Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
molota ( 10/02/2009 17:09)
TGV= Tena Gasy Vendrana, Tanora Gaigy Vendrana
hatramin'izao tsy hita ihany hoe ahoana na ahoana, asa na firy indray no Malagasy hatao sorona @ny manaraka! mbola ho avy @nao ny tsy mety ry TGVendrana, mba ajanony io V V ataonareo io ry mpanaraka f... tohiny
novalian'i mihevitra ny 27/09/2010 15:30
ravakamalala ( 10/02/2009 16:59)
rehefa tsisy kil!
Andry Rajoelina a été victime d’une attaque des mercenaires sur la route digue dans la nuit du dimanche 9 février dernier selon les révélations qu’il a faites sur la Place 13 mai. Son cortèg... tohiny
novalian'i Oay ny 11/02/2009 06:58
rabingogilabanga ( 10/02/2009 16:45)
MANFESTATION DE SOUTIEN a RAVALO HONO? Loza!
Fa aiza ny fahendrena malagasy tompoko? Na marina ny an'ny TIM , na diso ny an'ny TGV; [u][b] DIA MBOLA TSY NALEVINA AKORY VE NY RAZANAN'IREO MANA-MANJO? MBOLA TSY MAINA NY RANOMASON'IZY IRE... tohiny
novalian'i molota ny 12/02/2009 11:21
andrywui ( 10/02/2009 16:12)
TSY MAINTSY HIRODANA NY FITONDRANA FENO RA ! !
Na hanao moyen rehetra hijanonana eo aza i Ravalo de tsy misy hevitra intsony satria tsy misy Malagasy hanaiky rà latsaka ka mbola ho Ray amandreny zany !! Ray amandreny tsy mananatra fa mitifitra ... tohiny
ndrin ( 10/02/2009 15:50)
inona no atao oe sekta? iza avy ireo fiangonana sekta?
Faly miarahaba antsika rehetrarehetra, ndriana ny anarako, ary mitady valiny an'ireo fanontaniana ireo ny tenako, ka iangaviako , isaorana antan'androa izay mba manana hevitra na kely aza,marihana f... tohiny
novalian'i mia ny 15/02/2009 15:49
sitlo ( 10/02/2009 15:01)
site anaraham-baovao mivantana
Izay mahita site ahafahana manaraka ny vaovao dia alefaso eto mba ialàna amin'ny fitadiavana. Ary indrindra fa ialàna amin'ny honohono. Somary nampalahelo ahy mantsy ny nandaingan'i Jeneraly Rama... tohiny
novalian'i sitlo ny 26/02/2009 07:07
Samoana ( 10/02/2009 14:49)
Manorohanta Cécile
Mino marimarina aho fa raha olo-kendry toy ireny no omena fahatokisana hitantana vonjimaika ny raharaham-pirenena dia hiverina hifanaja isika malagasy. Mila "Reny" mahay sy misaina kanefa tsy be gidr... tohiny
novalian'i volatsara ny 11/02/2009 06:55
klitika ( 10/02/2009 14:08)
Nahoana ny fomba fahafatesana no misy lanja politika?
Maro ny olona maty noho ity hetsika ity. Saingy ireo maty noho ny haitrano, dia nodiana tsy tenenina, fa ny sary tety an-tsisiny no mba nilaza azy. Tsy nisy mpitomany tsy nisy hoe filaharana hanome vo... tohiny
simplex ( 10/02/2009 14:06)
vehivavy sy ny leadership
ahoana ny fiheveran'lisany an'ireny vevavy manana sens du leadership ireny, genre hoe manana poste de responsabilite be izany ary tena miady @ heviny be mintsy... fiadanana be ve? izy doly no ma... tohiny
xxx ( 10/02/2009 14:03)
te ho any Amerika
miarahaba antsika namana ity mba misy fanontaniana ho an'ireo namana mipetraka na mahalala ny ao amerika( arlington , washington dc... ).mba te handeha ho any hanao vakansy izahay dia inona avy ny ... tohiny
novalian'i xxx ny 07/04/2009 09:09
xxx ( 10/02/2009 13:51)
Lalao
Mba misy tsaho mandeha ka raha mba misy afaka mamaly dia mba mangataka fanazavana é, ny resaka mandeha dia hoe efa nanambady Lalao alohan'ny fanambadiany ankehitriny dia toa hoe efa niteraka vavy izy... tohiny
novalian'i Oay ny 10/02/2009 16:42
xxx ( 10/02/2009 13:47)
MADAGASIKARA=ZIMBABWE 2
Maro ireo Gasy tsy te hosokajina ho Afrikana, indrindra moa fa ny eto Antananarivo. Menatra sy manambony tena ery hoe "iza ko no mitovy @ reny", ry zareo any frantsa aza efa manome surnom mihintsy hoe... tohiny
novalian'i xxx ny 10/02/2009 15:27
Andribe ( 10/02/2009 13:39)
TGV Tena Gay Vizana
TGV Hay ve hono izany ny dikany e pedaka zany no betsaka ao satria mandefa vazon ny Gay lery :^) :^) :^) :^) :^) Tena Gay vizana... tohiny
novalian'i Andribe ny 10/02/2009 19:32
madamakely ( 10/02/2009 13:26)
mbola ra8iste ihany no fototr'iny firohotan tampoka iny
hay ka mbola voakarama-ndra8 indray ireny olona tonga dia nirohotra tampoka teny ambohitsirohitra ireny ka tsy nahandry ny fifampiresahana tamin'ny miaramila akory. mampalahelo le toe-tsaina.... tohiny
ravatorano ( 10/02/2009 12:51)
Minisitra efatra notendren'Ingahy Monja Roindefo
Ireo minisitra notendren'i Monja Roindefo : - Ministre securité interieur General Rakotoharimihantaharizaka qui vient du corps de la police nationale - - Ministre Decentralisation Amenagement et ... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 11/02/2009 06:25
lovelyri ( 10/02/2009 12:40)
democratie
mba manitikitika anah ihany alou ity fanotanina ity amizao krizy izao sy ny zvt misy eto amitsika raha mijery le fifanakalozan-kevitra za de manotany tena hoe "tena zakatsika malagasy ve zany ... tohiny
novalian'i saho ny 10/02/2009 16:08
pimaso ( 10/02/2009 12:26)
Tanjon' ny Frantsay @ io fanakorontanana io
Ry vahoaka Malagasy tsy vaky volo Aoka samy ho tony isika, ny Frantsay ve no tsy mankato an'i Madagasikara handray ny Sommet Africain @ volana Aout 2009 Dia ny Malagasy samy Malagasy no hampifandr... tohiny
novalian'i xxx ny 10/02/2009 15:03
saho ( 10/02/2009 12:06)
Gaga sa Degat
na ny andaniny na ny ankilany dia tsy misy ilana azy mampalahelo ny fitaovana entina hifandraisana arapolitika fa miafara instrument famonoana ny mpiray tanindrazana Fangaha tsy misy hevitra ank... tohiny
novalian'i andrywui ny 10/02/2009 15:22
andrywui ( 10/02/2009 11:57)
NITSOAKA TATO AM fORUM DAOUL RY ASSASSINS
Aza mandositra tato ry assassins ireto fa ereto ze anaovan'ny olona anareo ato a!! mamon'ny rànireo olona novonoinareo anga nareo no mitsilailay any ? sa mbola te higoka ny ràn'ny Malagasy hafa ndr... tohiny
novalian'i xxx ny 11/02/2009 08:32
TsinGeVana ( 10/02/2009 11:35)
de 10 août 1991 à 7 février 2009
Du 10 août 1991 au 7 février 2009 Au même point après 18 ans dimanche 8 février 2009 Faut-il que nous devions continuer à nous poser les mêmes questions 18 ans après ? De l... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.7567