Mpanaraka an-Dratsiraka sy Mpanaraka an-dRavalomanana

21. sehenou ( 12/02/2009 20:30)
penguin:

Raha musicien elah dia harabaina fa nasondrotry ny talenta satria tsy ampy fianarana sa inona hoe mba lazao ny vitan'elah. hehehehe.



na musicien ary izy mila ianarana ny zavadrehetra fa tsy nisy nahay atrany akibo mila ianarana na mitendry valiha aza fa tsy hoe musicien de oul tsy nianatra aza manambany fa nga enao tapipahaizana???? 8O
22. penguin ( 13/02/2009 07:20)
le atao ministra eny @ 13 mai fa tsy izaho penguin ry sehenou a ! Ny faniratsirana ny Filoha amperin'asa sy ny Mpitondra ankehitriny no hitsarana hoe mba inona koa ary ny fahaizan'ity mpaniratsira ity ary ambony noho ny an'ireo tsiratsirainy vé? Fa tsy oharina @ penguin. hehehehehe
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0069