Mpanaraka an-Dratsiraka sy Mpanaraka an-dRavalomanana

1. penguin ( 12/02/2009 10:13)
Ny fantatro aloha dia tsy nitovy tamin'ny fiainana faha Ratsiraka mihintsy ny zava-miseho hatramin'ny naha Filoha an-dRavalomanana. Tamin'ny andron-dradidy dia izay manana havana CSR na tarabaomarainan'ny AKFM KDRSM no afaka mahazo vatsimpianarana ivelany na lasa mianatra tany Sovietika. Andron-Dravalomanana rehefa mpianatra milofo dia afaka mahita izany hoe mandrato fianarana ambony an-dafy na zanaky ny mahantra aza. Io no mahatezitra ny zatra ny lalan-dririnina satria ny mianatra no lasa fa tsy ny mahalala olona ihany. Sahala izay koa ny asa raha vao tsy mahavoa dia tsofin'ny olona nefa hatramin'ny an-dradidy ny akama azo atao directera vendrana na tsisy fantany aza ny asa. sns sns. Izay no tiana haverina ka tsy ekenay raha mbola mamofompofona olona lasa sesitany. TGVoa.
novalian'i penguin ny 13/02/2009 07:20
2. nyavo2000 ( 12/02/2009 10:17)
Zay mihintsy e!
3. xxx ( 12/02/2009 10:18)
ARY EFA NIAFANA VE ALOHA ONY NY TAZONLAH RY PENGUIN ? DE MIRARY ANLAH HO SITRANA SOA AMATSARA ALO E!! MANGATSIATSIA §
4. penguin ( 12/02/2009 10:27)
Iza no voan'aretina ka lasa adala sy niteny na nanoratra ratsy tsy elah vé ? Mivadika xxx rehefa mitapy satria poakaty. Barofo no heverina handresena nefa aza adino fa HAMALY AMIN'IZAY IZAHAY. Zaza tsy ampy taona no entin'elah maty voatifitra nefa ny TGVoa mody mitomany miantso telefonina avy an-trano koa iza no niala pas ny mpanaraka azy ? Nampalahelo ny renin'ilay TOMPOKOVAVY TOKY nefa tsy fantany fa ny zanany efa 18 taona nefa mbola vao mpianatra hanala BEPC ary mpianatra any nanisana maty tany Ambohitsirohitra. Ilay zandriny koa dia teny zaza marina ka tsy nandainga fa hoe VAKY NY BARAZY DIA NIDITRA IZAHAY.
Aza ny zaza tsy ampy taona sy tsy vory saina no atao eny ambavahady fa midira elah isany mpitarika raha mba sahy mandeha any Ambondrombe
5. andrywui ( 12/02/2009 10:37)
marina ny anlah ry Penguin misaotra anlh !!! efa hita fa zaza tsy misy basy tokoa!! sady vavy kely no teny ! de na felaka fotsiny aza ane de mampiverina azy teo ampovoan'ny arabe teo zany e!! fa de notsenainlaisany tifitra basy be nefa zaza vavy kely tsy mitondra ninoninnn !! fa na trerona aza ane zany de mampiverina izany zazavavy kely zany e!! sa efa zatra mamono olona de tsy mety tsony ny tanana raha tsy mihosondrà ??? firy zay efa matinareo zay ?? zay no ataoko oe marina mitsy ny anla ry Penguin bravo fa misaina tsara !! efa mba olona zao elah !!
6. andrywui ( 12/02/2009 10:39)
ary za letsy ry penguin tsy miteny ratsy a!! tsy ma&hita teny ratsy amiko zany elah na amporisihinlah amzany aza aho !!! za matoa maketo de mahazaka tsara ary vonona ny hananatra anareo tsy misaina ireo aho !! fa ny teny ratsy zany X
7. penguin ( 12/02/2009 10:45)
Zazavavy tsy vory saina ary tanora tsy mahalala izay ho aviny akory no harisik"elah ho faty. Mody mandeha aloha elah dia mitsoaka miverina avy eo ny vendrana asain'elah mitabataba io io io io io koa ny bala vé ahay hifidy fa dia izay sendra mody. Ny resak'olon-dehibe aza hametsena zaza tsy vory saina. Na ny TGVoa aza ny loha keliny no miseho fa tsy sahy mampiseho vantana fa ny mpiambina tsy manantsiny ary voakarama no arantiranty. Izany no tsy matahotra vé ? Fampianarana no omena ny tanora fa tsy mody entina dia avela hijabaka any avy eo miala ilany fa ny zaza no avela ho faty mba hietsehan'ny FOn'ny olona.
8. tsinjo ( 12/02/2009 10:49)
kou maninona no mamaky barazy ra ANDRYWUI nefa efa asina barazy we tsy azo idirana ato ?
9. andrywui ( 12/02/2009 10:53)
io ane ry penguin mitovy ny tamin'ny fihetsehambahoaka tamin 2002 ihany fa tsy zavabaovao akory ny Malagasy mihetsika sy mitokona zany e !!! fa raha Ravalo tam2002 izany de tifitra sy famonoanolona fahamasinana be ireny olona anarivony matiny tany amin'ny faritany sy Brickaville reny !!?? fa rehefa ny hafa no mitokona sy mihetsika de maty tsy misy fahamasinana zay fa maty amin'ny ota !! tena le fisainanareo mihitsy no efa misy holatra ka ze atao rehetra de lazaina fa masina daholo na efa mihosondrà ny tanana de masina ihany !! tena mpanao Blasfemie mihitsy !!
10. penguin ( 12/02/2009 11:07)
Fa iza no nampiasa ny masina raha tsy elah ? Io aho vao nanoratra ilay teny koa ahoana ry andrywui sa andry TGVoa ? Elah aloha dia hala maina ohatrin'ny mpamototra alika hoy le rangahy tary. Hehehehe
11. andrywui ( 12/02/2009 11:25)
hiala maina amininn aho letsy ry lety a!! tsary mila plasy ane aho ry penguin fa ny malagasy voa jadona sy mahantra no hiadivako e!! za efa manana ny ahy tsy laniko aty fa miady mafy ho an'ny malagasy aho ary tsy manaiky ampandohalehana ny malagasy intsony !!! fa raha mbola ambany ny farimpiainan'ny malagasy de manohitra aho na TGV na Ra8 no eo !!! mazava ???
12. penguin ( 12/02/2009 11:49)
hay vé ry letia. Efa manangana governemanta ny akaman'elah ka ho hita eo ary ity asa tsisy fampandolihana ééé. Efa lasa an-dafy ty vao mitapy sa mpamafa kiraro any ? Hahahaha sa ministra any sa efa mba Obama Gasy any ry mampiomehy a ?
13. andrywui ( 12/02/2009 11:57)
tsy mijery ny momba ahy anga elah ry penguin a!! musicien poly aho letsy no aty a!! ary na ny vazah aza miaiky ny maha mpitendry ahy !! zay de ampy !!!! ny fiadivana ny tombontsoa ho an'ny Malagasy kosa de hiadiko hatramin farany raha mbola 28euro ny karama omena ny malagasy ka tsy miakatra mihitsy !! raha afaka mivelona amzany elah de hiareto ho anlah irery fa za hiady mafy ny hiakaranio !! ka na ra 8 na TGV rehefa tsy mahatafita ny farimpiainan'ny malagasy de mendrika hiala teo fa tsy mahavoa zay !!!
14. penguin ( 12/02/2009 12:06)
Raha musicien elah dia harabaina fa nasondrotry ny talenta satria tsy ampy fianarana sa inona hoe mba lazao ny vitan'elah. hehehehe.
15. andrywui ( 12/02/2009 12:10)
manokana hoahy ny ambiny fa ,ny fitadiavana ny tombotsoa ho an'ny malagasy mivelano amin 28euro no tsy ekeko ry penguin a!! raha mahavelona anah zany de mangina !!! ereto !! fa za tsy hanaiky ny ho an'ny maro anisa !! tsy maintsy miteny eto aho na ary na etsy na any ../...
16. penguin ( 12/02/2009 12:16)
Mpanantalenta an-dafy elah dé malaza eran-tany vé sa ahoana ? Tsy antsoin'i TGVoa ho ministry ny kolotsaina TGVoa vé elah? Hehehehe. Mbola handany andro hanafatra an'elah vé TGVoa tsy aleo mihonona amin'ny eto an-tanàna. Hehehehe
17. ryhe ( 12/02/2009 12:23)
tena efa ela ihany aho no namaky sy nijery ny zavatra zay soratan'ny olona eto.Mahagaga fa dia,ohatran'ny hoe tsy mahaita zavatra resahina ve sa dia, hoe mba manoratra ohatra'n'ny olona rehetra.Maro mihintsy mantsy ny olona no azao lazaina fa dia, miteniteny fona ,sanatry tsy atao hoe;tsy misaina(azafady @ le fomba fitenenana e!).Marina aloha fa tsy hifanome moral eto,fa tokony mba handroso hevitra ianao fa tsy hanao resaka tsy misy dikany mihintsy ,ny sasany dia mifandrangitra fotsiny no atao eto,mifanaratsy eto fotsiny.@ maha-serasera an'ity dia tokony hifampiserasera marina ny olona izay miditra eto.Misy ny zavatra manahirana antsika @ izao fotona izao,aoka tsy ato hjoe ny mpanao politika ,na ra8,na tgv.....isika malagasy ihany no hizaka ny vokany eto.Ka mba tokony hevitra no aroso eto mba ahitana hoe sao mba izay marina ary no mba lalana ahitana solution eto amintsika zao,mba iadin-kevitra zany ilay izy e!ny hevitry ny maro anie mahataka-davitra e!,fa tsy hanao resaka tsy misy dikany eto fotsiny e!
18. tsinjo ( 12/02/2009 12:31)
aza be serimonina ry RYHEa ra mananahevitra de aposahy aotrany ANDRYWUI sy PENGUIN A
19. Andribe ( 12/02/2009 12:31)
aleo hifanarakaraka ao e ze fandehany ao fandehany izay maty maty ze velona velona mitsipozipozy any fa za eto ihany politika io ko iza ndray aloha no hanaiky ambakaiko ato ee :-D :-D :-D :-D :-D
20. penguin ( 12/02/2009 13:10)
Efa hita fa resaka hifandany andro no eto koa elah no tia hankarary FO dia mahazo maty miaraka @'ny zaza tsy ampy taona nentin'i TGVoa novonoana teny Ambohitsirohitra. Aza adino fa migadra ny mpanadala zaza tsy ampy taona sy tsy vory saina. Hehehehehehe
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1532