hay ve zany kay nitondra ordi portable any amin hopital i Penguin e!! mba afakandro alo elah nanana ordi portable ka !! mba te hanatitra voasary hoanla any letsy aho ry penguin fa num firy ny porte misy anlah sy le Tsinjo ??? ary lery tko ary mba namalimaly kely teo de daitra ndray kléé !! i le tsinjo io !! aza hitako ka tena maty marna lery lety ry penguin a!! sao tokony jerenla ao alo fa ela zao akaiky azy ao !! sa elah mbola tsy afamirna ??? mahazoa fahasalamana letsy ry zalahy a!! Andriamanitra no nanao aniny orambe namparary anareo iny ka mifonah aminy eh !! tsa hanao ko aho oe !!!
Kay moa efa vitan-dRa8 misy Internet ny Hopitaly Malagasy an ? Hafa marina Ra8 tsy sahala an-dradidi.
Marina ny an'i peguin fa hafa i Ra8 tsy sahalaan-dradidy.
Ny an-dradidy tsy mba nangorona ny PPN (Vary, menaka, ronono sns...) fa Ra8 vao tonga teo @ toerana tonga d any @ ain'ny vahoaka no nalehany zao tsy misy afaka mihetsika ny vahoaka satria fanahinian'i Ra8 nodorana ny Magro sy ny sisa d tsy misy ny hanina hoanina d rava ny grevy d miandry filaminana i Ra8 d mandoha ny volany ny assurance d miverina indray ny heriny.Tena mafy oa ty filou.Fa tsy mafy noho ilay Andriamanitra alou io fa mbola mitsipatsipaka miala aina é!