NITSOAKA TATO AM fORUM DAOUL RY ASSASSINS
1. andrywui
(
10/02/2009 11:57)
Aza mandositra tato ry assassins ireto fa ereto ze anaovan'ny olona anareo ato a!! mamon'ny rànireo olona novonoinareo anga nareo no mitsilailay any ? sa mbola te higoka ny ràn'ny Malagasy hafa ndray
novalian'i xxx ny 11/02/2009 08:32
2. xxx
(
10/02/2009 11:59)
Zay pour amin'ny ratsy de mpanao ratsy kou ! maromaro izy no mody manao tenimpahendrena mody gentils ato fa de tsotra ny conlusion ! mpamono olona ze miray tsikombakomba aminy !! eo ambony lohany ny rànireo Malagasy ireo
3. xxx
(
10/02/2009 12:20)
ary ilay Acteur mahay nanome tsodrano ny olona ho any andavaka ve no tsy mpamono olona? homena azy hoa ny fankasitrahana e! "homme de l'année" izy @ ty fa tena hainy tsara ny nilalao ny film t@ ty! asa raha ho zakany hoe raha tsy nirahiko ho any ireny olona ireny tsy ho faty ohatr'izao? raha tsy nomeko tsodrano handoro trano ireny olona ireny tsy ho may toy ireny? mbola mitatao ao andohany koa ny ran'ireny olona ireny ! asa efa impiry izy izay no nanonofy ratsy?
4. xxx
(
10/02/2009 12:33)
Mbola lasa niketrika ny hamonoana olona rapitso ry zareo ry andrywui a,
asa ze iray ny hitodihan'ny ran'ireny olona ireny , tsy nanome baiko hampamono ve? rah tsy nisy ny baiko nilatsaka tsy nisy nitifitra teny.
asa ze iray ny hitodihan'ny ran'ireny olona ireny , tsy nanome baiko hampamono ve? rah tsy nisy ny baiko nilatsaka tsy nisy nitifitra teny.
5. pimaso
(
10/02/2009 12:37)
Aiza izany assassin izany?
naman dratsiraka izany
iza ary izany o?
ne fa i fil de fer na i lucky luke
naman dratsiraka izany
iza ary izany o?
ne fa i fil de fer na i lucky luke
6. xxx
(
10/02/2009 12:39)
de raha navela t@ zao ireny olona ireny de sur nareo ve fa nitokona hipetra potsiny fa tsy handromba indray? efa zatra mpandromba ireny, de ho may koa Ambotsirohitra, de ho pasahana koa ny Banque centrale, de aleo tsy tononiko intsony ny tohiny fa mahonena loatra ny sain dramalagasy! tana polo hono anefa nahavita nadrehitra ny fiaran'ny polisy, sa tonga² ho azy teo ny afo?
7. yuka
(
10/02/2009 12:45)
ZAY RANGA TSY MITSOAKA @ TGVendrana ZANY FA MBOLA SAHIRANA MITAIZA ZAZAAAAAAH!!!! :evil: :-P
8. madamakely
(
10/02/2009 12:51)
andrywui:
Aza mandositra tato ry assassins ireto fa ereto ze anaovan'ny olona anareo ato a!! mamon'ny rànireo olona novonoinareo anga nareo no mitsilailay any ? sa mbola te higoka ny ràn'ny Malagasy hafa ndray
merci andrywui an! zah efa nitebiteby mitsy hoe aiza ary ilay mafana fokelin'i madamakely?
ny tolona lesy mitohy foana a! sa ahoana?
9. tidegrow
(
10/02/2009 12:53)
tsy naman'ny andry hono reny mpandroba ireny.alefaso ny fisainana teny@mbs tsy ny namany hono ny nanimba teny nefa takiany ny olona namono nitifitra ialy bady kely maty teny. sa raha maty dia namany indray.mivadibadika fa tsy nimarina no lazaina
11. xxx
(
10/02/2009 13:02)
xxx:
de raha navela t@ zao ireny olona ireny de sur nareo ve fa nitokona hipetra potsiny fa tsy handromba indray? efa zatra mpandromba ireny, de ho may koa Ambotsirohitra, de ho pasahana koa ny Banque centrale, de aleo tsy tononiko intsony ny tohiny fa mahonena loatra ny sain dramalagasy! tana polo hono anefa nahavita nadrehitra ny fiaran'ny polisy, sa tonga² ho azy teo ny afo?
Tout à fait d'accord aminao mihitsy aho e! tsy sanatria manao tsinotsinona ny ain'ireo maty ao tsy akory fa ireny toerana ireny koa anie tsy atao fanaovana kilalao fa efa nisy zavatra hafa ambadiky ny sain'ny olon oe refa raikitr'eto ndray ny savorivory de averina ndray ilay tany amin'ny magro sy teo bohoririka sns, nefa ilay cas de figure ray zay tsy hitany fa nga izy ty poulailler na moulin ka ze te hiditra de miditra, ze te haka de maka!!!
12. molota
(
10/02/2009 13:03)
tgVendrana Mpamono olona sady Mpanimba zavatra, Tanora Gaigy Vendrana izay manara-dia azyééé. :twisted: :-D
13. Andribe
(
10/02/2009 13:43)
TGV Tena Gay Vizana tsy mahazo rononon omby fa rononon ny bandy no fihinany de mamono oul. Vonoiny eo koa ze miseho ho be vava eto :^) :^) :^) :^) :^) :^)
14. yvonKEL
(
10/02/2009 14:26)
hoy i xxx hoe
Mbola lasa niketrika ny hamonoana olona rapitso ry zareo ry andrywui a,
asa ze iray ny hitodihan'ny ran'ireny olona ireny , tsy nanome baiko hampamono ve? rah tsy nisy ny baiko nilatsaka tsy nisy nitifitra teny.
Lalanan'ny fiambenana izany rehefa tena vonona ny hanafika ny ankilany ary efa nahazo toromarika hoe: tsisy vahoaka mihemotra zany eo sady nampiana fihetsika manao hoe andana

15. andrywui
(
10/02/2009 14:38)
na inn tenenina eto nainn de tokana ihany :: mpamono olona Ravalo ary ze mamkasitraka azy amzany de mpamono olona miaraka aminy ary eo ambony lohany mandrakizay ny rànireo Malagasy ireo
16. xxx
(
10/02/2009 14:54)
iza laôlo zao magnôgna ny agnarako zao fôgna??
tifiriko ny basy laishany!!!! :evil: :evil:
tifiriko ny basy laishany!!!! :evil: :evil:
17. ravakamalala
(
10/02/2009 15:02)
zay foana no averimberin i anddry wui eo,
ohatran ny hoe te handresy lahatra ny tenanao ve ianao hoe tsy i l'autre no tena mpamono olona e!!!!!
aleo marina enjehin'ny mpamosavy an ........
ohatran ny hoe te handresy lahatra ny tenanao ve ianao hoe tsy i l'autre no tena mpamono olona e!!!!!
aleo marina enjehin'ny mpamosavy an ........
18. jiimm
(
10/02/2009 15:09)
Ireny no tena hoe namono tena @ fomba haingana. Efa hoe aza idirana ao fa mahafaty mbola miditra ihany. Zay le be mokon-doha zay mihitsy no mahavoa ireto TGV ireto. Tsy mba vonona ny hihaino ny hafa fa ny azy ihany.Sady manararao-paty, haingana mihitsy manameloka ny hafa nefa raha tsy nentinao teny ny olona, tsy nisy ireny.
19. andrywui
(
10/02/2009 15:12)
o ry donto velona a !! efa impiry tenenina ry babakoto reto fa tsy jaune rouge mihitsy io fa arabe a!! nareo no efa maimbo rà sy tia vono olona de andraso ny vokany fa na hipika nareo ndray andro any na ny taranakareo no hivaliany !! e s pc d cn
20. andrywui
(
10/02/2009 15:15)
ravaka == mbola averiko iany fa izay mankasitraka ny mpamono olona de miara voahozona aminy !!!! MPAMONO OLONA