tsy nisy olona 13 mey androany

21. xxx ( 12/02/2009 10:47)
jodasy2009 === mpamadika ,tsy azo hitokisana , demony namadika an'i Jesoa ===tsy misy hamaly anao eo aloha ry akama
22. sakio ( 12/02/2009 11:08)
ela lty toa hoatran'ny bolina spaonjy ka refa rangitin'ny olona eto dia iny koa ela fa mamaly, tsisy ze tsy ahitana anela, hoatran'ny alika ka vao misy mandalo de mivovo, maivava!!! , aza miresaka Andriamanitra izany ela ry lety fa ny vavan'ela aza de tena taim-boto :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
23. yuka ( 12/02/2009 11:20)
andrywui mba malalaha menatra refa tsisss killl ee! :-D :-D :-P
24. madamakely ( 12/02/2009 11:21)
Ny anay tgviste ange tsy terena ny olona e, oe rehefa ratsy ny andro aza mandeha fa tsy maninona, tsy ohatra ny anareo angonina ny karapanondro dia tsy omena raha tsy mirava. Zany ve hitovy? Jereo ange fa aleon'ny sasany very karatra toy izay niandry hariva teny dia be dia be ny manao déclaration de perte eny amin'ny gendarmerie ato ato e, aleony manolo karatra toy izay hiandry an'elaisany hariva eo, hihihihih...........
25. yvonKEL ( 12/02/2009 11:23)
tsy misy anomezana tsiny anareo hita atsy sy eroa io satria nareo very asa noho ny fandrobanareo sy nandoranareo ny orinasa maro ka hany herinareo de ato @ serasera no mamatratra ery mety tsy ho tazana intsiny nareo @ volana manaraka satria efa ho lany le tahiry kely.Tsitsitsitsio ihany eee.
26. mion ( 12/02/2009 11:38)
diso oa le oe tgviste, tgvendrana no izy.
2 ny isan'nireo nanao demande hanoloana ny kara-panondrony teny @ biraon'ny distrika teny Isotry voaray hatramin'ny omaly ka hatrmin'ny vao teo.
afaka scanné-ko ho anareo eto ny porofo.

tsy nozatraina vola teo ambanin'ny OMNIS tetsy ambohijatovo ireo olona teo mahamasina. misy sary momba io fizaram-bola handoroana trano sy hilaharana eny @ 13 mai ao @ youtube raha mitady

Tsy afaka namoaka vola ho an'i Monja Roindefo ny banky androany de tsy nisy nety nilahatra ny teny @ 13 Mai afa-tsy ireo vitsivitsy tsy mahalala n'inn n'inn avy any ambanivolo.

i madamakely oa manaova metimety @ zay
27. ngoiha ( 12/02/2009 12:11)
ka efa niova daholo anie ny ol e lasan-Dra8 any kosa ny misy ny ara-dalan'eeeeeeeeeeeee
ty misy sationany
2000 hommes izahay, mandeha par groupe de 10, na 15 na 20. Mamaky izahay ,mamotika hatramin’ny farany, mandroba ny foule avy eo. Izay milaza fa tsy TGV dia darohanay, eny Ampefiloha no tena tobinay. 4×4 roa no mandeha rehefa mikisaka i Andry, ny iray misy ny essence fandorana. somary mifoka kely izay matahotra, rehefa atahorana hamely ny Miaramila selon ny resnseignement dia mitsondrano fotsiny i Andry fa tsy mankany. Nolazaina anay fa Cousin-ny Andry ny Général Faly Rabetrano ka tsy misy antahorana ny @ EMMONAT REG. Telomita sy ny Aeroport d’Ivato sisa tsy vitanay, Telomita moa iarahana @ Rolland Ratsiraka, fa nohon’ny olana teo @ izy roalahy dia niato io. Izao dia ejehina aho satria nitaky ny volako; Raha tsy mino ahy ianao dia mankanesa eo Ambohijatovo, Ambanin’ny OMNIS isakin’ny alohan’ny Miting fa ao no fizarana ny vola. Tsy nisy ny Miting Alakamisy sy Zoma fa nakambana Asabotsy ny fizarana ny vola fa efa nihena be niolona ny Atalata sy Alarobia.Ny tenue tratra ny teny Itaosy ka tsy afaka nanao io izahay ny sabotsy
Madio ny saiko zao fa nilaza ny zavatra rehetra tato ampoko zah. Afaka mamono ahy ialahisany izao; fa tsy hamonjy ny fihaonana, fizarana armes, any @ Alain intsony zah, n’inoninona ataonareo ahy. Anjaranao ry fanjakana sisa no miaro ny ainay izay miala tsy ho TGV intsony, raha vitanao io dia maro ny miala ao sady ny vola efa mihena sy tsy hita.
Signature illisible
DE AONA
28. madamakely ( 12/02/2009 12:27)
tsy film efa nandeha vao eo ve io ry ngoiha??? Mba soloy ny CD fa mapme be e.
Ary hoa an'i Mion, androany sy rahampitso vao hanao déclaration de perte fa aza maika, tsy eto koa ange no ho betsaka fa any amin'ny sisiny e!
29. sehenou ( 12/02/2009 16:03)
yuka:

andrywui mba malalaha menatra refa tsisss killl ee! :-D :-D :-P


a aaa ka za d tena tia b an'i andrywui diso hevitra enao misy kill izy zany
30. pimaso ( 12/02/2009 16:35)
13meuuuuuuuuuuuuuuuuuuuhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhh.!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
Indrisy fa nofy sisa
hiverina @ asa andavana'andro fanendahana sy fifohana maoly sisa
13 meuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuhhhhhhhhhhhhhhh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0074