Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
naughtyboy ( 07/02/2009 04:28)
firaisankina no lalana ialàna @ fahasahiranana misy
@ mahaolompirenena tsotra mahatsapa ireo olana arapolitika miseho eo @ mpitarika antoko ao amintsika dia fiarahamiasa no andrasana eo @ 2 tonta @ izao vanimpotoana izao.Ilaina ny @ fifanarahana @ and... tohiny
xxx ( 06/02/2009 19:32)
mba mangataka ny hevitrareo r'ireto a
ny olona miaraka amiko dia lasa mifandray be @cousine-ko, lasa miantso isankalina fa to hoe mila conseil hono ilay cousine-ko, ary rehefa miresaka ry zareo dia tena maharitra.vao tsy ela akory ry zare... tohiny
novalian'i bradley7 ny 15/02/2009 18:56
marindra ( 06/02/2009 19:06)
Mba mahafinaritra ahy reto ty hira ty :) lol
http://www.youtube.com/watch?v=8nTFjVm9sTQ... tohiny
MANOUWAY ( 06/02/2009 18:25)
zaza maditra ny tànà
Za velona raha mbola velona ianareo rakizy aza misaramianakavy ... tohiny
MANOUWAY ( 06/02/2009 18:21)
tena marary ny fo
zavatra mba tiako tenenina dia izao marary ny fo am zao toe javatra miseho izao ilaiko raha mba miray hina isika n' aiza n' aiza rehefa eto amin' ity tany ity: indrindra ny Malagasy rehetra mipar... tohiny
novalian'i max2 ny 20/06/2009 09:31
MANOUWAY ( 06/02/2009 17:54)
tsy mazava
in no tena hifanenjahana; eto hifamotika foana ve; azafady zao ary namaky vaovao ny aty saingy tsy mazava ny tena marina; taiza marina no tena nahazoanao io;: maizina......... zao ary no tena ifand... tohiny
novalian'i ndenn ny 07/02/2009 08:10
xxx ( 06/02/2009 17:04)
miandry tgv mandalo ny pokona sy ny prezida
:-D :-D :-D efa niainga tao 13 mai ny train fa mbola tsy tonga any iavoloha nandalo gare tetsy soanierana ihany koa ry zareo... tohiny
soanja ( 06/02/2009 16:37)
Konfesy online
Azafady indrindra fa mba misy zavatra manitikitika ahy mafy momban'ny konfesy. Avantako amin'ny Katolika ny fanontaniako ary azafady tsy hanimbazimba velively ny antony hanintaniako an'io fa mba liana... tohiny
xxx ( 06/02/2009 16:34)
ZAY VOA MANODIDINA,ZAY MAHARARY MANAFOSAFO !!
tsy hay tsony izy ty fa misy pds 2, filoha 2 ;miaramila koa toa hivaky roa , ho avy koa ny gouvernement Andry TGV ,de lasa misy misy ministra fois deux daholo koa zany ,de ity sefo fokotany ho fidiana... tohiny
novalian'i Jackychan ny 06/02/2009 21:02
diamondra27 ( 06/02/2009 16:31)
du jamais vu dans le monde , record mondial isika
tena tafiditra ao am guiness tsika am zao toe-draharaha izao il y a 2 présidents pour un des pays le plus pauvre du monde de hisy fifidianana fokontany hono e ka iza ny olona hifidy , dia ahoa... tohiny
novalian'i ndenn ny 06/02/2009 21:18
xxx ( 06/02/2009 16:04)
5000 no isan ny vahoaka malagasy zarain i ra8 sy andry tgv
Hen 5000 sisa ny vahoaka manaraka an i andry tgv sy ra8 zany hoe ny ambon izay zaany tsy vahoaka intsony fa dia mieritrereta ianareo lasa any andafy daholo ny gasy ambony raha ny fahitako azy =)) =... tohiny
bazylou ( 06/02/2009 15:59)
ty misy sopapa,
www.tvplusmadagascar.com... tohiny
novalian'i xxx ny 06/02/2009 16:25
nyavo2000 ( 06/02/2009 15:05)
Conflit d'intérêt: Bernard Kouchner et sa femme RFI Hay moa!
Hay ve lafrantsa manana mpitondra ambony lazaina ho misy conflit d'intérêt, De ref gasy de ahoana..blabla...? Ny minisitra frantsay koa aza, jereo itony [url]http://www.topmada.com[/url] On ... tohiny
novalian'i ndenn ny 07/02/2009 08:23
xxx ( 06/02/2009 15:01)
somary vakio de omeo ny hevitrareo momba an i ra8 sy andry t
Ce mail me vient d'un étudiant malgache habitant la capitale et connaissannt bien la situation présente!il est tout comme moi, inquiet de la stabilité de l'Etat: voici son mail écris en malagasy... tohiny
novalian'i rasoan ny 07/02/2009 08:44
xxx ( 06/02/2009 14:52)
inona no tsy tinareo @ lehilahy?
inona no tsy tinareo @ lehilahy? TSY MI-TENIR COMPTE ENDRIKA SY BIKA FA LE TOETRA @ AKAPOBENY.NY FOMBA FOMBAN-DRY ZALAHY.... tohiny
novalian'i kamongo ny 25/02/2011 08:02
penguin ( 06/02/2009 14:51)
Hatsangano ny governemantan'elah ary é.
Miandry ny governemanta vaovao izahay ary tapaho daholo ny lohan'ny AREMA nivadika TIM raha sahy ary.... tohiny
novalian'i andrywui ny 06/02/2009 15:50
naritsimba ( 06/02/2009 14:42)
COURTS/SCORE/MAGRO/SHOPRITE
Toy izao ny fiovan'ireo Slogan taorian'ny fahavakisana sy fandoroana: Aleo mba hasiana fitsikiana fa dia politika foana ve. COURTS Taloha: Mampivoatra isan'andro Ankehitriny: Mampivoatra indray an... tohiny
novalian'i ndenn ny 07/02/2009 08:19
xxx ( 06/02/2009 14:37)
nyavo2000 anti-TVG hiringiriny
nyavo2000 anti-TVG hiringiriny! ny thème ataon'lery ato de contra TGV dôly! anti-TGV hatrany @ tôlany! ... tohiny
novalian'i yuka ny 06/02/2009 16:18
xxx ( 06/02/2009 14:05)
esy aho ee!!
esy aho eee ry mpandrindra ny serasera e!! :) :wink: ... tohiny
novalian'i penguin ny 06/02/2009 14:47
xxx ( 06/02/2009 13:58)
inona no atao hoe miaraka? lahy sy vavy
inona no atao hoe miaraka? lahy sy vavy manao firaisana ihany ve vô azo ato hoe miaraka?... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0316