Aiza ianareo mpanohana an'i tgv e
1. xxx
(
12/02/2009 11:07)
dorana ny rnm,magro tsy tafa,asiana ra mandriaka tsy taitra ny olona,atao ville morte toa mianatra sy miasa ihany ny mpiasa,apetraka ny minisitra toa tsy mety mihitsy.Izao ny tim nanao ny demostration teo mahamasina,ho tratran'i complexé indray ny 13mai k'asa mbola sahy hampiseho ny havitsiny eny ihany ve :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i xxx ny 12/02/2009 14:31
2. penguin
(
12/02/2009 11:09)
Mbola mitady trano vakiana ny TGVoa ry vendrana a ? Ary misehoa fa tsy miafina xxx nefa mandrangitra ihany.
3. xxx
(
12/02/2009 11:11)
avy aza ny orana mbola tonga teny ihany ny olona,ka na zaraina vola na tsy zaraina,dia ireny no zava hita.Manaova raha mba mahavita e
4. andrywui
(
12/02/2009 11:15)
HI HI HI HA HA HA tena zao aho lety ry Penguin vao tena mino marina fa any amin Hopitaly marary mùarina ela fa mbola mihodina ny fievre sy ny tazo omaly teny mahamasina ny lohanlah AKAMANLAH ANE IO xxx OPMAOPMAINLAH IO E !!! voatery tsy maintsy mifona aminio akamanlah io zao ela fa ho lagy na hivadika eo io !!! lazao azy fa miala tsiny oe fa mbola tena tsy norma tamle omaly aho oe de noheverika fa faha8 elah ry xxx !! de mifanaraha tsara ao aloha laisany de miverina eo aho avy eo sao miady eo fa asa na hanaiky io ompabe anlah io i xxx io !!! hi ha he hi ho hi hi hi hi
5. penguin
(
12/02/2009 11:15)
Izay no marina fa ny mamaky trano no hay ka mitandrema fa efa manao lisitra i Sareraka ao. Hahahaha. Hatramin'ny mpitarika fivavahana aza voatanisa ny anarany. draydraydray
6. andrywui
(
12/02/2009 11:18)
o lerty ry penguin a!! akamanlah ane oa io xxx nompainlah etsy ambony io e!! jereo tsara fa tena mbola tsy miafana tsara zay ny fievre nlah tao !! na matoria kely alo de rahariva mverna eto refa azoazo ny loha
9. andrywui
(
12/02/2009 11:27)
xxx aby ndray no ato klé !! penguin mbola manao antso avo amlah iany aho letsy fa mitomany be le akamanlah nopainlah be etsy ambony io ka tambatambazo lery !! haingana !! fa tsy hanoratra ato tsony hono izy
10. xxx
(
12/02/2009 11:35)
aoka lesy nyadinialahy ry puinguin sy andrywui,resaka politika resahina. (l) (l) (l)
11. xxx
(
12/02/2009 11:37)
asio temps mort kely fa K.O i tgv raha mbola mitohy izao,saraho @ izay fa kely lehibe e,atody ve hiady amambato hoy ny fitenenana
12. TWING
(
12/02/2009 11:44)
atodin ao ve oa ho taitra e?
tsy aleo ve nividianana Avion kely ny vola nanaramaina ny olona ho eny Mahamasina e?
dia nividianana masomboly koa.
Efa samy GAIGY na ny TGV na ny TIM
vola adala tompo fa sambory fa tchchch....
tsy aleo ve nividianana Avion kely ny vola nanaramaina ny olona ho eny Mahamasina e?
dia nividianana masomboly koa.
Efa samy GAIGY na ny TGV na ny TIM
vola adala tompo fa sambory fa tchchch....
14. Oay
(
12/02/2009 14:16)
penguin:
Mbola mitady trano vakiana ny TGVoa ry vendrana a ? Ary misehoa fa tsy miafina xxx nefa mandrangitra ihany.
penguin aza vohizina ilay hevitra hoe mpamaky trano i TGV fa Andriamanitra sy izay nanao anazy ihany no mahalala an'izany.
Za zao ohatra tsy miaraka @ i TGV fa za mamosavy ahy ny saiko izany hoe tsy aiko ny fahamarinany fa manao analyse za d mahita fa i Ra8 no tena nahazo tombotso tamin'ireny zavanisy ireny.Azavaiko
_Nodorana ny RNM sy TVM amin'izay d afaka nafindra eny Iavoloha d @ zao fotoana izao iza no manjaka eny i Ivaloha amiko i Ra8 izany mahazo tombotso tamin'ny nahamay ny RNM sy TVM.Noho izany afaka mieritreritra za hoe Ra8 no nampadoro anazy.
_May ny Magro d inn ny zava-misy tonga ny tsy fisian'ny PPN (Menaka,Vary snns...) iza anefa no nanana ny monopole amin'izany PPN izany? tsy iza fa Ra8 noho izany fantany tsara fa rehefa tsy misy ny hanina hoanina d tsy hanaraka ny eny @ 13mai ny oul fa tsy maintsy handeha hitady kaly klé. Aoka ho fantantsika anefa fa Ra8 raha milamina ny tany ka mbola eo izy d na ny assurance no handoha ny simba retraretra teo na ny fanjakana d hitanao amin'izany ary Ra8 no mahazo tombontso @ nahamay ny Magro sy ny sisa d amiko i Ra8 ihany no nampadoro ireny rehetra ireny.Izay ilay atao hoe filou ry penguin a!
15. xxx
(
12/02/2009 14:31)
zà lesy no nizara ny "S" omlay à, ny déclaration nataoko ref'veo, d oé 300pers no nozaraiko "S", nefany 200 monja. atovy calcul @ 75.000.
iza no hanao fotona amiko ary é? :lol: :lol: :lol: :lol:
aona zà no tsy mbo hinana kalé, sa nareo rah teo @ toerako, d nanao hendry B? nofy ngé zany
iza no hanao fotona amiko ary é? :lol: :lol: :lol: :lol:
aona zà no tsy mbo hinana kalé, sa nareo rah teo @ toerako, d nanao hendry B? nofy ngé zany