te ho any Amerika

1. xxx ( 10/02/2009 14:03)
miarahaba antsika namana
ity mba misy fanontaniana ho an'ireo namana mipetraka na mahalala ny ao amerika( arlington , washington dc... ).mba te handeha ho any hanao vakansy izahay dia inona avy ny "formalité " tokony hatao? (visa sns....) izahay dia eto frantsa no mipetraka. ohatrinona ny ticket metro , ny hofana fiara.... , tiana mba ho fantatra hanomanana ny budget (miala tsiny @ ny teny vahiny e!) . dia misaotra ireo izay mamaly.
novalian'i xxx ny 07/04/2009 09:09
2. sitlo ( 10/02/2009 15:09)
Ny metro paris-washington aloha izao dia mbola gratuit raha tsy mila taratasy. Ny taratasy indray dia efa niakatra ho 50 Ar ny raviny iray. Fa conseil d'ami ity, aleo andrasana any an-trano ihany raha vita.

bizy
3. Lejoba ( 10/02/2009 16:21)
Ny formalités no haiko fa ny vidim-piainana toa tsy mifankaiza @ eto France. Raha ttasy vazaha dia tsy mila visa fa mila kosa passeport biometrique, maka formalité d'exemption de visa ao @ ambassade des USA, mila fantatra mazava mialoha ny handehanana ny aéroport hahatongavana sy ny adiresy mazava rehefa tonga any. Raha misy tsy ampy taona tsy miaraka @ Ray amandReniny dia mila autorisation parentale écrite.
dia rehefa tena handeha dia miomana hiainga aloha fa tena fouille corporelle mihitsy ny eo @ douane rehefa miaraka @ bagages à main, indrindra raha manana endrikendrika tavaratra ianareo. Mazava ho azy, sarotiny be mihitsy noho ny hafa rehetra ry zareo @ contenu bagages (hatr@ briquet, biberon ho an'ny zazakely ets.). Dia tandremo rehefa miverina fa mandoa douane ny entana vaovao vidiana any raha mbola tratra eo ny étiquette hoe vaovao ka miohatra ny 150USD ny fitambaran'ireo entana ireo.
raha mila fanazavana fanampiny dia manatona mivantana ao @ ambassade des USA, na contacter-o ry Masombahiny eh
soava dia
4. Papoose ( 10/02/2009 17:13)
tonga ary aloha dia bony vokansy eee!!!
5. kotobekibo ( 10/02/2009 17:26)
Toa hevitra mety izany manao fialantsasatra any amerika izany klé , ny mandeha mody any dago izao efa manahirana vokatr'ity korotana ity . Mbô asio toerana ho ahy any anaty valizinareo e! :roll: :D
6. xxx ( 11/02/2009 12:23)
sitlo>soa ihany aho zany fa mbola nitahiry vola ariary aty raha tsy izany tsy nahazo ttsy
lejoba> misaotra t@ toro-hevitra fa tena manampy mihitsy e!
papoose> misaotra mialoha e
kotobekibo> firy kilao aloha nareo hanomanana ny valizy fa toa mavesabesatra ihany zany ....bekibo zany a!!! :D , manaova abdo kely aloha ary e!!! :lol:
:-* daholo ianareo e!
7. Papoose ( 13/02/2009 23:12)
dia ahon ihany??? efa nahazo info v i xxx ee
8. xxx ( 07/04/2009 09:09)
papoose> raha ttsy frantsay zany dia tsy mila visa fa araka ilay voalazan'i lejoba ery ambony e!
dia misaotra ny rehetra t@ valiteny e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0627