP TENA TROP ange no ataon'i RAVALOMANANA E.

Dia mba mety ve ny mbola hisosoanao hiditra vice-président FJKM ihany fa dia maninona no tianao hidirana daholo ny zavatra rehetra. Mba manaja tena e !!!
Ny tanjony dia tsotra, hatramin'ny lo-panjaitra ao an-tranonao dia mila miankina amin'ny EMPIRE TIKO :


1) FJKM (vice président de la FJKM).
2) TIKO (produit laitier).
3) TIKO FARM (tout ce qui a trait à l’élevage et ses dérivés : veaux, vaches, cochons, couvées en plus de la collecte de lait qui a conduit à la ruine des centaines de petits producteurs en milieu rural).
4) FEED MILL (tout ce qui a trait à l’alimentation des animaux de ferme, particulièrement les provendes à base de maïs et manioc).
5) MAGRO (Magasin de gros).
6) ALMA (Asa Lalana Malagasy qui rafle tous les marchés juteux sans appel d’offres comme la réfection et routier)
7) CCM (CCM pour Compagnie de construction malgasy (bureau d’études de génie civil, construction de routes (encore !), de barrages…).
MBS radio et TV (Média).
9) Radio Mada (Média).
10) Radio Fahazavana (Média). .
11) Imprimerie Blueprint. (Imprimerie).
12) Imprimerie MBS. (Imprimerie).
13) I-MADA (Publicité et impression).
14) TIKO AIR (Société aérienne).
15) TIKO OIL (Huilerie).
16) MANA (Minoterie)
17) Shoprite (Grande surface - actionnaire majoritaire)
1 CARLTON - ex HILTON
19) COLBERT (Grand hotel - actionnaire à hauteur de 40%)
19) URBAN GRAPHIC ou NYR IMAGE (acolyte)
20) Secteur EXPORTATION :
21) Secteur MINIER
22) Somacodis, Sinpa, Sice. (les noms seulement sont obsolètes)
23) TIKO AGRI (collecte de tout ce qui se fait en matière de… matières premières. Un champ très vaste…)
24) Presse : Le QUOTIDIEN et NY VAOVAONTSIKA
25) TIKO GROUP BTP (spécialisé dans la fabrication de produits pour BPT comme les agglomérés, les buses, la vitrerie, la peinture bref tout quoi !).
26) Abbatoir
novalian'i xxx ny 17/02/2009 10:57
2. xxx ( 16/02/2009 09:48)
Diska gôka koa ny anilety !!!!
3. ralalaina ( 16/02/2009 09:49)
Marina daholo ireo lesy ry essera dia mbola misy ihany ny olona bado sy dondrona toa ndry noue,penguin,yaka, tsy mahita ny zava misy mampalahelo
4. penguin ( 16/02/2009 09:59)
TGVendrana no hita miharihary. Tazoninay io ary ny ara-dàlana no fantatray ry doma a.
5. BOYSGOSS ( 16/02/2009 10:20)
essera:

Dia mbola tsy mino ihany ve ianareo hoe efa tena TROP TENA TROP ange no ataon'i RAVALOMANANA E.

Dia mba mety ve ny mbola hisosoanao hiditra vice-président FJKM ihany fa dia maninona no tianao hidirana daholo ny zavatra rehetra. Mba manaja tena e !!!
Ny tanjony dia tsotra, hatramin'ny lo-panjaitra ao an-tranonao dia mila miankina amin'ny EMPIRE TIKO :


1) FJKM (vice président de la FJKM).
2) TIKO (produit laitier).
3) TIKO FARM (tout ce qui a trait à l’élevage et ses dérivés : veaux, vaches, cochons, couvées en plus de la collecte de lait qui a conduit à la ruine des centaines de petits producteurs en milieu rural).
4) FEED MILL (tout ce qui a trait à l’alimentation des animaux de ferme, particulièrement les provendes à base de maïs et manioc).
5) MAGRO (Magasin de gros).
6) ALMA (Asa Lalana Malagasy qui rafle tous les marchés juteux sans appel d’offres comme la réfection et routier)
7) CCM (CCM pour Compagnie de construction malgasy (bureau d’études de génie civil, construction de routes (encore !), de barrages…).
MBS radio et TV (Média).
9) Radio Mada (Média).
10) Radio Fahazavana (Média). .
11) Imprimerie Blueprint. (Imprimerie).
12) Imprimerie MBS. (Imprimerie).
13) I-MADA (Publicité et impression).
14) TIKO AIR (Société aérienne).
15) TIKO OIL (Huilerie).
16) MANA (Minoterie)
17) Shoprite (Grande surface - actionnaire majoritaire)
1 CARLTON - ex HILTON
19) COLBERT (Grand hotel - actionnaire à hauteur de 40%)
19) URBAN GRAPHIC ou NYR IMAGE (acolyte)
20) Secteur EXPORTATION :
21) Secteur MINIER
22) Somacodis, Sinpa, Sice. (les noms seulement sont obsolètes)
23) TIKO AGRI (collecte de tout ce qui se fait en matière de… matières premières. Un champ très vaste…)
24) Presse : Le QUOTIDIEN et NY VAOVAONTSIKA
25) TIKO GROUP BTP (spécialisé dans la fabrication de produits pour BPT comme les agglomérés, les buses, la vitrerie, la peinture bref tout quoi !).
26) Abbatoir


Mbola averiko, ny adidy tsy an'olon-dratsy ary asan'Andriamanitra no ataony raha vice-president FJKM izy,catholique zah miteny @-nao zao.
Tsy hitako ny olana raha manana sy manao ireo business ireo izy aryz ah faly satria mba misy Malagasy misongadina ary manana orinasa matanjaka fa tsy ny vahiny foana. Amiko toetsaina mirefarefa @-ny tany ny anao.
Ho anao zany dia ny vahiny foana no tokony hanana ny toy ireo tanisainao ireo fa tsy gasy ?
Zah ohatra zao mieritreritra ny hanitatra ny fitadiavam-bolako ankoatran'ny asako dia hitariko ireo dia afaka 30 taona zah manana toy ireo dia enjehina zany zah ? zay no mahavoa ny toetsaintsika gasy sasatsasany ny ambony finganina henjera ary ny ambany hitsaihina tsy hitraka. bfff makaleo

6. xxx ( 16/02/2009 11:03)
Boygoss > zah manaiky hoe tsara ny mahita ny gasy misongadina, fa tsara kokoa raha misongadina @ rariny ary tsy mamono ny hafa.
Rah manana entrepreneur ianao mba manaova tara kely anie ny fandoavanao ny impot nao @ fanjakana e !!! , ho hitanao ny hanaovan'ny fanjakana anao @ zay.
Rah mpanao importation ny entreprise-nao, de aza mandoa hetra ao @ douane ahitanao azy, . Ary tadidio fa ny hetra tsy voalohany ireo efa afaka manatsara ny fari-piainan'ny gasy manokana.
Fa maninona izy ary no tsy mandoha hetra??? satria ve izy filoha? tokony ho izy no fitaratra ndray ve no hanao an'zany?
Sady tsy vitan'ny hoe sahaniny daholo ny zava-drehetra fa mbola mamono ny entreprise gasy kely, lazaina fa tsy mahay mitantana ny AFOMA rah nikatona, NON, rehefa tsy sahaniny dia ampanjakainy ny importation chinois (a tres tres bas prix), iza no hividy afokasoka AFOMA eo? ny briquet chinois mora be, 200Ar maharitra 02 semaine,
Izao efa mivoaka sempotra ny SAVONNERIE TROPICAL satria mitobaka loatra ny savony importee @ vidiny ambany de ambany eraky ny tsena.
Nefa mba mahita ve ianareo hoe produit laitier (ankoatra ny TIKO) mora eny an-tsena na @ grande surface? mahita ve ianareo menaka mora (ankoatra ny TIKO) eny @ grande surface? rah misy ireo produit ireo de lafo noho ny azy mba tsy hamono ny azy,
Maninona no mifamono e?
7. tarzand ( 16/02/2009 11:07)
mampalaelo raha isika gasy no mifanenjika. Aleo izy hanana orinasa betsaka any e. Miteraka asa maro ane zany e. Sa enao mahavita manangana mba hiasan'ny sasany? Tsy ny fanenjehana ny harenanay no tokony atao fa ny manara-maso ny hetra izay tokony hampidiriny. Raha misy malagasy mba misongadina dia aza enjehina fa mba manaraha ny dihany e. Raha azony t@ volam-bahoaka ireo dia azy sy ny Tompo izany; aza tonga dia faly ny hitsara fa izany no mampitarazoka antsika @ fandrosoana. Tsara ny mandinika ny zavatra nataony mba ho faka lesona e. Raha mpizara ronono ve no niantombohany, zao izy lasa multi-milliardaire... Sao de misy azo tsoahina ihany izany. Iza mou no hanam-po fa ilay nanatitra ronono tao aminao ihany no lasa filoham-pirenenao avy eo. :lol: Ilay Dj lasa maire :lol: Possible enao miteny io mety ho lasa Minisitra TGV koa a. :D :D :D
8. ngoiha ( 16/02/2009 11:11)
Ka ireny anie ol ory hava-manan'e ny sainy mihintsy no efa DOMELINA.Sa ianao hanateranay TEHINA FOTSY KOA FA TSY MAHITA NY FAMPANDROSOANA.Ny masonao ahiratra tsara r'essara
9. madera2 ( 16/02/2009 19:31)
marina zany !
10. xxx ( 17/02/2009 10:57)
"Marina daholo zany ramalagasy !... tsy mendrika hitsimpona izay sombitsombiny latsaka avy @ latabatro akory ianao...nefa raha hanao TIM ianao tsy mba holaviko mihitsy!!!"

"Izaho no lalana sy la farine ary menaka,tsy mahazo mikaly raha tsy amin'ny alalako irery ihany" (Marka 7,77)

"Tiava ny namanao ary gadrao zay manenjika anao" (1Tim 7,77)

"araraoty ny andro azo hanangonam-bola fa miharatsy zao fiainanaizao" (2Tim 1,77)

Ahoana no tsy hinoanao fa mivavaka aho ? misaotra an'Andriamanitra mandrakariva aho fa nomeny vahoaka bado sy dondrona ary koa fiangonana mora vidy izay maharo ahy mihoatra noho ny foloalindahy sy ny miaramilako.

Ny miaramila miaro ahy raha misy mitady hitifitra na
hamono ahy,ny fiangonana kosa mampianatra ny olona tsy hamono ahy fa hivavaka hoahy sy hankatoa ny fahefako lehibe.

Ho ahy irery ihany anie ny voninahitra sy ny fanjakana
ary fiadanana hoan'ny olona ankasitrahako!

de nandray ny dibera tiko izy de hoy izy:hano, ity ny dibera vitan'ny omby vavy be ronono nafarana avy any afrika atsimo zao no ataovy ho fahatsiarovana ahy raha mahavidy ianareo,,de toy izany koa ny ronono:raiso, ka sotroy, ity ny màna milk,zao no ataovy ho fahatsiarovana ahy refa lasa adala any @hopitaly ianareo ......

Raha misy olona roa na telo mivory tsy amin'ny anarako dia sambory izy!

---------***************---------------------
"Ny fanananao dia vokatry ny vintana fotsiny ihany, fa tsy nohon'ny fahaizanao akory"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0549