tsy nisy olona 13 mey androany
1. tsinjo
(
12/02/2009 08:53)
hiihihi :-D :-D :-D :-D ANDRYWUI aaaaaaaaaaaaaaa
répondu par pimaso le 12/02/2009 16:35
2. xxx
(
12/02/2009 08:57)
rapitso tongava eny elah ahitan'lah azy, mbola miasa l'ty ny oul a, rapitso week end tongava eny elah,
3. xxx
(
12/02/2009 08:59)
zay aza mbola tsy nandeha fa mbola mifandamina hoe iza no andeha hoany fa sao misy mangalatra sy manova données ny ekipan'dra8 ko
4. tarzand
(
12/02/2009 09:10)
Ra za aloha no andransan'i TGV ho eny de aleko mande manjono e! tsy ekena mihitsy ny:
- maka fahefana eny an-dalam-be
- manao sorona ny mpiray tanindrazana
- mametraka demokrasia tsy mazava (ohatra: za no filohan'ny tetezamita, aza misy miasa, de ahoana ireo olona mivelona sy mitady ny hanina hoaniny isan'andro???)
- tsy mitsinjo ny hoavin'ny firenena fa miziriziry tsy hifampidinika raha tsy tanterahana ny heviny.
- ...(mbola betsaka fa sao nareo leo eo)

5. tsinjo
(
12/02/2009 09:19)
xxx: ka omaly nge l'lty ny olona niasa naninona be olona ? :-D :-D :-D :-D aza mampe letsy ela
6. andrywui
(
12/02/2009 09:30)
ahoana lety ry le tsinjo babakoto !!!
hevitr'elah irery ane io e!! fa aiza ary ny sary !! de ataovy anle sary votany kely tsy miteny otran'ny an'i Noue kou ndray fa ny anlaisany manko porofo votany kely tsy miteny zany daoul !! jereo ane le mba sary fopla kely nasehoan'i Noue omaly e!! mapme kely

7. tsinjo
(
12/02/2009 09:33)
ka za lety ry andrywui tsy mpaka sary a, aleoko babakoto toy zay alika ohatra an'lah lety a :-D ^^
8. andrywui
(
12/02/2009 09:35)
ary elah ony lety ry le tsinjo voan'ny fiévre be halina fa nasian'ny orana omaly totolo ???
12. tsinjo
(
12/02/2009 09:47)
andrywui > io ono ono io iany no maha TGV an'lisany , tsy mbo manamporofo sy misaina fa vao rarafana lainga tounde babo ery :-D
13. andrywui
(
12/02/2009 09:50)
Narary voan'ny fievre tany aby ane ry zalahy TIM tato reo halina de ireo mbola mipitsapitsa kely fanipanina kely ireo daolo !! le Penguin sy le tsinjo aza nanoratsoratra kely teo de namonjy fandriana ndray fa vo hitady ganidan any am farmasia any ony !! fa fay be tamin'ny ranonorambatravatra omaly ry havana isany mafana fo
15. andrywui
(
12/02/2009 10:01)
anga efa nahazo fanafody ganida tany am farmasia i tsinjo toa velona tampoka tao ?? tsy marary tsony ? sa manao herimboatay fotsn eo ambody ordi eo ?? ndana letsy matory maka aina alou a!! voan'ny sovoka eo ndray !! manaova mafana alou de rahariva raha metimety miverna eto !!!! ry le penguin akamaty zao lasa namonjy fandriana any aby fa tsy afamamindra na ho any amin'ny hopîtaly aza !! mety hiarina kely eo zao iny hamaly anity
16. nyavo2000
(
12/02/2009 10:10)
Nefa t@ VIVA hoe hanendry minisitra ? fa tongava eny @ 13 mai. Ny olona efa nipitsika daholo....vitsy kely sisa no teny.
Dia lazaina fa GREVE GENERALE androany dia aiza ze eo e! TOA MIASA, zaha ary zao mbola aty ampiasana ?
T@ maraina ny JIOLAHIMBOTO TGV no nandrahona ny BUS sy BUXI hoe tsy ilaina miasa lisany saingy tsy nahovoka e!
Zao omena an'lisany MAHAMASINA dia ataofy ny DEFI raha mahavita

17. ttkd
(
12/02/2009 10:16)
olona vidina vola no betsaka teny mamasina sy ny mpiasan' ny tiko
eny @ 13 mai tsy misy fizaram-bola fa tonga oazy ny olona
eny @ 13 mai tsy misy fizaram-bola fa tonga oazy ny olona
18. andrywui
(
12/02/2009 10:31)
zany ane no mba mampitagataga be andry Nyavo ,tsinjo,pimaso,penguin ... ao io ony e!! reo olona notaterina avy any ambanivohitra ireo !! zao zo narary aby le tambanivohitra nakeny satri tsy navela hande ra te ahazo vola fa ts maints miaritr petsa tao !! kay zao narary aby ny olona de mitady vola any amin TIM naniraka azy any aby ry zareo zao !! de valian'ny Tim oe zahay anga no Andriamanitra nanao aniny orambe vivatravatra iny ka namparary anareo sady manompa ry zalahy !! de ao mifampikompota ao !
19. jodasy2009
(
12/02/2009 10:37)
Ny ahy ny tsy laitrako dia ny hivarotana ny viva sy ny injet handoavana ny ambim-bolan'ireo olona amam-polony eny am 13 mai ireo! aza misy anie izany mon zanahary
20. xxx
(
12/02/2009 10:47)
ttkd:
olona vidina vola no betsaka teny mamasina sy ny mpiasan' ny tiko
eny @ 13 mai tsy misy fizaram-bola fa tonga oazy ny olona
De enao ary v zany rah nomena vola de tonga teny? tsia angamba no valiny, io samy manao izany avokoa fa aza asiana kiana!