Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 12/02/2009 11:07)
Aiza ianareo mpanohana an'i tgv e
dorana ny rnm,magro tsy tafa,asiana ra mandriaka tsy taitra ny olona,atao ville morte toa mianatra sy miasa ihany ny mpiasa,apetraka ny minisitra toa tsy mety mihitsy.Izao ny tim nanao ny demostration... tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 14:31
madamakely ( 12/02/2009 10:57)
Nakaiza i kala bozy eeeeeeee
Hono oa ry NyAvo2000, ry Tsiafoy1, Noue, VONGAN-TSIRA angaha ny havantsika [b]boziboleta[/b] ka [u]levon'ny orana[/u] teny Mahamasina omaly fa toa tsy hita eto amin'ny serasera intsony? Mafy tokoa al... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 13/02/2009 09:20
penguin ( 12/02/2009 10:13)
Mpanaraka an-Dratsiraka sy Mpanaraka an-dRavalomanana
Ny fantatro aloha dia tsy nitovy tamin'ny fiainana faha Ratsiraka mihintsy ny zava-miseho hatramin'ny naha Filoha an-dRavalomanana. Tamin'ny andron-dradidy dia izay manana havana CSR na tarabaomaraina... tohiny
novalian'i penguin ny 13/02/2009 07:20
nyavo2000 ( 12/02/2009 10:05)
MONJA ROINDEFO hay olona INTERDIT DE CHEQUIER=Mpisoloky PM?
hay ve ka OLONA INTERDIT DE CHEQUIER ity MONJA ROINDEFO ITY e!ZANy HOE OLONA NANAO CHEQUE "sans provision"= MPISOLOKY VOLAN'OLONA NO DIKAN'IZANY ? ZANY VE NO MIDOKA-TENA HO PM ? mampalahelo RA... tohiny
novalian'i sehenou ny 13/02/2009 06:32
diloo ( 12/02/2009 10:04)
Fampitahana ny fizotran'ny zava niseo nanomboka ny 27-01-09
Bjr djiaby, Jereo @'ny faran'ny forum politika:Pierrot,TDM. Misy message non négligeable ao par Olga RAMIA... mi-informer ny stratégie mampiseo ny zava-mitranga nanomboka t@'ny 27-02-09. Mbola mi... tohiny
pimaso ( 12/02/2009 10:02)
Omena gratuit ny governement tgv i nosy lava hanjakany
any nareo mianakavy mamorona fitondrana mahaleo tena fa tsy mendrika ny tananarivo sy Madagasikara iray tsy mivaky dia mifanela any okay... tohiny
novalian'i pimaso ny 12/02/2009 14:49
sitraka1 ( 12/02/2009 09:55)
Google Earth
Salut, Fa ahoana kay ny fampiasana an'io logiciel io, ahafahana mahita ny toerana ipetrahana sy zay toerana tiana ho jerena eran'zao tontolo zao? Misaotra mialoha an'izay mamaly.... tohiny
novalian'i colline ny 13/02/2009 09:47
salopard ( 12/02/2009 09:42)
RATSIRAKA - RAVALO
-ZONE ROUGE samy nanana fa ny toerany no tsy mitovy -VOLA samy manana fa ny isany no tsy mitovy -NOTIFIRINA sy NOVONOINA samy nahavita fa ny isany sy ny mpanantanterka no tsy nitovy :-ny ahy C... tohiny
pimaso ( 12/02/2009 09:35)
Feno Mahamasina sady tsy noterena ny olona
Ela ny ela ka afaka naneho hevitra tena demokratika ny tena vahoaka marina aoka izay ny lainga beanao ra tgv fa efa miharihary toy ny vay ankandrina a! tohizo fa efa akaiky kely tsiafahy ajanony ko... tohiny
novalian'i pimaso ny 12/02/2009 14:55
tsinjo ( 12/02/2009 08:53)
tsy nisy olona 13 mey androany
hiihihi :-D :-D :-D :-D ANDRYWUI aaaaaaaaaaaaaaa... tohiny
novalian'i pimaso ny 12/02/2009 16:35
cooper ( 12/02/2009 08:18)
pôlitika
Betsaka no lazaina fa tsy hita popoka teny ambohitsorohitra ny asabotsy, betsaka koa no lazaina fa namoy ny ainy na dia tsy mbola tafiditra tao anaty zone rouge aza. Firy metatra miala avy eo @ palais... tohiny
soanja ( 12/02/2009 08:07)
Pizza
Misy sakafo tsy mba mety tiako fa ity Pizza ity dia tena tsy mety voako mihitsy. Ny mampiferin'aina ahy anefa dia rehefa miara mivoaka izahay mpinamana rehetra dia Pizza foana no tena hanin'izy ireo n... tohiny
penguin ( 12/02/2009 07:42)
Misokatra ny TSENA Mahamasina, mandeha ny Taxi-be
Ka ho vonoina sy ho robaina ve ireto mpiasa mitady ny hanina ho haniny ary satria mbola mamelatra ny varotrany ny eo @'ny tsenan'i Mahamasina ? Ny mpianatra mianatra izay nandalovako fa tsy haiko ny t... tohiny
novalian'i Oay ny 12/02/2009 13:57
ravatorano ( 12/02/2009 07:10)
NEGOCIATION TIM-TGV
[b]Dialogue et négociation. Le dialogue a commencé. Mais, ce n’est qu’un début. La mission de médiation pilotée par Ban Ki Moon porte déjà ses fruits.[/b] Ivohasina Razafimahefa et Monja... tohiny
novalian'i tsinjo ny 12/02/2009 09:56
Fanhaiky ( 12/02/2009 06:33)
Aleo hitsikiana ihany... :-D
:-D efa samy tsy hisy fiafarany ihany ity krizy ara-poitika misy eto amin'ity Nosintsika ity dia aleo angamba mankahery tena amin'ny fihomehezana sisa no azo atao. ka rehefa dinihina dia toa samy m... tohiny
novalian'i LL52 ny 13/02/2009 07:49
niryna ( 12/02/2009 06:30)
Tsy nandray ny fitiavana ny fahamarinana izay hamonjena azy
[b] Ary dia haseho ilay tena mpandika lalàna, izay holevonin'i Jesosy Tompo amin'ny fofonain'ny vavany ary hofoanany amin'ny fisehoan'ny fihaviany;[/b] 9[b][u] ny fihavin'ilehiny dia araka ny fià... tohiny
novalian'i niryna ny 22/02/2009 20:56
penguin ( 12/02/2009 05:51)
Na mbola ts teo aza ny Filoha ara-dàlana dia FENO MAHAMASINA
Avadika hevitra mivilana ny tsy nahateo Mahamasina ny Filoha ara-dàlana. Ny zavatra hita amin'ny fampahalalam-baovao rehetra nefa dia hita mandray karazan'olona ary tsy mitsahatra miasa ny Filoha. Ny... tohiny
novalian'i sehenou ny 12/02/2009 20:54
zoulou ( 12/02/2009 05:47)
OHATRY NY OMBY MIJERY FLORA
dia mapime ny mijery ny ankabeazan'ny olona teny mahamasina ohatry ny omby mijery florà fotsiny, ny sasany izany moa dia nita-takolaka fotsiny, ireny izany le nomena vola e dia niakatra taty Tanà. ... tohiny
xxx ( 12/02/2009 05:15)
KIANJAN'NY MAHAMASINA
Natao ihany ny tsy hiresaka politika fa tsy maintsy lazaina ny zava-misy. NIkabary teny Mahamasina i Ambroise ravonison (Logt62 cité Ambohipo) ary nilaza fa manohana an'i Ravalomanana, mba teneno ih... tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 11:47
MANAKASINA ( 12/02/2009 04:31)
aiza rossy
aiza rossy, sa tsy ilaina tsony, sa efa vita ny ilaina azy satria efa betsaka ny olona tonga eny@ 13mey, afaro ihany lery sao vitsy ttampoka indray ny olona tonga eny e!... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.3895