MONJA ROINDEFO hay olona INTERDIT DE CHEQUIER=Mpisoloky PM?

1. nyavo2000 ( 12/02/2009 10:05)
hay ve ka OLONA INTERDIT DE CHEQUIER ity MONJA ROINDEFO ITY e!ZANy HOE OLONA NANAO CHEQUE "sans provision"= MPISOLOKY VOLAN'OLONA NO DIKAN'IZANY ?


ZANY VE NO MIDOKA-TENA HO PM ? mampalahelo

RAHA ANY IVELANY DE "EFA INTERDIT BANCAIRE" ?
novalian'i sehenou ny 13/02/2009 06:32
2. xxx ( 12/02/2009 10:20)
NAHAZO VAOVAO NENTANIN4NY FO TAIZA NDRAY ARY LE nYAVO TYDE TSY MBA MANONTANY OLONA TSARA MANDINIKA ALO FA DE MITSONTSONA BE ETO FOTSINY AMIN TSY MARIPOTOTRA !!!FA DE HONOHONO FOTSINY NO HIVELOMANY !! MAPME BE ENAO nYAVO FA ATAOVY SUR TSARA AMIN MANARAKA VAO MIKOZY ETO
3. madamakely ( 12/02/2009 10:27)
nyavo2000:

hay ve ka OLONA INTERDIT DE CHEQUIER ity MONJA ROINDEFO ITY e!ZANy HOE OLONA NANAO CHEQUE "sans provision"= MPISOLOKY VOLAN'OLONA NO DIKAN'IZANY ?


ZANY VE NO MIDOKA-TENA HO PM ? mampalahelo

RAHA ANY IVELANY DE "EFA INTERDIT BANCAIRE" ?

Hainao moa fa an'i Ra8 ny fanaovan-dalàna? Rehefa tompon'ny lalàna enao de mora aminao ny manamboatra azy mba hanamelohana olona iray. Ka mety io sahady no mitranga. Adinonao sahady ve ny nahazo an'i Voninahitse e?

4. nyavo2000 ( 12/02/2009 10:34)
Mangataha chèque any @ Monja Roindefo e!

dia alaivo eny @ banky de hitanao ny réponse...hi hi !
5. xxx ( 12/02/2009 10:41)
lany nanaovany propagande t@ fifidianana presidentielle farany teo ny volany,40no isan'ny nifidy azy contre 2.4millions an'i ra8 :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
6. andrywui ( 12/02/2009 10:43)
De ze resaka seky ony no mahatezitra be an Nyavo eto !! nefa ary izy miova banky fotsiny defa afaka mahazo seky vaovao ndray raha nanao anzany !! fa hono oa ary ny impots nra8 200milliards anga hadinonao fa tsa mbola naloany any iny hatramzao e !! mody harirarirany eo !! ka aza ny tapakazo eo alohann'ny mason'ny namanao no mahamaika anao ny hanala azy fa io baobab be eo ambony loha io esory aloha !! ry Nyavo be fisainana a
7. yvonKEL ( 12/02/2009 10:48)
i Voninahitsy kosa sady nanao kolikoli be no niray tsikombakomba t@ mpanao vola sandoka eee.Efa mba nomena chance t@ le nalaina tany ambatolampy de mbola tsy fay fa nanao csp. aza de abahana ao an-tsaina loatra hoe mpanahitra izy fa nanao ny tsy mety kosa ee.Sa ny mpangalatra mangahazo kaly ireny ihany no sahaza ny fonja. Aza manao hevitra bontolo
8. andrywui ( 12/02/2009 10:54)
mahazo resak ve yvonkely sa tsia fa tsy nisy resaka voninahitsy teo !! nga izy ministranay !!!
9. yuka ( 12/02/2009 11:08)
fanjakana jomaka ny anareo ry andrywui aaa!!! :-D :-D :-D :-D
10. yvonKEL ( 12/02/2009 11:14)
andrywui
azoko tsara le resaka eny na dia ny ao an-tsain'ela aza fa i madamakely no novaliako teo fa tsy voasoratro ny pseudo ny
11. tsinjo ( 12/02/2009 11:37)
foza orana :-$ =))
12. andrywui ( 12/02/2009 11:48)
yuka mamely tampoka de mitsoaka an !!!!
13. penguin ( 12/02/2009 11:59)
andrywui no fozaorana any an-dafy hono ééé. hehehe
14. xxx ( 12/02/2009 12:07)
ho anareo mpanohana ra8 reo é, rehefa alainy @zay ny tokotaninareo, de teneno ra8 oé, mihondreha, de ao fa efa minono zahay.

raha ny fanendrikendrehana de hainareo. inona koa zao ny an'i benja razafimahaleo, ny an'i hasina andriamanjato, ny an'reo sasany reo. teneno daolo.
fa laisany, aza mahatoky raha tsy efa hanao mitovy @ mugabe ny hanaovan-dra8 anareo.
de ny valiteny azonareo @zay, de oé "samy ho tahian'Andriamanitra isika", misaotra fa feno tsara ny posiko
15. Andribe ( 12/02/2009 12:22)
ka inona kosa aza no hanin i lery raha tsy manao cheque tsisy vola izy :-D :-D :-D :-D :-D
16. yuka ( 12/02/2009 12:59)
tsy hoe mitsaoka ry se fa sady manao ny hatao ihany no mba mandalondalo
eto aa!
zay anie tsy mitovy aminareo TGVita ee! nareo afaka mijanona ela eny @13mai tsy maninona mintsy!
:lol: :D :) :-D
17. andrywui ( 12/02/2009 13:10)
yuka === tsy nanana tany na trano na fananana norobaindra8 nareo de zay no matonga anareo manaiky foana !! sady aminio 28euro karama ve de afapo sy efa mety aminao io ??? maneke foana !! misy tanin'olona amanjatony hekitara any Alaotra alaina aminkery miaraka amin'ny miaramila (ekeo ihany) ,misy tanin'olona site privé any Analalava - Antonibe nalaina ankeriny satria tsara place be (ekeo foana) ,ny tanin'olona tao Ankorondrano- Analavory Ampefy !! tsara toerana be koa satria amondrano sady efa vita fefy de mody nomena oe anolokafa (namonoana olona firy koa) de mbola ekeo iany ,...... de ekeo iany Yuka a!! efa zatra anzany koa ane isika hatramin'ny andron'ny vazah e!! manaiky ,mihatoka ny loha ,mba akaro kely fotsiny ny toetsaina e!!! mba sivilize amzay fa sao ae de ho taraiky amity fanaikena be fahatany ty eto e!! ny Malagasy voazanaka taloha no tokony hanao izany fa trsy amzao itsony !!!
18. xxx ( 12/02/2009 13:54)
ny an-dry zalah ny hainy, dé lé oé: "OUI VAZAH", "EKENA PREZIDA",
19. jakaka ( 12/02/2009 17:52)
madamakely:

nyavo2000:

hay ve ka OLONA INTERDIT DE CHEQUIER ity MONJA ROINDEFO ITY e!ZANy HOE OLONA NANAO CHEQUE "sans provision"= MPISOLOKY VOLAN'OLONA NO DIKAN'IZANY ?


ZANY VE NO MIDOKA-TENA HO PM ? mampalahelo

RAHA ANY IVELANY DE "EFA INTERDIT BANCAIRE" ?

Hainao moa fa an'i Ra8 ny fanaovan-dalàna? Rehefa tompon'ny lalàna enao de mora aminao ny manamboatra azy mba hanamelohana olona iray. Ka mety io sahady no mitranga. Adinonao sahady ve ny nahazo an'i Voninahitse e?



avadiho 100000000 ny lela vao manaratsy olona

20. heidi ( 12/02/2009 20:22)
Andribe:

ka inona kosa aza no hanin i lery raha tsy manao cheque tsisy vola izy :-D :-D :-D :-D :-D

fa hita fa totakely ikoizana dool ireo vondron'oul i tgv ireo


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3618