Sonia ho an'ny fandriampahalemana
1. mosabe
(
10/02/2009 20:12)
Signez vite svp, il faut qu'on arrive à rassembler plusieurs signatures
Nous, Malgaches et amis signataires du monde entier souhaitant le rétablissement du calme dans notre pays
[solidarite-madagascar.com]
Nous, Malgaches et amis signataires du monde entier souhaitant le rétablissement du calme dans notre pays
[solidarite-madagascar.com]
novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:48
4. heidi
(
10/02/2009 20:28)
naleo aloha mba ni signé ihany sao mba mampilamina ny fandehany fa de latsak ankateren noho ny adi-seza ny gasikara
7. dalie
(
11/02/2009 07:06)
Zaho aloha tsy hanao sonia fa Andry ihany ny anay, tohizo ny tolona ry Andry ary mahereza.
8. bozyboleta
(
11/02/2009 07:16)
Zaho aloha tsy hanao sonia fa Andry ihany ny anay, tohizo ny tolona ry Andry ary mahereza
De tena hita @zao hoe fampihorohoroana sy korontana no tadiavin'ireto Tia Gidragidra sy V akitrano reto.
9. dalie
(
11/02/2009 08:40)
Tsy mampaninona akory ny fanaratsiana ataonao, zahay tsy tia gidragidra fa mitaky kosa ny fahamarinana tsy tia didy jadona, tsy tia mpangoron-karena, tsy tia mpivarotra tanindrazana.
