TSY MAINTSY HIRODANA NY FITONDRANA FENO RA ! !

21. AnA ( 10/02/2009 17:16)
"ralalaina":
ireto mpoba an TGVENDRANA ireto tena demony marina lty ry andrywui a, tena olomboaozona mitovy @ tgvendrana ireo manao fisainana angidina fontsiny ngamba tys ny loha ny azy no misaina fa ny vodiny
22. ralalaina ( 10/02/2009 17:25)
Ana = tsy manankevitra fa maka tahaka hita hoe taranaka mpamono olona
23. AnA ( 10/02/2009 17:28)
"ralalaina":
ralalaina=tsy manankevitra fa maka tahaka hita hoe taranaka mpamono olona
24. andrywui ( 10/02/2009 17:40)
fa elah mpamono olona ry AnA tsy maninnn a!! TADIDIO OA FA INNN EZAKA ATAONAREO EO DE IZAO NO MARINA HITANIZAO TTLO IZAO : MPAMONO OLONA RAVALO ARY ZAY MPANARADIA AZY DE MPAMONO OLONA KOA !!! ZAY NO HITA ERANIZAO TTLO KA NA HI VOVO MAFY EO AZA LAISANY DE DEMONY MPAMONO OLONA
25. Noue ( 10/02/2009 17:54)
ho tapaka lalandrà eo @ ity mikikiaka tsisy farany ity aaaa :-D :-D :-D :-D
26. andrywui ( 10/02/2009 17:57)
tsy zay ve no tadiavinlah e!! amzay mitombo iany ny Malagasy maty de manao fety be laisany (otranio ampitso io) PAMS laisany tena mandihy ambony fasana
,mihosomenaka , mifaly amampaty , hitotorebika be rahapitso sorcieres mianakavy le babakoto lahy ireto
27. Noue ( 10/02/2009 18:19)
andrywui:

tsy zay ve no tadiavinlah e!! amzay mitombo iany ny Malagasy maty de manao fety be laisany (otranio ampitso io) PAMS laisany tena mandihy ambony fasana
,mihosomenaka , mifaly amampaty , hitotorebika be rahapitso sorcieres mianakavy le babakoto lahy ireto
ho lasa adala eto nihafaranao aaa


28. heidi ( 10/02/2009 18:39)
15. Mpandefa : hery [ Valio ] 10-02-2009 17:40:10
Lohateny : Re : TSY MAINTSY HIRODANA NY FITONDRANA FENO RA ! !
Dia aza arodana ary fa avelao hirodana ho azy am 2012 e

izay ny fahendrena sy ny demokrasia .....
fa tsy fandrombahana ny fitondràna sy ny famonoana olona fandrobàna ary ny fanapotehana ary i andrywiii tsy mahita lazaina mitsy ami'ilay fnadrombàna fa firy ny gony zakanao tao????? :-D
29. naughtyboy ( 10/02/2009 19:39)
resaka adala zany ry hery a ,efa ela v no marary ary mihombo de oe endraso @ 2 taona vao hanao traitement efa ho faty ihany ngambany alohany izay =))
rehefa mihatra @ aina de tsaboy izao fa tsy rapitso
30. Andribe ( 10/02/2009 19:58)
naughtyboy:

resaka adala zany ry hery a ,efa ela v no marary ary mihombo de oe endraso @ 2 taona vao hanao traitement efa ho faty ihany ngambany alohany izay =))
rehefa mihatra @ aina de tsaboy izao fa tsy rapitso


Fa angaha voan ny cancer ny sasany de mitady rà spécial de tsimaintsy hakana rà ao @ ravoahangy @ reny oul lasa teny reny
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
31. xxx ( 10/02/2009 20:19)
Fa angaha voan ny cancer ny sasany de mitady rà spécial de tsimaintsy hakana rà ao @ ravoahangy @ reny oul lasa teny reny
:-D :-D :-D :-D :-D :-D sa narenina ny bafl tamin'ny bal popilera ny sofina :?: :-D
32. vale ( 10/02/2009 20:54)
andrywui:

tsy zay ve no tadiavinlah e!! amzay mitombo iany ny Malagasy maty de manao fety be laisany (otranio ampitso io) PAMS laisany tena mandihy ambony fasana
,mihosomenaka , mifaly amampaty , hitotorebika be rahapitso sorcieres mianakavy le babakoto lahy ireto



:lol: :lol: :lol: nataoko ihany ny tsy imé fa tsy tanako, :lol: , fa ny may sy maty t@ fandrobàna angah tsy asina resaka?? :-D :-D :-D
33. patrick2002 ( 11/02/2009 02:07)
hery:

Dia aza arodana ary fa avelao hirodana ho azy am 2012 e :-)

Sur ve ianao fa tsy hilatsaka hofidina intsony ra-8 @ 2012 na dia ,tsy tokony hilatsaka intsony izy araky ny constitution ,
Tsia hoy izaho ,mbola hilatsaka i ra-8 ary tsy miala eo raha tsy korontana hoatry ny izao ,Ka manentana an'i ANDRY TGV .
Fombany AREMA t@ 2002 no nanenjika an'i ra-8 hoe tsy mahay miteny frantsay eh! f'angaha mitondra entreprise ny mitondra firenena ,afangaro ny fivavahana sy ny politika ,president auto-proclamer ,
bref io izy io haveriny mpanohana an'i Ra-8 io rehefa miozongozona ny fitondrana.


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0072