Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 08/02/2009 22:42)
INONA INDRAY NO TAKITIKAN'I TGV HANOHIZANY NY TOLONA
Efa mihena ny isan'ny mpanaraka an'i tgv eo @ 13may,efa tapi dala kaleha ,natao ny sorina ny vahoaka sasantsasany teny ambotrirohitra mbola tsy azo ihany ny fitondrana,dia inona indray manaraka ??????... tohiny
novalian'i xxx ny 08/02/2009 23:19
zandikely ( 08/02/2009 20:57)
L'ONU demande que les responsables des morts soient jugés
L'ONU demande que les responsables des morts soient jugés Dimanche, les Nations-unies ont appelé le gouvernement malgache à traduire en justice les responsables de la mort des 28 manifestants qu... tohiny
novalian'i xxx ny 09/02/2009 20:19
Noue ( 08/02/2009 20:12)
les corps seront exposés à la foule demain sur la place
[quote]36. Mpandefa : naughtyboy [ Valio ] 08-02-2009 18:54:04 Lohateny : Re : antso avo ho anareo mpiandany an'i ra-8 indrisy tsy tsapanao ry noue/heidi ny fahasimbany sainao ka fiheverana farany... tohiny
novalian'i xxx ny 10/02/2009 07:00
flodine ( 08/02/2009 20:07)
Mazava be io titre io.
http://news.bbc.co.uk/2/hi/africa/7876543.stm... tohiny
simplex ( 08/02/2009 19:44)
tiripy
sali, misy fika speciale fandrahoana tiripy nga kay? toa elabe le izy mbola mafibe ihany... kozy tsy efa adiny 2 zay lelika eee :roll: maty noana eto ny hiafarana :^) :^) merci, ;-) ... tohiny
novalian'i pseudo38 ny 16/06/2009 16:12
xxx ( 08/02/2009 19:32)
Very faty
Marina aloha fa efa natolotry ny filoha ho an’ny firenena ny MBS, mety vokatry ny nenina ve sa tena fanetren-tena ? Tena mbola tsy fantatra. Hitohy ny couvre feu, tsy azo atao ny mivorivory. Ny mpan... tohiny
novalian'i heidi ny 08/02/2009 19:47
tiara ( 08/02/2009 19:10)
mila hevitra reto a
manana namana zay za,sipa le iz,de mbola tsy nanao sipa mitsy iz nefa efa 25 taona.mila hevitra amiko iz de ahona?... tohiny
xxx ( 08/02/2009 18:47)
ny marinavrai
Les comptes de fait de Marc Ravalomanana Panorama sur l'Empire Tiko ou Tikoland Au moment où j'écris (25 janvier, 2h du matin), on m'avait averti que des blindés d'Arivonimamo (45km de la Capi... tohiny
novalian'i Noue ny 08/02/2009 18:49
krika ( 08/02/2009 18:33)
ny ampitson'ny krizy
ry gasy mpiray tanindrazana mandiniha tena daholo vao manao zavatra sy tsinjovy ny tena sy ny ao afara... tohiny
MANAKASINA ( 08/02/2009 17:06)
mitoy indray fandrobana
voaroba indray CAP 3000, hita izao fa efa andalana makany @ fahapotehana, i gasikara, noho ny hetsika ara-politika, be ny maty, be ny zavatra simba, de ahona indray no manaraka ... tohiny
novalian'i vale ny 08/02/2009 18:48
Simpona ( 08/02/2009 16:42)
Mendrika tokoa ve?
Raha izaho no teny amin\'ny 13 May tamin\'ny sabotsy dia vao naheno aho hoe i Monja Roindefo no Praiministra dia tonga za de nody fa tsy nitonantonana teny antaninarenina. Mendrika ny anolorana ny ai... tohiny
novalian'i xxx ny 09/02/2009 18:54
tenamalagasy ( 08/02/2009 16:35)
FJKM??
Malahelo mafy aho noho ny voina nahazo ny vahoaka madinika tsy manan-tsiny mafana fo mitady fiovana sy leo ka miantsampy amin'izay olona voalohany hitany. [b]Miantso an'Atoa Radavidson Andriamparany ... tohiny
novalian'i Jackychan ny 08/02/2009 18:49
filazana ( 08/02/2009 15:30)
Arovy Antananarivo
Potehin'ny mpitady seza Antananarivo. Hitsangana ny zanaky Iarivo. Vonoina daholo ny mpandroba sy mpamaky trano... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 09/02/2009 07:57
xxx ( 08/02/2009 14:28)
Manomboka rahampitso ny fakana ny ministera
Rahoviana no manomboka miasa ny gouvernement tgv eh ? ary ny fakana ministera ? mba liana izahay.ary iza avy ireo looser nanaiko hiditra ny gouvernement tgv?????... tohiny
novalian'i marozevo ny 08/02/2009 16:19
badboy ( 08/02/2009 13:44)
Niakatra ny isan'ny maty = 40 , ary mbola hiakatra!!!!
Niakatra ny isan'ny maty = 40 , ary mbola hiakatra!!!! Rehefa tonga 20 000 angamba ny isan'ny maty vao hieritreritra Ravalomanana!!! Ohatry ny hoe tsy Madagasikara izany fa ao Afrika, satria mah... tohiny
novalian'i xxx ny 09/02/2009 10:04
xxx ( 08/02/2009 13:31)
io izay tsy mbola nahita !!
http://www.ravalomanana.com/... tohiny
novalian'i Noue ny 08/02/2009 17:07
xxx ( 08/02/2009 13:10)
ahoana indray no programe TGV @ ity herin'andro vao2 ary ra8
mba liana ny te ahafanatra ny vao2 avy aty dago eh,misy manif ve lundi ou mbola hametraka ny minisitr'i TGV eran'ny minisitera ny tgviste,ary ra8 ve mbola tsy nisambotra ny tgv ihany ?... tohiny
novalian'i xxx ny 08/02/2009 13:44
Noue ( 08/02/2009 11:46)
Masina ny Tanindrazana,am-bava homana,am-po miheritreritra
[IMG]http://photomaniak.com/upload/out.php/i567415_P1110017.jpg[/IMG] [b]Masina tokoa ve ny tanindrazana ?[/b] aoka samy handinika izany isika rehetra eee! [b]Le maire de la capitale Andry Rajo... tohiny
novalian'i Andribe ny 08/02/2009 22:36
xxx ( 08/02/2009 11:30)
FITIAVANTANINDRAZANA SA ...
Nanome baiko an i miaramila tia tanindrazana ny deba tamin ny andro fahiny hoe tofiro de nitifitra ny miaramila tia tanindrazana, nanome baiko toy izany koa izao ra8 hoe palao de nipalaka ny miaramila... tohiny
Bita ( 08/02/2009 08:50)
Ce qu'il se passe
Ce qu'il se passe La crise malgache s'envenime et fait de nouvelles victimes. Samedi, des policiers anti-émeutes ont tiré sur un groupe de partisans de Andry Rajoelina, maire déchu de la capi... tohiny
novalian'i xxx ny 08/02/2009 14:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.3352