TGV= Tena Gasy Vendrana, Tanora Gaigy Vendrana

1. molota ( 10/02/2009 17:09)
hatramin'izao tsy hita ihany hoe ahoana na ahoana, asa na firy indray no Malagasy hatao sorona @ny manaraka! mbola ho avy @nao ny tsy mety ry TGVendrana, mba ajanony io V V ataonareo io ry mpanaraka fa nidikan'io dia ianareo koh no lazainy fa VENDRANA=V.
novalian'i mihevitra ny 27/09/2010 15:30
2. rabingogilabanga ( 10/02/2009 17:16)
Ampiakaro ambony kosa ny niveaun'ny DEBAT ry zalahy a!

na TIM ianao, na TGV, pas d'attaque personnelle na insulte re, azafady o!

-ny idéee no iadivana hevitra eto

-ny fait no discuter-na
-fa tsy ny olona no ompaintsika (valable na attaque contre andry, na contre ravalo)
3. ralalaina ( 10/02/2009 17:27)
ela io miteny io mihintsy ry molota no tena vendrana ngamba ela ny vody no misaina fa tsy ny loha
4. AnA ( 10/02/2009 17:30)
"ralalaina":
ela io miteny io mihintsy ry ralalaina no tena vendrana ngamba ela ny vody no misaina fa tsy ny loha
5. andrywui ( 10/02/2009 17:33)
elah ndray dondrona tsy misy saina fa mpanaradrenirano !! gogole be
6. jakaka ( 10/02/2009 17:41)
molota:

hatramin'izao tsy hita ihany hoe ahoana na ahoana, asa na firy indray no Malagasy hatao sorona @ny manaraka! mbola ho avy @nao ny tsy mety ry TGVendrana, mba ajanony io V V ataonareo io ry mpanaraka fa nidikan'io dia ianareo koh no lazainy fa VENDRANA=V.


ianao manoratra io no tena vendrana fa tsy andry , andry miaro ny fijalian'ny vahoaka. ianao no gegy
7. andrywui ( 10/02/2009 17:46)
OK !! jakaka an !! ze misaina de tres bien zay !! aza manaiky tsy rariny zany mihitsy e!! io no efa nahavoa ny razatsika gasy taloha io manaiky be fahatany na hitsahina io aza !! efa faty firy mbola Ravalo iany ,, efa hihinanan ny t...ny mbola Ravalo iany !! dondrona tena dondrona !!! gogole be !! dondrona
8. Noue ( 10/02/2009 18:14)
andrywui:
efa faty firy mbola Ravalo iany ,, efa hihinanan ny t...ny mbola Ravalo iany !! dondrona tena dondrona !!! gogole be !! dondrona
ary firy ny namohy ny ainy t@ fandrombana sy fandorana sy fanimbana tetsy sy teroa eee ???? nonn ! tsy azo lazaina ve ee ?? satria normal zany ???


9. heidi ( 10/02/2009 18:28)
Mpandefa : molota [ Valio ] 10-02-2009 18:09:46
Lohateny : TGV= Tena Gasy Vendrana, Tanora Gaigy Vendrana
hatramin'izao tsy hita ihany hoe ahoana na ahoana, asa na firy indray no Malagasy hatao sorona @ny manaraka! mbola ho avy @nao ny tsy mety ry TGVendrana, mba ajanony io V V ataonareo io ry mpanaraka fa nidikan'io dia ianareo koh no lazainy fa VENDRANA=V.

fa lery kosa alou bogosy fa vao mieritreritra ny toetrany de otran'ny mijery kk :°)
10. ni81 ( 10/02/2009 18:33)
:-D :-D
11. ravakamalala ( 10/02/2009 18:37)
heidi > :wink: tsy mahasosotra mihitsy ny tarehiny ka, , met aminy mits lé hoe DJ, afaka nanao mannequin koa izy raha ohatra ka tiany, .........fa ilay mitetika ho prezidà, mba mijery ny am-pelatanana vao mihady varotra e ! !
12. Andribe ( 10/02/2009 19:41)
TGV Tena Gay Voavidy ndray io eeee :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
13. Noue ( 10/02/2009 20:00)
ohatrinona hono eee ?? :-D :-D :-D :-D :^) :^) :^)
14. Andribe ( 10/02/2009 20:04)
Noue:

ohatrinona hono eee ?? :-D :-D :-D :-D :^) :^) :^)

oay le nga nareo koa pelaka Tonga Goaika Voatifitra

:^) :^) :^) :^) :^)
15. heidi ( 10/02/2009 20:11)
9. Mpandefa : ni81 [ Valio ] 10-02-2009 19:33:50
Lohateny : Re : TGV= Tena Gasy Vendrana, Tanora Gaigy Vendrana
Miverina ery ambony
10. Mpandefa : ravakamalala [ Valio ] 10-02-2009 19:37:43
Lohateny : Re : TGV= Tena Gasy Vendrana, Tanora Gaigy Vendrana
heidi > tsy mahasosotra mihitsy ny tarehiny ka, , met aminy mits lé hoe DJ, afaka nanao mannequin koa izy raha ohatra ka tiany, .........fa ilay mitetika ho prezidà, mba mijery ny am-pelatanana vao mihady varotra e ! !
:-D :-D :-D :-D :-D

izay ilay hoe aza mba vofitaka ny endrika ivelany oà fa kay ao antiny ao tena tsy laitra fa horera be
16. toki81 ( 11/02/2009 04:52)



:twisted: kidje
17. riwa ( 11/02/2009 05:29)
Mampihomehy b ny pass là lesy ra molota fa tena elà mintsy no tena vendrana sa doma be... fa mba olo-pirenena misaina lesy fa tsy enti-mpo fotsiny an, de eritrereto tsara ny hoavin'là sy ny taranak'elà oe aiza o aiza e.okay
18. tsiafoi1 ( 11/02/2009 06:42)
Sendra ny zaza ratsy taiza ; izao no vokany!

Dieny mbola kely ihany ny zaza de zarina hankato sy hanara-dàlana, mba asiana règlement ny ora fidirana ao an-trano, fanajana zokiolona sy ray aman-dreny, sns e....

Tony TGV tony zao le zaza mpivoaka alina, mpanenjika boîte de nuit, tsisy mpifehy sy tsy tan-dàlana, de izao hita taratra @'ny fiainany madra-pahalehibe zao le izy! Mahamenatra mihitsy!

19. mihevitra ( 27/09/2010 15:30)
O ry zareo a, lany andro mifanasa vangy nareo

Aleo sad tsy Ravalo no tsy Andry e aleo Jesoa

Amboary ny fifandraisana @A/tra dia hitanareo fa hilamina ny tany e

zay ane dikan'ny hazo fijaliana e
ny lava mampifandray ny olona @A/tra ny fohy ny olona samy olona
tapak'io ra misy tsy tanteraka zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0425