TSY MAINTSY HIRODANA NY FITONDRANA FENO RA ! !

1. andrywui ( 10/02/2009 16:12)
Na hanao moyen rehetra hijanonana eo aza i Ravalo de tsy misy hevitra intsony satria tsy misy Malagasy hanaiky rà latsaka ka mbola ho Ray amandreny zany !! Ray amandreny tsy mananatra fa mitifitra sy mandatsa drà
tsy Ray amandreny izany fa Ray fangery
répondu par patrick2002 le 11/02/2009 02:07
2. xxx ( 10/02/2009 16:14)
d'efa miaiky ny odiny marina aho raha mbola ho tafajanona eo foana Ravalo !! fa Jehovah no tompon'ny zavatra rehetra sy ny fandaharana rehetra amin'ny olombelona !! ka ny assassin tsy anisany ahazo rariny zany fa ny miongotra no tsy maintsy holalany
3. sitlo ( 10/02/2009 16:15)
n'importe quoi koa ity andrywui ity, dia manaova xxx maromaro mihitsy aloha hanohana
4. andrywui ( 10/02/2009 16:19)
maharary anga ela ry stylo amzany ?? raha mbola manana teny hananarana anlah de ataoko bedebe mits na xxx na Andrywui lety ry lety a!! mbola hamorona hevitra vao2 betsaka koa aza aho hanala ny demony ao amlah tsy hamono olona tsony
5. AnA ( 10/02/2009 16:23)
Na hanao moyen rehetra hijanonana eo aza i TGVENDRANA de tsy misy hevitra intsony satria tsy misy Malagasy hanaiky rà latsaka ka mbola ho Ray amandreny zany !! Ray amandreny tsy mananatra fa mitifitra sy mandatsa drà
tsy Ray amandreny izany fa Ray fangery
6. Mirananirina ( 10/02/2009 16:23)
Izay rehetra teo dia nisy ra daholo,Tsy maintsy misy ra koa rehefa ny tgv no eo.Iarahatsika mahita eo.
7. fitia2006 ( 10/02/2009 16:24)
ie mbola tsy mitsangana tsara akory ity sarintsarim-pitondrana de efa feno rà satria nampidi-kizo oul eny @ zone rouge ; tsisy fahaizana fa bac aza tsy hananana ary ny loha malemy tsy mbola mihidy ka inona no fantany @ zay zone rouge fa zany ra vao hidirana tsy mila sommation fa afaka mitifitra , ra tsy oe voabaiko anga oe alefao ny olona mba hotifirina @ zay maloto ra8
8. xxx ( 10/02/2009 16:26)
Ary ilay raikalahy taloha zany mety tena mahery ody be koleaza satria t@ 10 Aout zao ra maro ihany ko no latsaka fa mbola tafaverina ihany nedala sa voan'ny daranedala i Jehova angamba tsy marina zany ka Jehova no ambony indrindra , aleo tsy dia manonompoana ny anaran'ATRA fa fahotana izany
9. andrywui ( 10/02/2009 16:30)
Maty aho rey kakiko fa tafiditra ato amin'ny hevitro ato daoulo ireto demony mpamono olona ireto leaza !! inona daholo no hanaovanreto fotoana ato fa allez mande any daholo fa tsy mila mpamono olona ato !! tia rà mandriaka , mitifitra olona tsisy armes akory , tia faty olona ,tia aina latsaka , tena demony ze mankasitraka an'i RAVALO amzany !! ireo ambonyireo alou defa izy
10. kelly13 ( 10/02/2009 16:31)
d mba aôna hozizy ra8 kay @ zao toe-draharaha izao e? tô tsy heno mihintsiny i lery? d aôna kou hozizy tgv?tô tsy heno mihintsiny kou!
11. andrywui ( 10/02/2009 16:33)
reo mpamono olona bedebe eo ambony reo alo anotaniana fa mbola mitady aina halatsaka ndray manko reo zao !assassin
12. AnA ( 10/02/2009 16:34)
"andrywui ":
Maty aho rey kakiko fa tafiditra ato amin'ny hevitro ato daoulo ireto demony mpamono olona ireto leaza !! inona daholo no hanaovanreto fotoana ato fa allez mande any daholo fa tsy mila mpamono olona ato !! tia rà mandriaka , mitifitra olona tsisy armes akory , tia faty olona ,tia aina latsaka , tena demony ze mankasitraka an'i TGVENDRANA amzany !! ireo ambonyireo alou defa izy
13. kelly13 ( 10/02/2009 16:35)
bon; question sans reponse indray zany ny ahy e :(
14. molota ( 10/02/2009 16:35)
TGVendrana sambory Mpanimba zavatra Mpamono olona Mpandoro olona, HIGADRA atsy ho atsy raha tsy hoé voavvidin'ny 25000fmg ny RA latsaka teo koh TGV ASSASSIN!
15. AnA ( 10/02/2009 16:37)
TGVENDRANA ASSASSIN !!!!!!!
16. hery ( 10/02/2009 16:40)
Dia aza arodana ary fa avelao hirodana ho azy am 2012 e :-)
17. fitia2006 ( 10/02/2009 16:49)
tsy mirodana zany fa vao mainka tian'ny oul
18. Oay ( 10/02/2009 17:00)
Fa inn ary reto ataondry mal gachis reto é, zanany aloha sa zafikeliny é na ny andaniny na ny ankilany an! tsy mbola nisy maty ny anreo roa tonta ka aza manahy é, fa ilay déba teo aloha d efa niteny fa tena mafy ho anazy ny tsy nahafahany nandevina ny mpiary tampo aminy satria sesintany izy ary tsy afaka miditra any dago tsy mahafaly izany fa izay ilay valin'ny natao d miandry indray izahay ho an'ity manaraka ity ny zava-misy aloha d tsy voavidy vola intsony ny vahoaka fa misy manaraka an'ilay kely mahasahy io, efa voalaza fa aza mamono olona ho an'ireo mpino an'Atra io didy folo ra tsy diso za, d ho an'ny tsy mino d manody ny rà nalatsaka tsarovy fa ny tsin'alika aza atahorana ka maika moa zany hoe tsin'olombelona koa miomana ianareo fa hivaly aminareo ny nataonareo na eto an-tany io na any an-danitra d ra hivazavaza ianareo d mivazavaza fa ny didy folo tsy azonareo vidim-bola d asa aloha aminareo zanany sy zafikeliny ireo raha misy afaka miteny hoe vidinay koa ny lanitra é, nefa tsy mino aho satria olona raha vao mahita sinoa na karana na vazaha d efa miforitra fa ilay Malagasy kely mafy ady no mba sahinareo, ho avy ny anjaranareo fa aza manahy fa minoa fotsiny ihany, jereo i déba nodoran'oul mou sa nangalarin'ny oul ny fananany t@ 2002 ka satria tsy mahay miaina ka mitsipa-doha lakana nitana . i Madagasikara no nahatonga ny anarany ho voasoratra ao @ Larousse kanefa dia ratsy novaliny nataony t@ Madagasikara, d ho avy kou ny an'ity manaraka ity ny Fahavalon'ny Mpanana io an ary TIMintsetsitra ny mahantra fa aza manahy ozy Marc fa mino fotsiny ihany.
19. Oay ( 10/02/2009 17:07)
fitia2006:

ie mbola tsy mitsangana tsara akory ity sarintsarim-pitondrana de efa feno rà satria nampidi-kizo oul eny @ zone rouge ; tsisy fahaizana fa bac aza tsy hananana ary ny loha malemy tsy mbola mihidy ka inona no fantany @ zay zone rouge fa zany ra vao hidirana tsy mila sommation fa afaka mitifitra , ra tsy oe voabaiko anga oe alefao ny olona mba hotifirina @ zay maloto ra8


fitia2006 a ento ampitiavana aki a, fitia no mahafeno ny atao fa tsy bac é! d fitia ve zafikely sa zanaka sa mpanohina tsotra (membre ny diosezy è hihihi...) d miomana ary fa hivaly ny natao atsy ho atsy eny mety tsy ho eto an-tany fa any an-danitra an! zay aki fa mamafaza fitia.
Izahay tsy manana olo tsy tian
Tsy mila ady tsy mirongo fiadiana
Fa Fitia no mameno tanana hafafy ho an'izay tsy manana é. Mahaleo-va Mahalasana re Tompoko.ô!
20. ralalaina ( 10/02/2009 17:14)
ireto mpoba andravalo ireto tena demony marina lty ry andrywui a, tena olomboaozona mitovy @ RA8 ireo manao fisainana angidina fontsiny ngamba tys ny loha ny azy no misaina fa ny vodiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0661