RATSIRAKA - RAVALO

1. salopard ( 12/02/2009 09:42)
-ZONE ROUGE samy nanana fa ny toerany no tsy mitovy
-VOLA samy manana fa ny isany no tsy mitovy
-NOTIFIRINA sy NOVONOINA samy nahavita fa ny isany sy ny mpanantanterka no tsy nitovy :-ny ahy COUTITY? ny an'la ravalo iza?

- samy filohampirenena fa ny iray MIARAMILA mitifitra
ny iray PREZIDA NY FIANGONANA mitifitra
2. pimaso ( 12/02/2009 09:57)
Ka vendrana tsinona tsy ho ataonay vono moka
mandehana indray eny iavoloha fa tank mihitsy no hiandrasanay an la eny
3. Fahazavana ( 12/02/2009 09:59)
Tsy ry zareo ireo irey no tokony hovaina ny toe-tsaina fa ny gasy rehetra
4. andrywui ( 12/02/2009 10:09)
kay zany toetsaindry ra8 iste e!! ataonay vono moka ony !! nefa de Malagasy otr azy iany !! tena demony ireto ra8iste sy ny patron n' ireto ka !! marina e!! jereo zany mbola ràn'olona tetehindry zareo reo hisasana !! mbola vitsy hono ny matiny fa mbola tsy afapo rà n'olona ry zareo !!
5. soali ( 12/02/2009 11:13)
zao e!
za sady tsy mirevy an-dra8 no tsy mankasitraka an tgv, fa ny hany mba hafatro ry reto de ny hoe aza mifamono!

samy tompon'andraikitra zareo, noho ny oe
1-tgv nitondra anle olona tany nefa efa notenenina fa nataonreo zone rouge tany, ary mahalala tsara ny zavatra zay hiseho any satria manana miaramila sy géneral izy miaraka aminy fa de tsy te ahalala, fa alefa!
2-ra8, mahafantatra tsara ny hafanam-pon'ny vahoaka ka tsy asakana azy ny teny oe "hitifitra zay a!", nga kosa de tena tsisy hevitra hafa ve, anemorana le vahoaka marobe tsy nirongo fiadiana? no de natao otran'ny sanatria anzany bitro atao lachasse le olona?

Iza @ izy roa lahy aza no tokony hijanona eo? tsy tokony samy ho helohina ve?
zay no mahatonga ahy samy tsy mankasitraka azy roalahy, fa d mitrotro amam-bavaka izao firenena izao mba ahita fahazavan-tsaina izay ho mpitondra eo!
6. naughtyboy ( 12/02/2009 12:10)
marina ny any soali ary marina ko ny any salopard fa izao
-i any le8 de acte premedité iny exécution publique iny satria nanana safidy hafa izy ankanana ny firosoany olona @ zone rouge fa tsy andatsahana aina,zany oe efa niomana ny hamono mialoha fa tsy oe tsy sendra azo nanoharana akory na notenenina aza ireo olona dia tsy nisy hafa ny Iavoloha io refa te andeha izy reo tsy azo nosakanana

vitsy ihany @ tantarany firenentsika no nanao ireny ,ka ireto avy izy ireo

- t@ androny Ranavalona liandrà nanome tangena sy mapikodiadia teny ampamarinana,nandoro velona sns ireo kristianina marobe.
- Teo koa ireo menasofina frantsay nandripaka ny tia tanindrazana sy ireo nitady fahafahana 1947(wagon moramanga sns...)
- i \" ratsy iraka \" teny iavoloha 2001 raha nitaky ny zony sy fiovana teny Iavoloha ireo mpitolona isankarazany
- i \" marika Rà ( i )8 @ anana\" namono ampahibemaso ireo mitaky ny rariny sy hitsiny ary ny fahafahana ,fanehoankevitra manoloana ny didy jadona 2009

Ka iza @ izy 2 lahy le8 sa ratsy iraka, tsy sarotra ? iza no nibaiko nanome alalana hanao ireny exécution publique ireny satria tsy heloka mamoafady tsy afatsiny @ tany amamonina ary nanararaotra fahefana ka nandripaka ny mpiray tanindrazana aminy aminkitsipo.Meloka araka ny lalàna manakery erantany sy ny fitandroana ny zon\'olombelona izany na inona antony na inona indrindra eo anatrehany olompirenena malagasy sy ny hasiny tanindrazana,mbola tsy voatsara izy ireo nefa izay no dingana voalohany irosoana @ demokrasia ,rariny sy hitsiny ho any daholobe @ fitsarana ireo olomeloka rehetra na mpitondra na olontsotra
7. peta83 ( 12/02/2009 12:46)
Tsara refa mahay misaina toy anareo zao ny malagasy.VONO OLONA, RA MANDRIAKA .....NO NO NO NO NO
8. petakoel ( 12/02/2009 13:11)
za akory tsy oe mankasitraka ny niakaran ny olona ten Ambotsirohatra fa zao efa fantatra fa zone rouge ny teny kanefa ny lalàna am zone rouge ra misy olona mitady hiditra tahaka ireny d ny manao antso am fanamafisa peo ( megaphone na hafa koa) oe miparitaha ianareo fa hampiasa hery izahay ar averina in 3 zan ra mbola mandroso reo olona ar ra mbola ts mijanona izy reo d anipazana entona mandatsa dranomaso na manao tifi danitra ary ny tanjona am zan d ny apiparitaka reo olona fa ts ny hamono ar ra sanatria ka tafiditra ao am le toerana mihitsy reo olona ar mitady hamono mihitsy d zay vô afaka mapiasa hery reo ar zan d tafiditra ao am le oe "legitime defense". zay no lalàna ka noho izany d d meloka ny fitondrana na ny filoha zan
9. naughtyboy ( 13/02/2009 04:05)
izany no no olona mahay mamakafaka,sy mitsara tsy mitanila...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0923