sylla predident 2012
1. xxx
(
12/02/2009 13:26)
araka ny feo mandeha dia hoe sylla no ho lasa president de la republique @ 2012 ,
novalian'i andrywui ny 12/02/2009 15:46
5. peta83
(
12/02/2009 13:35)
Viavy sylla ve?? 8O 8O 8O ko tsy lasa misakaletaka daolo ny malagasyy!Fa mety milay kosa zany an!lasa mora be daolo ny lamaody retraretra! hihihi
7. yuka
(
12/02/2009 13:41)
aza HS eo ranga fa tssss
aleo izy hiasa hampandroso ny firenena fa tsy resaka sakafokafo zany!
:twisted:

8. tsiafoi1
(
12/02/2009 13:42)
Mbola mila référendum ndray ny révision de la constitution zany!
Efa asiako loupe ihany fa sao de pahana ny masoko, fa toa noir sur blanc ato le we "Ny métis tsy mahazo milatsaka ho prézidà". Andraso aloa asiako rora kely de gomaiko ty constitution ty fa ngô de tsy tafa prézida eo Tonton Sylla.

9. andrywui
(
12/02/2009 13:46)
HA !!! IO KOA VELONA IHANY I TSYAFOI !!!!!
ahoana letsy tsyafoi a !! efa nalaelo anla daholo letsy ny tato oe ; daitra ,gly voan'ny tazo mahery on elah halina tratry le orambe omaly teo Mahamasina !!! nanotany andry tsinjo de ozy lery oe :: efa nanao didimpananana ony elah tanikeo maraina !! da zahay io ane vao zao vao afatsaona anla e !! kay elah nitsangana tao ihany klé !! de arabaina letsy tsyafoi a!!! velon'aina zany e!! mbola mangozohozo anga elah zao ?? mihinana voantamenaka letsy fa reny mampatanjaka a!!

11. xxx
(
12/02/2009 13:58)
tsiafoy leshy mbola niasha teo à. mazhoto B ngé izhy é. zhany mo namako ôô.
12. andrywui
(
12/02/2009 14:00)
fa maninn marina i Yuka ?? toa misy resaka sakafo le izy ?? oe atao innn any amin IVO HASINA i Yuka ony ee ?? tsy azoko ! fa mba azon'ny Yuka hazavaina ve fa misangojy be le resaka sakafon'i IVO HASINA io
13. tsiafoi1
(
12/02/2009 14:33)
HA !!! IO KOA VELONA IHANY I TSYAFOI !!!!!
ahoana letsy tsyafoi a !! efa nalaelo anla daholo letsy ny tato oe ; daitra ,gly voan'ny tazo mahery on elah halina tratry le orambe omaly teo Mahamasina !!! nanotany andry tsinjo de ozy lery oe :: efa nanao didimpananana ony elah tanikeo maraina !! da zahay io ane vao zao vao afatsaona anla e !! kay elah nitsangana tao ihany klé !! de arabaina letsy tsyafoi a!!! velon'aina zany e!! mbola mangozohozo anga elah zao ?? mihinana voantamenaka letsy fa reny mampatanjaka a!!
O leisy Andrywui : zao zany le hoe "Ozoniko ho faty, vao ela velona"...
- Misaotra an'là ihany leisy e! Tsita leisy fa mahaiza mionona a, tsisy mampionona aza leisy mionona maika fa ny faty no mitsangana mampionona an'là... Tandremo aloa sao mivaha eo an!
-Tsy hita moa fa de Mahery tokoa anie leisy io Andriamanitra io, fa mahay mampitsangana @'ny maty, ka atao ahoana fa tsy laitran'ny soron'elà e!. De reny niaraha-nahita teny Mahamasina reny leisy ny zava-nisy fa de maiza mionona leisy a!....
- De ty kalongany misy mouchoir à jeter kely de fafao tsara io lelon'là io fa miborotsaka hatreny @'ny molotsa leisy izy zany k'leity e! Mamenats'olona leity nefa mba bandy bogosy misoro-bilana ihany...FAFAO aingana fa Tena Gaigy Voretra be izy zany.... dain !
14. yuka
(
12/02/2009 15:21)
za ndray ve no asainao manazava anizany maizina be zany?
anontanio io xxxio fa izy ndray io mahita volana alohan'ny biby io
raha te iresaka sakafo izy asaivo manokatra dinika atsy ambadika atsy.
POLITIKA HOA NO ETO FA TSY POLIFIKA!!!

15. andrywui
(
12/02/2009 15:46)
ka le niantombohanle resaka ane no tiako mba hazavain'i Yuka e!!! satri toa mikofonofono zavatra le izy na de azoazoko veroka iany aza fa le niantombohany no maizina amiko !! lazao moa fa betsaka ko ane zao ny olona eto te ahalala marina io resaka" Yuka sakafon'i IVO HASINA io e!! " inona zany ????