Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
jakaka
(
09/02/2009 21:24)
Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina
Efa fantatra fa izay rehetra te ho eo @ fitondrana dia tia manao promesse nefa tsy tanterahin'izy ireo izay tonga eoizany . Mampalahelo fa ny vahoaka no victime ary matetika no rebirebina fotsiny. Is...
tohiny
novalian'i evev ny 11/02/2009 06:06
rabilabila
(
09/02/2009 21:07)
Ny kiakiakam-poko
Lavitra ny tenako , eny tena lavitra ;na izany aza dia:
Marary ahy ny Taniko !! Malahelo anareo aho ry mpiray Tanindrazana amiko!!
-Ianareo namoy ny ainy nohon'ny fahantrany ara-tsaina nohon'ny ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 10/02/2009 09:54
xxx
(
09/02/2009 20:32)
HITIFITRA HONO RY ZAREO!!!! .....
Tsy nisy izay tsy nahita ilay olona niteny an io t@ asabotsy 07 FEBROARY teny AMBOTSIROHITRA angamba isika! HITIFITRA HONO RY ZAREO !!!
Asa na ny mpitarika ny tsy mahay miteny gasy na ny olona koa...
tohiny
novalian'i molota ny 10/02/2009 15:07
Noue
(
09/02/2009 20:26)
ao aloha hisaina kely oe
franchement, tena tsy azoko mahintsiny ny fikan'ity TGV ity eee!
-Nitaomany ny vondron'olona [b]handromba, hamaky, handoro, hanimba sns
Firy ny isan'ny olona namohy ny ainy t@ zany ? may kila ,...
tohiny
novalian'i Andribe ny 09/02/2009 21:06
xxx
(
09/02/2009 19:52)
mahery mihitsy tgv eh
Mbola nametraka condion ihany tgv alohan'ny hiaonana'i ra8 dia hoe
gouvernemenant tetezamita,ny fialan'i ra8 ary ny fitsarana an'i ra8 noho ny vono olona teny antaninarenina.mahery ka tena hita mihit...
tohiny
novalian'i volatsara ny 11/02/2009 07:20
niryna
(
09/02/2009 18:46)
Manomboka androany dia omeko Azy ny fiainako
Na dia somary ela ihany aza no nizaraina ny tenin'Atra tamin'ity tanora ity dia tsy kivy ilay mpampianatraa fa dia nizara hatrany,na dia maro aza ny fanontaniana napetrany fa matetika dia hoe tsy mba ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 13/02/2009 05:51
Noue
(
09/02/2009 18:44)
tsy mbola nahazo rariny mahintsiny
raha jerevana daholo ny sondages rehetra dia tsy mbola nahazo rariny mahintsiny i TGV eee! diniho kely anie eee
[b]Qui porte la responsabilité de la fusillade du 7 février
[/b]
Andry TGV port...
tohiny
novalian'i andrywui ny 10/02/2009 09:24
zama91
(
09/02/2009 18:07)
mitohy ny tolona avec 5000 olona eo @ 13may
Mitohy ny tolona eh ,dia aiza indray no lasibatra manaraka eh.Iavoloha hitady confrotation indray fa tsy mbola ampy ireo 28 maty hampamelombelona ny tolona,satria raha 5000 a 20.000 sisa no manao ...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 10/02/2009 08:45
badboy
(
09/02/2009 17:41)
Nilahatra ampilaminana ireo olona niakatra teny andapa
Ny minisitry ny défense, @ alalan'ny fialany @ ilay sezany, no manambara fa tsy ekeny ny fitifirana ireo malagasy iray tanindrazana aminy!!!! Mpiray tanindrazana izay nilahatra ampilaminana arak'ity ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 10/02/2009 08:55
xxx
(
09/02/2009 17:35)
Miverina indra ny tetik'ady Ndremanjato
Nanomboka ny savorovoro 1972, 1991, dia ity eto 2009
Dia ampiasaina foana ilay tetik'ady entina vonoina ny olona mba hisintonana ny sain'ny mpanara-maso avy any ivelany
13 Mai 1972. Ny mpianatra...
tohiny
novalian'i Andribe ny 09/02/2009 20:02
gabidemony
(
09/02/2009 17:27)
AINA PAZZAPA & TOVO J'HAY
Tena aòna tena tsy azoko mintsy tsony ko reto panakanto reto
fa de òtran'ny de mifampihinakinana aby ka!!!!
nefa ny sasany zany de efa manambady aman-janaka de raharaha sa d'efa ao anatin'ny zava...
tohiny
novalian'i bradley7 ny 15/02/2009 21:49
gabidemony
(
09/02/2009 17:26)
AINA PAZZAPA & TOVO J'HAY
Tena aòna tena tsy azoko mintsy tsony ko reto panakanto reto
fa de òtran'ny de mifampihinakinana aby ka!!!!
nefa ny sasany zany de efa manambady aman-janaka de raharaha sa d'efa ao anatin'ny zava...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/02/2009 12:10
marozevo
(
09/02/2009 17:20)
Amara Essy !
Diso ve ny tadidiko ?... Tsy Rangahy io ve ilay efa teto tamin'ny 2002 ? Raha ny hevitr'i Rangahy io anie no narahina tamin'iny dia efa enina i Mcar é. Nefa moa lasa efa tsy tsaroana izany... vaovao ...
tohiny
novalian'i Fanjaibe ny 11/02/2009 04:03
MANAKASINA
(
09/02/2009 16:47)
MPANJAKA INDRAY ATAO E
rehefa tsy mahita olona atao ho filoham-pirenena tsony iska malagasy dia, andao panjaka no apetraka itantana ny firenena sady mbola be nge ireo, milza azy ho andrina e...
tohiny
Mirananirina
(
09/02/2009 16:46)
iza no sahy milaza fa raha tgv no eo,miova gasikara
Dia mino tokoa ve ny Gasy sasany hoe raha Andry no eo dia manakarena daholo ny gasy????????Na ny atsasany farafaharatsiny.
Na iza na iza no eo dia ny mahantra ;mahantra ihany,ny manakarena ;manana ih...
tohiny
novalian'i AnA ny 10/02/2009 16:32
xxx
(
09/02/2009 15:57)
mitohy ny SORONA ...
Iandry disait "mitohy ny ToLoNa", sao mba lapsus fotsiny ilazana hoe "mitohy ny "SoRoNa" .... Zanahary ò tahionao reo miSoRoNa ho an ny Tanindrazanay......
tohiny
novalian'i heidi ny 09/02/2009 18:46
ravakamalala
(
09/02/2009 15:53)
topazo maso
[b]MADAGASCAR • Deux dirigeants sans scrupules[/b]
Le 7 février, le bras de fer entre le président Marc Ravalomanana et son principal opposant, Andry Rajoelina, a tourné au bain de sang Ã...
tohiny
novalian'i Andribe ny 09/02/2009 21:43
AnA
(
09/02/2009 15:52)
zao no atao we fanjakan'ny baroa
http://www.topmada.com/2009/02/09/nouvelle-video-andry-rajoelina-et-monja-roindefo-envoient-leurs-partisans-sur-ambohitsorohitra/...
tohiny
novalian'i Noue ny 09/02/2009 18:21
xxx
(
09/02/2009 15:10)
inona no mahatonga ny olona iray hanaiky an'i Satana
Araky ny resaky ny olona maro de misy zavatra iray tsy tokony ho azony nefa ampanantenain'ny Satana azy homena azy de ampanaoviny fifanekena sy fifanarahana ilay olona dia azony zay iriny rehetra ,man...
tohiny
novalian'i belakely ny 12/02/2009 15:30
andrywui
(
09/02/2009 15:04)
TSY MISY HITA NY MPANKASITRAKA VONO OLONA TATO
Mahatsapa fa tsy ho voavela heloka mandrakizay anga no tsy mamkasitraka ity fandripahana ny vahoaka Malagasy ity !!! fa raha mbola misy rà Malagasy mikoriana ato amiko de ho melohiko mandrakizay it...
tohiny
novalian'i Andribe ny 09/02/2009 21:01
