Aleo hitsikiana ihany... :-D

1. Fanhaiky ( 12/02/2009 06:33)
:-D efa samy tsy hisy fiafarany ihany ity krizy ara-poitika misy eto amin'ity Nosintsika ity dia aleo angamba mankahery tena amin'ny fihomehezana sisa no azo atao.
ka rehefa dinihina dia toa samy mandray anjara amin'ny fihetsiketsehana daol na mpanohana, na mpanohitra, na neutre. de izao angamba azo atao koa
ohatra:
mba hanangana fanjakana koa izany ny mpanao hatsikana
Filoha: F Turbo
1er Ministre: Loulou
Minisitra isan-tsokajiny: Honorat, Eric, Goth, Dadavy sns...eh
(Raha mbola teo moa i Zafihita dia izy no Ministry ny Fiarovam-pirenena satria izy miaramila saingy indrisy...(Mandry am-piadanana)
Ka ny Radio sy TV ampiasaina dia RTA sy RADIO TANA (Kidaona maraina) mba hitantarana ny zava-misy
Kianjan'ny Demokrasia: Antasahamanitra na Roxy (Mlay kosa)
Ka raha izay no izy dia hoy indray isika hoe: raiso ny fahefana Atoa F Turbo
(Blague io fa sao indray misy manondrana eo ah :-D :-D :-D :-D )
novalian'i LL52 ny 13/02/2009 07:49
2. Oay ( 12/02/2009 07:04)
Manhaiky anao é.Ka eto anie efa izao ny devise é TSIKY DIA AMPY.
3. peta83 ( 12/02/2009 13:33)
ary iza no ministry ny sosy???sy ny fasalamana? :D :D :D
4. LL52 ( 12/02/2009 14:56)
de mlay zany ka, maita atao reto nareo à!
manin rah mba i Goth zany no ministry ny fasalamana é!.........
5. Fanhaiky ( 13/02/2009 05:48)
LL52:

de mlay zany ka, maita atao reto nareo à!
manin rah mba i Goth zany no ministry ny fasalamana é!.........



Ka ty fiainantsika ty anie efa mahakivy mihitsy de aleo manala azy sisa eh sa tsy izany :-D
6. LL52 ( 13/02/2009 07:49)
marn zany e!!!!!!
tsara misy an zalà reny analana. Rah io politika io no atao lava reny -oanzay tsy de zatra alo- de mety maha lasa adala mintsy.
mrc @ le evitra é!!!!!
mapmé tkou
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1678