Misokatra ny TSENA Mahamasina, mandeha ny Taxi-be
1. penguin
(
12/02/2009 07:42)
Ka ho vonoina sy ho robaina ve ireto mpiasa mitady ny hanina ho haniny ary satria mbola mamelatra ny varotrany ny eo @'ny tsenan'i Mahamasina ? Ny mpianatra mianatra izay nandalovako fa tsy haiko ny tsy hitako ka ho terena hitsaratra ve ?
novalian'i Oay ny 12/02/2009 13:57
2. rahiratra
(
12/02/2009 07:47)
Mifampiaro ny olona manaraka ny marina manomboka izao fa tsy ny barofo barofo foana no atao hanjaka eto. Izay mangiana manaiky ka mila miseho koa ny ara-dàlana.
3. tsiafoi1
(
12/02/2009 08:05)
MIASA de ny MIASA hatrany,
Fa avelao ny kamo ho any,
hidogaigy hitanin'andro
13 mai mandany andro....!
Tsy ilaina ny mitaiza,
Ny tanora ho mpikomy!
Olom-banona no ilaina,
Zaro hiasa ny tanora....!
Madagasikara hilamina tokoa.
Fa avelao ny kamo ho any,
hidogaigy hitanin'andro
13 mai mandany andro....!
Tsy ilaina ny mitaiza,
Ny tanora ho mpikomy!
Olom-banona no ilaina,
Zaro hiasa ny tanora....!
Madagasikara hilamina tokoa.
5. Oay
(
12/02/2009 08:25)
Fa angaha tsy mitohy ny fampiderana hery (démonstration de force) ny mpanaraka ny filou.Za anefa nieritreritra hoe hatreny Anosy ny oul androany d hisy lakana eo Anosy fa tsy ampy ny toerana.
tsiafoi1 ohatrany efa henoko io baiko mpitolomana io kle: Mamokatra mamokatra hatrany.... ka tsy maintsy miasa anie ny oul ry penguin sy tsiafoi1 satria ny ezaka nataon'ny mpitondra nandritra ny 7 taona d zara raha mihinana amban'ny fotra ny vahoaka amin'izay raha vao tsy miasa indray andro d maty satria tsisy reserves.Mahay oa ity filou ity (filou=personne qui vole avec adresse).
Mbola hanjakan'ny aizina sy ny tsy fahampiantsaina ilay Tanindrazako.Mino aho anefa fa tsy ho ela izany satria Masina ny tanindrazana ka tsy azo hanaovana ratsy, ary ny mahafaly ahy d ny vavan'ireo rehetrarehetra ireo d efa nanonona izany fa tsy nisy nanaja ka d ho avy ny valiny ho azy ireo.

6. soali
(
12/02/2009 08:51)
tsy oe miasa sy mianatra ny olona de tsy manaraka azy, fa na za zao aza tsy maintsy miasa nefa de manohana azy.
ny hevitra anie no ampiadiana e, fa tsy ny hery!
fa hanohizako ny tenin'Oay, fangaha moa zany no nadrasanareo tany mahamasina e? toa lasa mamaly zay tenenin'i tgv nareo fangaha tsy oe hanohana ny présida nareo?
fa mba taiza oa ny présida nareo e? izy aza tsy miraharaha anareo nefa nareo efa mba otsaky ny orana mitsy, :-D ndryyyyy!

7. xxx
(
12/02/2009 08:57)
mba nijery telé ihany ny tenako, nandalo teny mahamasina fa tsy nisy ihta daholo ireo mpanohana an'i Ra8 mpaketo @ forum toa an'dry tsiafoy1, tsinjo, sns
9. tsinjo
(
12/02/2009 09:28)
xxx> heyyyy tany mitsy za fa ranga no efa jamba (taranaka jamba mantsy e) :-D :-D
10. andrywui
(
12/02/2009 09:34)
ny nampalaelo ahy fotsiny letsy ry le tsinjo de le ranonorambatravatra be namelezan'Andriamanitra anle TIM kely 4% teo Mahamasina reny a!! mahonena kely daholo izy rehetra mipitsapitsa kely kotsa hatramin'ny silipony sady miheno dodola sy tahiry !!! ny kohaka miala any ny sery efa miditra ny fanaviana androany alina tsy tenenina tsony !! hi! hi! hi! moa i Ravalo nitsilailay tsary sahy nakeny fa natahoatra horakoraka sy ompa ho ataon'ny TIM azy !! he he he mapme be
11. glamouur2
(
12/02/2009 09:38)
fa ny anay ny prezidà b adidy miandry azy @ maha prezidà ara-dalana azy ko! izy ndray alou tsy fombany ny anao oe "mitsodrano anareo ah" e! nimehezan'ny ol ny fikan'i tgv maly! aiza ze ville morte sns!! hihhi! zany ko!
ary mba aiza daoly marn ze kil eo @ 13may e?
ary mba aiza daoly marn ze kil eo @ 13may e?
12. Andribe
(
12/02/2009 09:40)
Toa nisy nitifitra koa hono teny mahamasina fa nifampitifitra mifampangetotra :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D brrrrrrrrrrrrrrrrrr tchoufff
13. andrywui
(
12/02/2009 09:41)
nifampangetotra fa narary kibon'ny orana be nivatravatra kou !! sady nanavy aby izy rehetra halina
14. tsinjo
(
12/02/2009 09:44)
hahahahha , ary masoandro be nga io mirotsaka io zao ry andrywui ?? :-D
15. penguin
(
12/02/2009 10:00)
Ny zatra ny mandeha ho azy eny @ 13 Mai avy dia manazava ny fanaony eny fa nifanaja ary niala tsy nisy naratra; tsy namaky trano ny olona fa nampiseho ny mahaizy azy no nijoroany sy niafiany ny orana teny Mahamasina. Tsy ny Filoha Ra8 no nozahavin'ny tonga teny fa ny HISOKAFAN'NY MASONAREO FA MISY ARY BETSAKA NO MANDALA NY ARA-DALANA.
16. andrywui
(
12/02/2009 10:05)
sady nangetoran-ra8 no nasian'ny orana !! zao narary aby laisany !! aona letsy penguin efa mba azoazo ve elah zao letsy ??? saika tsy tody ny halina ?? isaorana ny Avo tsy lasa halina elah zany kou !! le tsinjo akamanlah no saika jifotra halina fa niantsona dokotera mitsy vao io niafana kely mikiakiaka ao io izy !!! za ndray no nanalanlery otran oe za no Andriamanitra nanafay azy tam ranonorambatravatra omaly
17. nyavo2000
(
12/02/2009 10:12)
Lisany lety no nangerena sy nifiran'ny olona teny Mahamasina an!
Ny olona rehetra tsy nisy narary izany, zah zao tena en forme ary vao maika en forme fa tsy misy olona intsony mitonatonana eny @ 13 Mai...ny ketrina ihany sisa no vitsivitsy eny
Ny olona rehetra tsy nisy narary izany, zah zao tena en forme ary vao maika en forme fa tsy misy olona intsony mitonatonana eny @ 13 Mai...ny ketrina ihany sisa no vitsivitsy eny
18. penguin
(
12/02/2009 10:18)
Ato ampiasana aho ary tsy nisy marary. Ny hoe matanjaka indray dia tsy matanjaka afaka mamaky trano sy manimba ary mandoro sy mandroba fananan'olona ny tena fa ny asa no heverinay izay hivelomana ary hanasoavana azy mba aharaka ny fivoatran'ny toetr'andro. AZA MANARAKA IZAY OMPA ATAONY RY AKAMA FA NY ASA NO AVALY NY TOETRA RATSINY. Na izany aza tsy maintsy mamaly isiaka raha mbola mitady hanjakazaka ihany.
19. andrywui
(
12/02/2009 10:26)
azafady penguin fa fady ahy ny miteny ratsy na manompa an!! aza mifanendrikendrika kely !! fa ny akamanlah pimaso atsy ambadika atsy no miteny ratsy be fa tsy mahazaka petsa nanaovako azy tao !! mangatsiatsiah letsy laisany ry penguin sy Nyavo ah mirary anareo ho sitrana e!! de mba mivatsia ganida ampaosy ihany sao miverna tampoka ny tazo e!!
20. penguin
(
12/02/2009 10:33)
Olona marary vé afaka hamaly an'elah eto ry misy saina mivilana a ? Sa any amin'ny Hopitaly koa izahay no mamaly an'elah eto. Sao elah no mila manantona mpitsabo satria hafahafa ilay tari-kevitra? Ny fantatro dia miasa ireo mpivarotra eo Mahamasina ary izay no nanokafako ny loha-hevitro raha afaka manohitra izay elah marary saina ka ilaza hoe nampitahorinay dia nangorin'entana avokoa ny mpivarotra dia izay no azon'elah ambara raha vitan'elah. Ka hamaly sa hitapy ?