Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
nir4 ( 06/02/2009 05:31)
ody aina
slt, mba mangataka ny tonon ilay hiran ricky ody aina ry reto rah manana nareo an, de misaotra mialoh e... tohiny
xxx ( 05/02/2009 22:26)
Ho sokina nanani- bato ny gasy ka ho tapi- dalan-kaleha!
Nasiany délestage ... Tsy nisy rototra ! Volabeny iray ho azy iny satria ny vidinjiro nihalafo kanefa tereny ahena ny consommation ny olona , ary olon ny TIM foana no napetrany tao. Teo koa ny la... tohiny
novalian'i xxx ny 06/02/2009 09:11
fijo ( 05/02/2009 20:26)
simba tanteraka i madagasikara
.salama daholo. ny 27 dec 2008 aho no tonga tany madagasikara.faly ery nahit any hatsaran'ny tanana.tsy lavina fa sahiran any vahoka saingy efa hafaka niaina ny ankamaroany.raha sendra nijery ireo ... tohiny
novalian'i xxx ny 07/02/2009 06:53
pimaso ( 05/02/2009 18:39)
Didy Jadona nandrara ny 'Foire de l'inscription et embauche'
Fa tantaraiko zavatra ianareo fa tsy raikitra le ''Foire de l'Inscription et de l'Embauche '' tokony ho atao tao @ Bibliotheque Nationale anio fa noraran'ny Ministere ny culture satria jeune cadre no ... tohiny
novalian'i pimaso ny 06/02/2009 08:53
pimaso ( 05/02/2009 18:12)
Atambatra ho iray ny Tim sy Tgv
Ravalo filoha dia i Andry praiminisitra vita kabary ;-) ;-) ;-) ... tohiny
novalian'i xxx ny 06/02/2009 09:38
xxx ( 05/02/2009 17:08)
AIZA I RA8 NO TSY MBA MIARO SY MANAMPY ANAY VAHOAKA????
Amin'izao andro sarotra toa izao indrindra Atoa Prezida no tena ilana ny fanampianao sy ny fiarovana avy aminao. Toa tsy hita na heno na koa tsapanay vahoaka fa manana filoha izahay amin'izao vanim-p... tohiny
novalian'i xxx ny 06/02/2009 07:24
ainamiamina ( 05/02/2009 16:50)
fazahoana papier rapida
Mba manitikitika ahy ahoana no fomba ahazoana papier rapida, misy mivarotra ve izy ireny, na eto antoerana na any ivelany. Dia ohatrinona?... tohiny
novalian'i xxx ny 07/04/2009 20:28
ainaheri ( 05/02/2009 16:19)
Mba vaovao mahafaly otr'zao no tokony hilazana an'i Gasikara
http://www.lemonde.fr/societe/article/2009/02/05/deux-freres-siamois-separes-a-l-hopital-necker-a-paris_1151285_3224.html Miala tsiny nohon'ny teny vahiny... tohiny
xxx ( 05/02/2009 16:02)
M/car monopole ny TIKO,MAGRO
Voaroba ny Tiko sy Magro sasantsasany teto @ nosy M/car. Maro ireo entana tao no very sy potika. -Vokany miakatra ny vidin'ny PPN eto @ tanana. Midika izany fa tsy nisy orin'asa hafa mba nomena al... tohiny
novalian'i ainaheri ny 06/02/2009 21:07
jiimm ( 05/02/2009 14:54)
Ho tapaka io tetezana io fa tandremo!
Afaka hitondra vahaolana ho an'ny firenena ve ny Tetezamita? Mamely mafy eran-tany ny krizy ara-bola sy ara-tsakafo ankehitriny. Miha sahirana izao tontolo izao ary na ireo firenena vaventy aza dia t... tohiny
novalian'i xxx ny 05/02/2009 19:06
xxx ( 05/02/2009 14:47)
Tolona TGV
Ra ny marina lou ry reto e mlay be minty lé tolona TGV an. Ze olona miara mitolona aminy de hita hoetena tia tanindrazana sady izy irery ihany no sahy nanohitra ny dictaturan'i Ra8. Hita manomboka et... tohiny
novalian'i ndenn ny 05/02/2009 16:27
sitlo ( 05/02/2009 14:14)
"Mahavoa an'ilay gasy"
Mba tsy tiako mihitsy io fiteny iray iiiooo. Ohatra ny hoe, satria ilay gasy mahantra dia raha vao misy zava-javatra kely dia lazaina fa izay mihitsy ilay mahavoa an'ilay gasy. Tsy mba misy mihitsy ... tohiny
novalian'i sitlo ny 13/02/2009 15:42
penguin ( 05/02/2009 13:31)
Mahay teny Frantsay vao azo ato Filoha izany vé ?
Apetrao ao amin'ny Lalam-panorenana manaraka ary hoe TSY MAINTSY MAHAY TENY FRANTSAY vao mahazo mirotsaka ho Filoham-pirenena satria io teny io no maha-Malagasy ny Malagasy. Ampio koa hoe manana "Nati... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 06/02/2009 10:48
bazylou ( 05/02/2009 13:10)
aleo asiany
ao rehefa lehibe tsy amantsaina e!!! efa diso tafahoatra le fangoronkarena tsy rariny sy fitiavan tena... tohiny
novalian'i xxx ny 06/02/2009 07:48
bema555 ( 05/02/2009 13:09)
VAVAK'ingahy R8
Zao no VAVAKY R8 « Marina daholo zany Zafy ! … tsy mendrika hitsimpona zay sombitsombiny latsaka avy @ latabatro akory ianao… nefa raha hanao TIM ianao tsy mba holaviko mihitsy !!! » « ... tohiny
novalian'i xxx ny 05/02/2009 15:06
Noue ( 05/02/2009 13:04)
tsy politika zao eee
[IMG]http://photomaniak.com/upload/out.php/i563511_zazamaditra.bmp[/IMG] =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) ... tohiny
novalian'i Noue ny 08/02/2009 21:10
BOYSGOSS ( 05/02/2009 12:47)
VAO2 FARANY AVY @ MPAMATATRA NY TOETR'ANDRO
Vaovao farany azo avy @’ny mpamatatra ny toetr’andro Misy faritra andro ratsy niforina tao @ jaridain’Ambohijatovo ary efa niazo ny distrikan’ny 13 mai izy zao ary nomena anarana hoe Andry ... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 05/02/2009 14:22
nyavo2000 ( 05/02/2009 11:03)
NANDROBA FANANANA INDRAY NY TGV SY ANDRY RAJOELINA OMALY
de fantatra izao fa tsy hoe olona manao dérapage ny mpandroba avy amin'ny TGV fa tena nirahina mihintsy ary i Andry no mpaniraka. Olona roa tompon'andraikitry ny tsena eto aloha no voaroba fananan... tohiny
novalian'i xxx ny 07/02/2009 08:01
rixes ( 05/02/2009 10:43)
JIRAMA sy AIR MAD
mitovy mintsy ny olona misy eo @reo orinasa ireo , ny vazaha DG sy tariny mikarama volabe fa ny mpiasa mihinan'i amafiny , io fotsiny fa mbola betsaka ny olana any ambadika any . ... tohiny
novalian'i bazylou ny 02/04/2009 20:27
dogymilay ( 05/02/2009 09:54)
fitenin-dRavalo
Aourta = yaourt Tatezana = tetezana Iropeanina = Eropeana Ratsy lavaka = Ratsivalaka ... tohiny
novalian'i Djhamhal ny 14/04/2009 09:14
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.2218