Na mbola ts teo aza ny Filoha ara-dàlana dia FENO MAHAMASINA

21. sehenou ( 12/02/2009 20:54)
penguin:

Avadika hevitra mivilana ny tsy nahateo Mahamasina ny Filoha ara-dàlana. Ny zavatra hita amin'ny fampahalalam-baovao rehetra nefa dia hita mandray karazan'olona ary tsy mitsahatra miasa ny Filoha. Ny TGVoa tsy maintsy toherina fa manararaotra amin'ny FANDROBANA, FANDORANA, FAMPIHOROAHOROANA IZAY MIASA MITADY FIVELOMANA. Ny ratsy ihany ve no avela hiresaka sy hanao izay tiany. Tsia tompoko ô.

MANDROBA NY TGV MAMPIHOROHORO NY TGV MPIFOKA MAOLY NY TGV MPANDORO TRANO NY TGV REHEFA ZAVADRATSY REETRA D NY TGV DAHOLY NO TOMPONANDRAITRA SY NANATONTOSA ARY NY RAVALO NANAO INONA ? NAMAKY BAIBOLY? SY NANAO ASA SOA?

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1116