Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
nyavo2000
(
10/02/2009 11:12)
Raha tsy R8 ny hoe dia tsy ho crédible raha tsy après 4 ans
HEVITRA TANY AMIN'NY SOBIKA:
A toutes les médias TV +? ANTSIVA (et VIVA s'ils ont un sens patriotique) " les radios mille collines" , je lance un appel de détresse. Arrêtez de diffuser et ...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/02/2009 11:21
Noue
(
10/02/2009 11:11)
Fa ahoana io ?????
[b] - Contre manifestation pour le président Marc Ravalomanana demain au stade de Mahamasina[/b]
dia mamaly ny sasany oe
[b]Des proches d’Andry TGV condamnent cette manifestation car pour eux...
tohiny
novalian'i molota ny 13/02/2009 12:27
nyavo2000
(
10/02/2009 10:49)
DIASPORA mihetsika manohitra ny TSY ARA-DALANA, ny heviny
Hevitry ny Diaspora, voaray na dia atao hoe tsy mpomba an-dR8 aza ny sasany
A Vous la Parole : Malagasy, une majorité n’est jamais neutre ! Réveillez-vous !
10 février 2009 par : Redacti...
tohiny
novalian'i ifiona ny 10/02/2009 13:13
naritsimba
(
10/02/2009 10:06)
MPIASAN'NY MBS
Dia variana indray koa ny tena raha nahare fa sady efa nomena ny TVM sy RNM ny fitaovan'ny MBS dia terena handray an'ireo mpiasa ho mpiasam-panjakana indray izy ireo, asa @ fomba ahoana?
Nahagaga i...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/02/2009 14:39
xxx
(
10/02/2009 10:00)
Firy no nalahelo ..
Raha may potika tsy nisy noraisina ny rova firy no nalahelo sy nitomany .... inona moa no saika hataon'ireo olona nirohotra saika hanakao Ambotsorohitra ireo ... tsy izaho no hamaly.
Andrasana ho m...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/02/2009 14:18
soanja
(
10/02/2009 09:50)
Aiza ny lavaka no dia izao no zava-misy?
Ny olantsika?
- Dia ny tsy fahampian'ny fianarana ambony ao Madagasikara momban'ny siansan'ny fiarahamonina sy ny politika hany ka zary mampiasa izay kely hay momban'izany teo am-pitiavana azy sy ...
tohiny
novalian'i leboda ny 10/02/2009 11:28
xxx
(
10/02/2009 09:37)
mbola hanonitra ny Magro sy Tiko may sy voaroba aloha ééé? ?
Mazava ho azy ny tetika fa rehefa voaroban'ny vahoaka ny Magro sy ny Tiko de mbola mitetika ny hanonitra anireo amin'ny volambahoaka ihany aloha vao hiala , na de efa aina sy rà n'ny Malagasy maro aza...
tohiny
novalian'i molota ny 10/02/2009 12:48
Noue
(
10/02/2009 09:30)
Ny tetikin'ny acteur
[b]Masina ny tanindrazana[/b]
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img240.imageshack.us/img240/8986/p1110017tn2.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img240/p1110017tn2.jpg/1/][IMG]http://img...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 11/02/2009 07:32
xxx
(
10/02/2009 09:20)
inona indray no vao2 tgv androany ?
firy ny nilahatra an'le greve general?,dia inona indray no vao 2 androany teny @ 13 mey.ny gouverenement tgv sy ny sisa...
tohiny
novalian'i njara2007 ny 10/02/2009 12:24
nyavo2000
(
10/02/2009 09:07)
hevitry ny vahiny iray: Christian Lehmann mahalala an'i Mcar
Madagascar, une jeune démocratie en crise politique
La critique virulente du régime du président malgache Marc Ravalomanana par l'écrivain exilé Jean-Luc Raharimana, sur Rue89, a suscité une rÃ...
tohiny
novalian'i bozyboleta ny 10/02/2009 12:37
MANAKASINA
(
10/02/2009 09:04)
VAHOAKA FOANA
toa zary tena atao fitaovana politika itadiavana seza mihitsy ilay teny hoe " vahoaka, mamory olona ny atsy dia antsoina ny vahoaka, mamory olona ny ankilany de antsoina ny vahoaka, moa ve mba nisy ...
tohiny
novalian'i bounany ny 10/02/2009 09:14
xxx
(
10/02/2009 07:38)
tononkira
Sao dia mba misy mahay ka afaka manome ahy ny tonon'ilay hiran'ny tarika Ny Ainga hoe "AINGA VETSO-PANAHY" ? Dia mametraka ny fisaorana lehibe sahady e!...
tohiny
niryna
(
10/02/2009 07:02)
Ny amboa velona no tsara noho ny liona maty
[b]Fa izay rehetra isan'ny velona dia mbola hantenaina; fa ny amboa velona no tsara noho ny liona maty.Mpitoriteny 9:4 [/b]
Ny liona izany dia anisany biby faran'izy matanjaka indrindra raha ampanoh...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 10/02/2009 08:32
penguin
(
10/02/2009 06:55)
Ny diso afaka terena ho marina. Ny maro an'isa no lalaovina
Izay ilay hoe ampiankaro ny farim-pahalalan'ny olona ahafahany mandalina sy manadihady ny ho aviny. Rehefa mareforefo ny saina dia izay hevitra mandalo dia manaitra azy ary miantefa hatrany amin'ny fo...
tohiny
novalian'i penguin ny 11/02/2009 05:58
tsinjo
(
10/02/2009 06:03)
ENY MAHAMASINA RAPITSO NY MPANOHANA NY FITONDRANA
miantso ny mpanohana ny fitondrana rapitso ho tonga eny mahamasina @ 11ora tolakandro hmmmmmm ...
tohiny
novalian'i xxx ny 11/02/2009 05:05
mimihani
(
10/02/2009 06:01)
ny fanodikodinana zaza tsy ampy taona
slt.mba te hahazo information ny @detournement de mineurs azafady oe inona avy no mety ho causes,consequences d solutions possibles @ankapobeny.
merçi d'avanS :D ...
tohiny
novalian'i mion ny 06/03/2009 13:34
zoulou
(
10/02/2009 04:57)
CARNAGE
Ninonina filazan'iza na iza, carnage iny t@ sabotsy iny, mendrika helohina izay nanome baiko tamin'iny (ra8), tokony hanaja ny teny napetrany izy "hiala aho raha misy 200 milahatra mitaky ny fialako",...
tohiny
novalian'i evev ny 11/02/2009 05:51
sitlo
(
10/02/2009 00:14)
Tena Taiwan ara-bakiteny
[img]http://yeinjee.com/asianpop/wp-content/uploads/2007/11/taiwanese-modern-toilet-03.jpg[/img]
http://yeinjee.com/asianpop/toilet-themed-restaurants-in-taiwan/
ioo...
tohiny
novalian'i peta83 ny 25/02/2009 11:38
maeva74
(
09/02/2009 23:42)
CONNAITRE DIEU
Les paroles que vous allez lire sont vraies. Elles vont changer votre vie si vous les acceptez, parce qu'elles viennent directement du coeur du Père. Il vous aime. Il est le Père que vous avez dési...
tohiny
novalian'i maeva74 ny 12/03/2009 21:11
sitlo
(
09/02/2009 23:32)
O ry vahoaka - repoblika faharoa
Sendra hitako indray ity hira ity. Tamin'izahay vao narotsaka nianatra. Dia isaky ny mody dia mandeha amin'ny radio foana ilay izy. Mbola RTM no fiantsoana ny RNM tamin'izany.
http://www.imeem.com/...
tohiny
novalian'i sitlo ny 19/02/2009 18:18
