Na mbola ts teo aza ny Filoha ara-dàlana dia FENO MAHAMASINA

1. penguin ( 12/02/2009 05:51)
Avadika hevitra mivilana ny tsy nahateo Mahamasina ny Filoha ara-dàlana. Ny zavatra hita amin'ny fampahalalam-baovao rehetra nefa dia hita mandray karazan'olona ary tsy mitsahatra miasa ny Filoha. Ny TGVoa tsy maintsy toherina fa manararaotra amin'ny FANDROBANA, FANDORANA, FAMPIHOROAHOROANA IZAY MIASA MITADY FIVELOMANA. Ny ratsy ihany ve no avela hiresaka sy hanao izay tiany. Tsia tompoko ô.
novalian'i sehenou ny 12/02/2009 20:54
2. ranitse ( 12/02/2009 06:02)
Ny miasa aleo hiasa satria tsy mitovy ny fidiram-bola. Ny mitady ho Président maika mahazo manao izay tiany atao ary ny mitana ny mbola ara-dàlana koa mahazo miezaka mitana ny azy. Tsy mila fanerena satria fahafahana no dradradradraina. Mana orin'asa na ny vadin'ny TGV aza fa ny miasa anio hanina anio tsy mahita hatelina raha hajanona ny asa. Manohitra ny ratsy koa izahay.
3. rixes ( 12/02/2009 06:18)
ka tsy sahy mande mvoka ao antranony ra8 satria mataotra ny fitsarain'i vahoka
4. tsoraka ( 12/02/2009 06:21)
Vahoaka taitaitra amin'ny tsy marina tsy mahagaga raha mitandrina ianao. Fa i rixes angaha moa tsy matahotra mpanendaka ary tsy ho voa ve ianao raha sendra mpanendaka dimy ianao irery ?
5. rixes ( 12/02/2009 06:35)
raha misy basy kalach aty amiko na mpanedaka 50 aza mety matiko :@
6. tsiafoi1 ( 12/02/2009 06:35)
Fahendrena ny an-dRa8, tsy nisehoseho teny... Zany no midika fa izy tsy mpiandany atsy sy aroa.... Izy Tsy filohana Antoko, fa FILOHAM-PIRENENA.

Toy ny Ray aman-dReny sy zanaka ao an-tokantrano ny Fitondrana sy ny vahoaka. Ao ny zanaka hendry, ao ny zanaka mania... Fa zany tsy midika akory hoe tsy tiany zay mania.... Mety ho tonga ny famaizana raha diso mihoa-pefy.

Ankoatr'izany koa, mbola maro koa ny adidy niandry azy teto @'ny firenena : Reo vahiny tonga aloa (COI), ny 11 Février ihany koa (Ratsimandrava)...
7. heidi ( 12/02/2009 06:42)
rixes:

raha misy basy kalach aty amiko na mpanedaka 50 aza mety matiko :@


MANAZAVA HO AZY ny fitifirana teny ambotsirohitra izany


:P
8. Oay ( 12/02/2009 07:00)
Hoy i Penguin hoe:Avadika hevitra mivilana ny tsy nahateo Mahamasina ny Filoha ara-dàlana. Ny zavatra hita amin'ny fampahalalam-baovao rehetra nefa dia hita mandray karazan'olona ary tsy mitsahatra miasa ny Filoha.
_Niova ve izany ity filou ity fa raha ny nahazo ny havanay tany ambanivohitra aloha d tsy izany ny fanaony fa didijadona, fakana an-keriny ny fananan'olona, didin'ny mana-basy, sakanana ny olona raha vao mba manao ny zavatra efa ataony tsy misy ny resaka libre concurrence raha tsy mino i penguin d tongava eny anosy kely d henoy ny tarainan'ireo mpivarotra ronono tonga eo, fa i Marc aloha d kely aina raha sandry sy saina no ampiasaina.
Hoy i penguin hoe:Ny TGVoa tsy maintsy toherina fa manararaotra amin'ny FANDROBANA, FANDORANA, FAMPIHOROAHOROANA IZAY MIASA MITADY FIVELOMANA.
_i Oay tsy miaraka @ i TGV fa na izany aza tsy miombokevitra @ peguin izy.
Ny hevitr'i Oay d izao azo eritreretina ihany koa hoe i Marc no nandefa ireny olona ireny nandoro sy nandroba.
_Ny tanjon'i Marc d tsotra amin'izay sahirana mitady ny hanina hoanina ny vahoaka d tsy mandeha migrevy eny @ 13 mai.
Izany fomba fanao izany d efa fanaondry Ratsiraka fony izy teo @ fitondrana.Ka i Marc moa mpangalatahaka d azo atao ny mieritreritra fa ataony ilay izy d'autant plus que ny mpiaraka @ Marc ka mbola mahatonga ny ampahan'ny miaramila manaraka an'i Marc anie d tsy olon-kafa fa olona niaraka nihinana t@ i Ratsiraka é.Fa io aza manahy fa ny tody tsy misy fa ny atao ny miverina é
9. penguin ( 12/02/2009 07:39)
Tsy misakana anao amin'ny fomba fijerinao aho penguin ry "oay" fa izay no FAHAFAHANA maneho ny hevitra. Na misy kilemany aza ny mpitondra ankehitriny dia mazava ho azy fa ny kileman'ny TGV sy ny tariny tsy mbola mitondra akory dia efa mitranga ka toherinay hatramin'ny farany. Fahafahana sy Demakrasia no resahina nefa fandrahonanan'olona no atao eny @ 13 Mai. Fa ahoana no hitanisainao anaran'olona eny @ 13 Mai ary hilazanao fa mpamono olona izay mbola mitady ny hanina hohaniny ? Na Ratsiraka io na iza dia 2012 no andraso.
10. madamakely ( 12/02/2009 07:48)
tsiafoi1:

Fahendrena ny an-dRa8, tsy nisehoseho teny... Zany no midika fa izy tsy mpiandany atsy sy aroa.... Izy Tsy filohana Antoko, fa FILOHAM-PIRENENA.

Toy ny Ray aman-dReny sy zanaka ao an-tokantrano ny Fitondrana sy ny vahoaka. Ao ny zanaka hendry, ao ny zanaka mania... Fa zany tsy midika akory hoe tsy tiany zay mania.... Mety ho tonga ny famaizana raha diso mihoa-pefy.

Ankoatr'izany koa, mbola maro koa ny adidy niandry azy teto @'ny firenena : Reo vahiny tonga aloa (COI), ny 11 Février ihany koa (Ratsimandrava)...


haaay izay vao azonao ny fahendren'i Andry Rajoelina tsy niseho tany Ambohitsirohitra a!

11. madamakely ( 12/02/2009 07:52)
Na mbola ts teo aza ny Filoha ara-dàlana dia FENO OLONA NOKARAMAINA MAHAMASINA.
12. xxx ( 12/02/2009 08:30)
Maninona no tsy atao Etat fédéré i Antananarivo Renivohitra de hafindra eo Ivato indray ny Renivohi-paritanin'i Madagasikara rhf tsy hifandamina ihany e!!!! :lol:
Ny Iray mpitarika ireo olona hovoina, hahazoana ny fahefana; moa ny Iray indray mamikitra @ fahefana eo am-pelatanany ka de ireo vahoaka tsy manatsiny hita fa hampiasain'ny sasany indray no vonoina.
SAMY TSY MILAY IZY ROAROA IREO FA SAMY MPAMONO OLONA AN-KOLAKA DHL IHANY E!
13. Oay ( 12/02/2009 08:39)
penguin:

Tsy misakana anao amin'ny fomba fijerinao aho penguin ry "oay" fa izay no FAHAFAHANA maneho ny hevitra. Na misy kilemany aza ny mpitondra ankehitriny dia 2012 no andraso.


Misaotra amin'ny fifananjana ary ho valiny d manaja anao koa i Oay @ hevitrao.
Ny any fanontaniana mipetraka d hoe ary t@ 2002 naninona no tsy nanao 2nd tour fa tonga d nanangana fanjakana teny an-dalam-be d @ izao mahatatesa fa mivaly ny natao.Asa aloha na anaiky Ry Andry Rajoelina na ahoana fa ho anay d izao ovay ny codes éléctoreaux d ianareo izany efa mahita fa mbola manaraka anareo ny bdb d ataovy ny fifidianana d milamina ny tany é!
14. glamouur2 ( 12/02/2009 08:55)
madamakely:

Na mbola ts teo aza ny Filoha ara-dàlana dia FENO OLONA NOKARAMAINA MAHAMASINA.


haha!! enao nga no nanakarama ol nakeny sa???? efa azonareo pro-tgv mintsy ity fanakaramana ol ity ka!! tena hainareo lotra...ny an'i tgv isaky ny mis zvt mitranga dia hoe "mitso-drano anareo ah" !izy @io ande hitsoka fa ny ol hoentiny any @ zone rouge! d avye eo ialany fotsiny ny responsabilité fa izy manko hono victime fona e!!
15. madamakely ( 12/02/2009 09:22)
O ry gilamoro a, ny oe voakarama aloha dia efa fiteny eto e , na pro TIM na proTGV, samy manaiky an'io angamba ah. Sady samy tsy misy porofo, fa mahandrasa kely aloha fa hitranga daholo izany atsy ho atsy
Ary taiza moa ianao no nahita mpitaritafika mirotsaka aloha rehefa raikitra ny ady? stratégie ny azy, sady raha maty eo moa izy inona no ho tohin'ny tolona. Mba misy saina koa ange i TGV sy ny Mpanolontsaina azy e
Ny hoe Tso-drano, zava-mahery io amin'ny malagasy, raha tsy hoe mbola tsy henonao angamba izany...Ary inona koa moa zay TVM sy RNM, raha qualité na vaovoa no resahana moa tsy efa MBS 2ème version ireo hatrizay??? Ny rakin-tantaram-pirenena simba tao no nampalahelo, nefa minoa ahy ianao fa misy mbola voatahiry foana any ho any de eo isika mahita izy eeeeeeeeeeeeeeeee.
16. andrywui ( 12/02/2009 09:45)
Ny loza de narary aby reo tambanivohitra nokaramaina reny fa nasianle ranonorambe nivatravatra be omaly de tsy manaiky fa hanatona ny Tim haka fanafody sy vola fa tsy nahaleo ny vidiny ny sarany !! ny aina no saika nanaraka aby fa voan'ny fievre be daoul izy reetra halina !! i le Penguin sy le tsinjo aza vao teo vao nahatraka kely namonjy ordi fa menatra oe flaska
17. pimaso ( 12/02/2009 09:48)
Tokony omena ny tgv i nosy lava hananganany governemanta anazy manokana
dia any daholo ry zareo no mitondra ny fireneny


ary maninona lisany tgviste tsy manao afa tsy asan-jiolahy sy mpandainga reo ra mamorona madagasikara any @ tanin'olona hafa any d asio tvm sy rnm anlisany rery any d tsy miaraka @ ny be sy ny maro lisany e, sady manakorontana fiainam-bahoaka no be vava no manana toe-tsaina lomorina tssss!
tsy mba olona sociable fa sauvage efa hatraty @ forum avy mbola ita iany ny maha sauvage sy tsy civilisé, ny tena mampiomehy d midradradradra démocratie nefa tsy mahazaka démocratie akory, une bande de petit gens avec des petites têtes, laissez nous travailler pour notre nation et allez vous faire voir ailleurs!
18. penguin ( 12/02/2009 10:38)
Ny tsy azo lavina aloha dia tsy mbola afaka ny misambotra ireo lohan-dohan'ny mpandroba sy mpandoro fananan'olona ny fitondrana. Tsy maintsy mila mahafantatra ny fahalemen'ny tena ny tena fa tsy hoe miseho milay akory. Raha ny ara-dàlana ny olona milaza mpitondra nefa misy Filoha ara-dàlana avy any amponja saingy eo rehefa variana namgiana.
AZA MANGIANA INTSONY FA NY VATOLAMPY AZA HANGEREN'NY VORONKELY REHEFA TSY MITENY.
19. madamakely ( 12/02/2009 10:43)
voalohany aloha aza mindrana tenin'olona rehefa tsy tena hay: ny gens dia exception io: rehefa singulier izy dia masculin, fa rehefa pluriel izy dia lasa féminin hoe petites gens.
re-travaillez bien votre nation qui est déjà bien travaillée par Ra8riche. pas sauvage ou pas sociable, ceci est un forum, tout le monde peut s'exprimer non?
de zao rehefa kely fofon'aina aza mba mifamaly resaka amiko fa ny ahy basy atifikavana ary irariako aza ianao mba tsy hiafina rehefa resy ra8 tsy ho ela ka mbola hiresaka eto ianao de hifona amiko amin'ny vava rehetra navoakanao teto, nefa lazaiko anao fa efa mamela anao sahady aho fa aza matahotra. Hevitra lesy no miady a, fa tsy ny malagasy.
20. penguin ( 12/02/2009 10:53)
Mbola nampiasa tenim-bazaha ngah penguin sa olona hafa no resahinao ? Tena tsy haiko ary mbola tsy nampiasako ka aiza mba tondroy izay lazainao ry madamakely. Raha ny Président indray dia anjarany ny manazava izay ataony fa ny azoko ambara kosa dia samy mampiasa ny fiteniny ny Président hafa mba hitako. Sa na féminin na masculin io dia azoko ny tiany hambara ka tsy asiako sira ry madama kely a. Aza adino fa ny makorel tsy mahay teny vahiny hita ihany le zavatra ary vita ny atao sady azo ny saosy vé ry madamakely mpivarotra a ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0935