Tsy misy sahala @ manara-dalana
1. patrick2002
(
11/02/2009 02:45)
T@ 2004 dia nisy fianakaviana mipetraka tany Antsirabe 2 ,nahazo taratasy tany @ service domanial fa halainy fanjakana ny tany eo @ 2 ha eo ho eo araky ny article sy lalana mifehy ny fananan-tany ,ary dia voalaza teo fa tsy amboleny ity tompony ny tany.
Ny 2006 aza dia nalainy fanjakana ny tany ,ary dia nahazo compensation na endamnite tany @ fanjakan ry zareo ,tsy hay aloha na be na kely ny vola azo ,
Ny 2008 dia gaga ity fianakaviana fa namboleny TIKO agri ny tany ,atry dia lasa ry zareo nitory ny TIKO ,tsy noraisiny tribonaly anefa ny fitoriana satria ,TIKO nangataka tany @ fanjakana fa tsy naka tanin'olona ary efa tanim-panjakana no nalainy TIKO fa tsy tanin'olona mihintsy .
Nanara-dalana tsara ny TIKO
VIVE la loi ,Izany no fanaran-dalana hataony Ravalomanana Mpivaro-dronono vao nanana.

novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:14
2. xxx
(
11/02/2009 03:11)
patrick2002:

asa reitsy...tsy hita izy ity...sady mampalelo no maha-menatra....
angaha hoy i Patrick izany ihany ...iznay ihany fa n ytanin'ny M/car koa no mbola amidiny @ vahiny hoe hamokarana katsaka izany...nefa ny gasy tompony aza misy ny tsy manan-tany hovolena hakory nefa afaka mamboly ihany...fa angaha tsisy afaka mahay mamboly katsaka afa-tsy ny vahiny???....nefa tsy hainy ity ra8 nandra tena vendrana fa mody hoe hamboly katsaka an hamboly katsaka hoy ny vahiny fa ny hisivana volamena ao ambanin'ny tanindramalagasy no tena mahamay azy mandritra ny 75ans satria izay ny contrat...d nekena ny kontrat pour 75 ans...loza!!! Tsy vitan'izany ihany koa fa nomena novidin'ny vahiny ihany koa ny rano an'i gasy pour contrat 70 ans ihany koa...rano mavo be..d nareo v vendrana ampahafirin'ny ranon'ny vahiny madio tsara b any aminy io ranomavontsika novidiany io...dondrona d namidy tokoa...inna no tetikany vahiny? ao @ le rano no tena misy ny volamena-ndramalagasy ka d sivaininy ao ny volamena mandritra ny 75 ans koa...Mahvariana..namidy ihany koa ny tanindrazana mampalelo...fa angaha i ra8 nareo d mihevitra fa azy irery ity Ma/car ity???
Mampalelo sy maha-menatra hoa..manankarena i Macar ra ny harena ankibon'n ytan yao mainy no jerena.. fa d izao sisa no nihafarany...Mampalahelo!
3. xxx
(
11/02/2009 04:03)
xxx:

Angaha izany ihany koa ry xx1 sy patrick fa tsy vitan'izany ihany...
fa tsy hitanareo angaha ity fitrandrahana cobalt sy kit fer moa izy teo...izay projet noproposen'ny vahiny t@ andron'ny Deba radidy eeee teo laoha, refa natao ny analyse an'ireo projet ireo d tsapan'ny économiste tany amintsika fa tsy rentable ho an'ny pays m/car ilay izy satria lasany ny harenakibontanintsika moa manimba ny tontolo hiainana (polution) antsika ny effet segondaira-ny, izany hoe ilay etona mivoaka avy @ ilay fitrandrahana tsy voasivana ary misy méteaux lourds mandeha mankany @ tontolo hiainana d hanimba ny mponina, d najanon'i deba tsy nankasitrahan'i deba ilay projet...zao innna no nitranga??? vao niova ra8 no teo..d notambazan'ny vahiny volabe tao koa d nekan ilay izy...d hiarahantsiaka mahita eo tsara moa ny vokatr'ireo atsihoatsy fa d ho tsy hay hiainana tsony i Mcar fa d sepotrany loton'ny polution ny malagasy....Indrisy mantsy!!!!
4. kotobekibo
(
11/02/2009 10:01)
D mazava tsara izao ny Fable nosoratan'i Jean de la Fontaine ao @ ilay hoe :
" Le Loup et l'Agneau "
La raison du plus fort est toujours la meilleure .....
Gaga aho raha niala sasatra tany antanàna t@ 2003 fa efa novidian'i lé 8 dôly ny famokarana ronono ngeza aty @ tanàna toy ny FIFAMANOR....ary novainy TIKO dôly ary avy eo nampiakariny ambony d ambony ny vidiny .
Mbola lafo noho ny aty ivelany v nama nefa ny fidirambolan'ny gasy otrinona fotsiny .
Raha mitsinjo v izy , efa monopole v d mbola akarina ihany ny vidiny nefa base-ny fitomboana sy fahasalamana eo @ olombelona ny ronono ?
Mahatalanjona , avy eo izy gaga hoe maninn no mirongatra ny vahoaka ?

5. xxx
(
11/02/2009 23:42)
kotobekibo:

Kitako marina mitsiny io lazainao io....lasantsy lafo nohon'ny aty ivelany nefa ny fidirambolan'ny gasy amban yd ambany....tena mijaly ny vahoaka...mapalelo.
6. Andribe
(
11/02/2009 23:46)
ho gratos daholo hono ny lasantsy ny laboza ny saribao afatsy ny ronono tiko sy fromage tiko :^) :^) :^)