Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
andrywui
(
12/02/2009 15:10)
tsara mitsy tsisy mpamaly reo lohahevitra xxx ireo
aiza ve ranga de izy Ravaloiste rehetra mihitsy no manao xxx !! fa iza no atahoranareo ato e!! sa mahana ny aina nalatsaka sa ny rà nolona mihosona amin tanana ?? maninona no kanosa ?? otrandra8 oma...
tohiny
novalian'i rangorivao69 ny 13/02/2009 10:54
xxx
(
12/02/2009 15:08)
Mila arenina ny firenena fa nisy nandoro
Saingy indrisy ny rakipeon'ireo malagasy dia kila sy may. Indrisy ry tantara isan-karazany, ry angano, ny kabarinao fahiny andriamatoa Didier Ratsiraka dia may tao anatin'ny indray mipi-maso.
TGV v...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 15:23
pimaso
(
12/02/2009 15:00)
ny fanarenana ny firenena izao no laharam pahamehana
Mandehana miasa daholo dia aza maivava intsony daholo
vita kabary
Amen
;-)
;-)
;-) ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 12/02/2009 15:58
xxx
(
12/02/2009 14:43)
tsy nisy hita ny mpirediredy politika
Tena tsy nisy hita daholo ny mpitaty rà-kena. Mbola matory atoandro fangamba.
Ny vahoaka lazainao mahantra io ange ka tsy afaka matory atoandro tahaka anao.
Aingana aloha teneno indray hoe le8 nana...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 15:29
xxx
(
12/02/2009 14:31)
RFI toujours le meme refrain
Tsy mahagaga intsony ny isa heno amin'io radio io. Un media, soit disant international, qui sais faire la division et la multiplication. Ils sont tres intelligents ces francais....
tohiny
novalian'i Oay ny 12/02/2009 15:09
xxx
(
12/02/2009 14:26)
mora ny milaza hoe mahantra ny vahoaka
Kanefa ny tena mahavita manao vacance any andafy. Kanefa ny tena manana nationalite hafa.
Mora ny miteny fa mba efa nahantra tokoa ve ianao?
...
tohiny
xxx
(
12/02/2009 14:20)
kely fingo TGV
Mahia sady mirouller r
Izany ve no mba hitondra? Ny mandoro aloha dia hainy tsara. Ny mibaiko koa dia vitany tanteraka.
Fa ny tsy vitany dia ny mameno an'i Mahamasina.
Ny stade no tiako tenen...
tohiny
novalian'i ARINOFY ny 13/02/2009 06:47
Oay
(
12/02/2009 14:17)
Iza no nahazo tombotso t@ nahamay ny RNM sy ny Magro
penguin aza vohizina ilay hevitra hoe mpamaky trano i TGV fa Andriamanitra sy izay nanao anazy ihany no mahalala an'izany.
Za zao ohatra tsy miaraka @ i TGV fa za mamosavy ahy ny saiko izany hoe tsy ...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 13/02/2009 09:06
xxx
(
12/02/2009 14:15)
manitsaka lalam-panorenana = manitsaka ny vahoaka
Fa kosa nisy lehilahy iray, Andry no anarany, tsy nisy fifidianana, tsy nisy fanendrena.
Io lehilahy io no mibaiko ny sehatra rehetra
Moa ka tsy izany va?...
tohiny
xxx
(
12/02/2009 14:10)
mandaha mafy jeneraly Dolin
Nanasaraka fifandonana maro teto Madagasikara hono izy.
Nony tonga ny tokoa alefaso hiditra zone rouge....
tohiny
kidoropamba
(
12/02/2009 14:01)
7.000 IREO TAO MAHAMASINA OMALY
Raha natao ny tombatomban'ireo mpanao statistika dia mazava izao fa 7.000 ny olona tonga tao mahamasina omaly.
Ity ilay vaovao:
CRISE POLITIQUE: PARTISANS DU PRÉSIDENT RÉUNIS, EN ATTENDANT RÉ...
tohiny
novalian'i Simpona ny 12/02/2009 17:04
xxx
(
12/02/2009 13:55)
Tsindry hazo lena
Hatramin'ny naha-ben'ny tanana an'i TGV dia tsy nisy zava-bitany fa azon'ny tsindry hazo lenan'ny fanjakana izy.
Dia nodorany ny tanàna ......
tohiny
novalian'i andrywui ny 12/02/2009 15:05
xxx
(
12/02/2009 13:42)
arendrina taratasy ny vahoaka
Ampiasaina rehefa misy ilavana azy. Dia rehefa may dia maka vaovao indray....
tohiny
novalian'i andrywui ny 12/02/2009 14:07
xxx
(
12/02/2009 13:37)
Ratsiraka kosa ve lazainareo fa voan'ny traumatisme
Voan'ny traumatisme cérébral hono eh
Jamba hono eh
Izao nareo nahazo ny tanorany. Akory atao baba?...
tohiny
xxx
(
12/02/2009 13:26)
sylla predident 2012
araka ny feo mandeha dia hoe sylla no ho lasa president de la republique @ 2012 ,...
tohiny
novalian'i andrywui ny 12/02/2009 15:46
Noue
(
12/02/2009 12:33)
Inona indray ny tetika manaraka eee
hita zao fa efa adabokin'ny olona ity tgv satria be loatra ity lainga , [b]tonga saina ny olona fa NATAO SORONA[/b]
[b]Hita fa tsy nahazaka ny zava-niseho omaly satria ni wawawa sy nitatata oe VIL...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 13/02/2009 09:36
rataxx
(
12/02/2009 12:29)
Inona mbola andrasana fa tsy atao izay atao!
Manomboka mandreraka ny miandry lava izao.Voa nasina hetsika tetsy Mahamasina dia ohatra ny misy fitavozavozana eo @ ndry zareo mitolona etsy @13.Nefa tadidio fa vao mianahana eo dia mahazo aina R8 eo...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 12/02/2009 14:49
miarina
(
12/02/2009 12:29)
Tsy azoko ...
15H00 : Alain Joyandet, ministre de la coopération française a rencontré Marc Ravalomanana hier et déclaré "« Notre message est clair : l’ordre constitutionnel et le refus de violences, et aus...
tohiny
novalian'i yuka ny 13/02/2009 07:41
lemats
(
12/02/2009 12:10)
Mba gasy ve R8 ?
Amin'nny fo tsy miangatra no hametrako io loha-havitra io @ maha gasy ahy koa.
Moa ve mba mitovy fisinana @ko ianareo ?Raha @ko aloha toa tsy mety ireny hetsika natao tao mahamasina ireny fa toa lasa...
tohiny
novalian'i Andribe ny 12/02/2009 23:13
penguin
(
12/02/2009 11:43)
Ministra 4 vaovao indray hoy ry TGVoa ééé
Dia miandry ny asa ataon'ireo Ministra efa ho 8 ary izahay ééé. Dia arabaina Ny Hasina fa raharambahiny maninona tsara izy teo oooo ? Mampiomehy fa iarahana mahita eo ary ééé....
tohiny
novalian'i penguin ny 13/02/2009 07:15
