Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
nyeja
(
11/02/2009 09:34)
FANARATSIANA RANOFOTSINY
Mba diniho rey olona fa ny FANARATSIANA DIA TSY AVY amin'ilay Andriamanitra izay angatahantsika isan'andro vavaka fitsimbinana amin'ny fiainana .
Raha mbola manaparitaka fanaratsiana na Iza n...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:15
mahaleo
(
11/02/2009 09:14)
Rassemblement pour la paix
Un rassemblemenotret pour la paix sera organisé ce samedi 14 février 2009 a partir de 10h30
sur «Le Parvis des Droits de l’homme du Trocadéro, Paris»
Sans couleurs politiques, ce rassemblem...
tohiny
novalian'i daomania ny 11/02/2009 21:29
nyavo2000
(
11/02/2009 08:41)
Radio VIVA, ANTSIVA, TV + = RADIOS &TV MILLE COLLINES RWANDA
Ny zavatra lazaina ao amin'ireo Radio ireo izao dia efa mihoatra ny loha mihintsy, efa mitovy @ ireny tany RWANDA ireny mihintsy satria eo no hanambarana hoe trano ary an'ananona ary misy izao dia las...
tohiny
novalian'i xxx ny 11/02/2009 09:36
xxx
(
11/02/2009 08:07)
orana mampanembona
Tsaroko fôna lay olon-tiko rehefa tsy eo anilako eo ! Fa resaka resaka fa revô manorana io andro io oa tena tafakatra hatrany @ farany ambony ny fanembonako an’azy rehefa sendra tsy eo anilako zay...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 13/02/2009 19:55
beza
(
11/02/2009 08:05)
radio mivantana mada
ity ndray le radio e
mety ho tapatapaka fa skype no hampiasaina
fa mba misy hiafina kely
http://www.beza.info/mada...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:45
bozyboleta
(
11/02/2009 06:49)
Terrorisme
Efa nanokatra lohahevitra toa ity aho talohaloha tany fa averiko indray satria dia miha-miseho hatrany ny endrik'ireo mpampihorohoro eto amin'ny tanàna.
Isan'izany i rolly mercia izay mpanao gazety ...
tohiny
novalian'i Oay ny 12/02/2009 08:11
Fanhaiky
(
11/02/2009 06:45)
Aleo hajanona @ zay,...
Efa tsy hijanona amin'ny tsy filaminana intsony ity tanintsika ity raha izao no mitohy, toa lasa fampiderana hery samihafa fotsiny sisa. Ka sao dia miteraka olana hafa indray tsy aleo ve Ravalo hajano...
tohiny
novalian'i MANAKASINA ny 12/02/2009 05:25
penguin
(
11/02/2009 05:50)
Demokrasia SARERAKA 13 Mai = Zay miasa mpamono olona
Nanomboka t@'ny fangatahana ary fananganana kianjan'ny FAHAFAHANA moa ny tolona hanjerana ny Mpitondra ankehitriny eo @'ny 13 Mai. Tena nanamaro isa mba niheno ny revin'i SARERAKA teny ny tena omaly. ...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:52
Kapistra
(
11/02/2009 05:17)
Mandrakizay,mandrakizay,mandrakizay
Diso hatramin'ny voa-1 (26 févrie09) ilay lazaina hoe tolona.
Noho izany dia diso daholo ny aty aoriana rehetra.
[b]Mandrakizay,mandrakizay,mandrakizay[/b] ,ny ol manampahendrena sy ny ol misaina r...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:51
diana
(
11/02/2009 03:58)
Et puis après?
« Comment ça se fait que Ra8 se permet encore de se procurer d’un avion présidentiel ? Alors que le peuple meurt de fin ? », C’est ainsi un jeune, encore dans la fougue, réagit quand on parle...
tohiny
novalian'i xxx ny 11/02/2009 04:11
patrick2002
(
11/02/2009 02:45)
Tsy misy sahala @ manara-dalana
T@ 2004 dia nisy fianakaviana mipetraka tany Antsirabe 2 ,nahazo taratasy tany @ service domanial fa halainy fanjakana ny tany eo @ 2 ha eo ho eo araky ny article sy lalana mifehy ny fananan-tany ,ary...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:14
BeraMuc
(
10/02/2009 21:58)
Malagasy Reveillez Vous !!
!!!
Il faut lire et diffuser ce message partout…s’il peut encore être entendu
!!!
Vous êtes malagasy, vous vivez à Madagascar ou en Europe, vous avez la chance de faire partie de la minori...
tohiny
novalian'i xxx ny 11/02/2009 09:17
namanabe
(
10/02/2009 21:19)
Ho entin'ny firenena Afrikana amin'izay i Madagascar
eh oui ! Izao foana no atao , miembotra lava , :?: didijadona , rotaka ,vakitrano ,akitifitra "bande sy role e ? iza indray izao no role amin'ity ?
Règlement de compte tsy misy fifarany !!!!!!!...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:49
xxx
(
10/02/2009 21:17)
Mety tena aharitra ela ity crise ity satria....
Raha ny fijeriko sy analyse tsotsotra dia mety aharitra ity crise eto @ tanana ity, ny antony dia tsotra : izy mirahalahy dia tsy hay ampihavanana intsony(discussion et dialogue impossible) , i Tgv vo...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:48
xxx
(
10/02/2009 20:33)
Tsy we kory we!
« Comment ça se fait que Ra8 se permet encore de se procurer d’un avion présidentiel ? Alors que le peuple meurt de fin ? », C’est ainsi un jeune, encore dans la fougue, réagit quand on parle...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/02/2009 20:45
mosabe
(
10/02/2009 20:12)
Sonia ho an'ny fandriampahalemana
Signez vite svp, il faut qu'on arrive à rassembler plusieurs signatures
Nous, Malgaches et amis signataires du monde entier souhaitant le rétablissement du calme dans notre pays
[solidarite-...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:48
heidi
(
10/02/2009 20:03)
POUR OU CONTRE
LE NOUVEL AVION PRESIDENTIEL
Le nouvel avion du Président vient d'arriver et était reçu en grande pompe avec les Présidents de nos Institutions.
La population se demande pourquoi une telle urg...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:13
ndrin
(
10/02/2009 18:47)
mitady fiara aminy faritry cote d'azure,marseillena italie!
manahoana daholo, mitady ireto fiara ireto ny tenako, satria misy ilaina azy
maika dia maika,renault na twingo,peugeot 106, na 206,na citroen mbola tsara e!
alohany andehanako any aminy concessionn...
tohiny
novalian'i ndrin ny 11/02/2009 09:19
ravakamalala
(
10/02/2009 18:32)
andrywui a!
manokafa indray lohahevitra vaovao hoe mpamono olona, devoly demonia, nandatsa-drà, mpamono olona,
soa ny serasera fa mbola demokrasia e! ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 11/02/2009 09:20
andrywui
(
10/02/2009 17:44)
NA HIVOVOH MAFY EO AZA DE MPAMONO OLONA E!!!
E fa hita eranizao ttlo izao fa mpamono olona mihitsy Ravalo ka ry vendrana isany ato mbola mitady hirika hialana ihany oe zao e zao e!! tena efa nampianarina tsy hitsotra ny marina mihitsy ve ??? efa...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 11/02/2009 07:24
