MONJA ROINDEFO hay olona INTERDIT DE CHEQUIER=Mpisoloky PM?

21. sehenou ( 13/02/2009 06:32)
heidi:

Andribe:

ka inona kosa aza no hanin i lery raha tsy manao cheque tsisy vola izy :-D :-D :-D :-D :-D

fa hita fa totakely ikoizana dool ireo vondron'oul i tgv ireo





marina ny lazainise totakely dool ny vondrony tgv manao cheque tsis vola.FA ny vondrony ra8 TOTABE tsy manao cheque fa tonga d mividy avion lafo vidy e! taiza no naitani totabe anizan cheque b d b zani?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0516