Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
poussyh ( 04/02/2009 10:02)
Coordonnée SHYN
Sao d mba misy afaka manome coordonnées any Shyn ianareo azafady fa tena ilaiko le izy fa mikasa hanao fety izahay ao ampiangonana dia i Shyn zao no mafinaritra ny ankizy. Misoatra betsaka... tohiny
novalian'i miarina ny 04/02/2009 10:31
AnA ( 04/02/2009 09:55)
Adhérez vous aux revendications de Andry Rajoelina
ary nareo ve mba mamaly ao? [b]Oui il doit aller au bout de sa logique 27% (1272 votes)[/b] [b]NON il a dépassé les limites 69% (3324 votes)[/b] [b]Je ne sais pas 4% (198 votes)[/b] http... tohiny
novalian'i xxx ny 04/02/2009 11:10
Noue ( 04/02/2009 09:45)
Maire vaovao natolotry ny TGVISTES
[b]12H00 : Michèle Ratsivalaka est "nommée" Maire d'Antananarivo par les TGV[/b]... tohiny
novalian'i Noue ny 04/02/2009 15:50
miarina ( 04/02/2009 09:38)
Pays unique
Aujourd'hui, nous voulons présenter la République de Madagascar. Je vous présenterai la faune et la flore. Madagascar a été isolée et c’est pour cela qu’ ici la faune est unique. Les an... tohiny
novalian'i vale ny 04/02/2009 17:33
bozyboleta ( 04/02/2009 09:20)
Terrorisme
Tsisy teny azo ilazana ny ataon'ity manao azy ho président de la rue publique ity ankoatra ny hoe [b]" terrorisme "[/b] Tena tsy tahotra tsy henatra mitsy nilaza entimpo be hoe aza mivoaka ny tra... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 05/02/2009 16:02
ariel ( 04/02/2009 09:18)
produit mustela post accouchement iza no efa nampiasa
hiteraka aminy mois d'avril zao aho ka nisy namako zay efa nanan-janaka 3 nampiasa io produit io ka lazainy fa tsara le izy, mampihena kibo sy mampifitina ono ka sao mba misy efa nampiasa anio ato mba... tohiny
novalian'i ariel ny 25/06/2009 14:41
xxx ( 04/02/2009 08:52)
May tao Farafangana ny ATRn i AIR Tiko ....
Araka ny vaovao mari- pototra dia may nodoran ny mpirotaka tao Farafangana ny ATRn ny TIKO... tohiny
novalian'i xxx ny 05/02/2009 10:59
ragaldybe ( 04/02/2009 08:37)
NY TAFIKA ETO MADAGASIKARA
EFa lasa fanao indray zany izao ny miantso ny tafika hirentirenty eny ankalamanjana ary lazaina fa manohana sy mankasitraka ny zavatra ataon\'ny antokon\'olona iray. Ohatra raha nandray ny fitondrana... tohiny
novalian'i Andribe ny 04/02/2009 13:34
Noue ( 04/02/2009 08:20)
inona no antony ???
aleo avadika ny fanontaniana eee ! tatsy ambadika mantsy misy dinika oe Miandry inona Ravalo http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4989397497cb2 dia aleo avadika kely ny fanonta... tohiny
novalian'i xxx ny 04/02/2009 14:06
xxx ( 04/02/2009 07:16)
ISIKA VAHOAKA MIHINTSY NI VENDRANA
Dia tena hita mazava toy ny vay an-kandrina izao fa isika vahoaka Malagasy mihintsy no VENDRANA!!! DE OLONA ROA VE TOKONY HAMPIKOROTANA FIRENENA IRAY MISY MPONINA 20 MILLIONS????? Hita mazava f... tohiny
novalian'i zoulou ny 05/02/2009 04:30
blue ( 04/02/2009 07:14)
hafatra ho an'ny kristianina tsy ankanavaka .
Ny filoham-pirenena dia filohan'ny malagasy tsy vaky volo tsy ankanavaka . Nahoana ny filoha indray no manavaka ? Ampiana ny FJKM , maninona no tsy ampiana koa ny katôlika , ny anglikanina, ny fl... tohiny
novalian'i xxx ny 04/02/2009 10:41
Noue ( 04/02/2009 06:55)
La demande de déchéance du Président rejetée
La demande de déchéance du Président rejetée Vacance. « Le Président de la République n'est responsable des actes accomplis dans l'exercice ou à l'occasion de ses fonctions qu'en cas de haute... tohiny
bedalandy ( 04/02/2009 06:55)
melky ianao no tiako
miala tsiny mba mangataka io hira "ianao no tiako"any melky za e! (l) ... tohiny
novalian'i ni81 ny 04/02/2009 07:35
rabaradaka ( 04/02/2009 06:45)
Miandry inona Ravalo
Mahagaga fa inona no andrasan-dRavalo tsy manova ny Gouvernement, sa andrasana raikitra tanteraka ny ady vao hikoropaka indray ? Efa mibaribary fa halan'ny olona ny Gouvernement dia tokony ho soloina... tohiny
novalian'i gimini ny 04/02/2009 12:32
nyavo2000 ( 04/02/2009 06:29)
NY LALAN-TOKANA IMPOSSSIBLEN'I ANDRY TGV
Amin'izao dia efa mivonana hanao ny governemantam-pikomiana i Andry Rajoelina, Tsy tanjona io fa dingana hangalana fahefana tao aorian'ireo hevitra "impossible" notanterahina hatrizay. Ny tanjona dia... tohiny
novalian'i Andribe ny 04/02/2009 13:37
penguin ( 04/02/2009 06:12)
Jesosy ampiarahan'ny TGVé amin'ny vono olona sy fandrobana
Efa maro ny may sy simba ary voaroba miampy ny ain'olona nafoy nohon'ny tandrevaka amin'ny fitarian'olona ataon'ny TGV izay voafahan'ireo sesitany any frantsa. Jesosy no tanisainy avy eo fandrahonana ... tohiny
novalian'i penguin ny 04/02/2009 10:24
ravatorano ( 04/02/2009 05:32)
dia miaktona tokoa ireo birao ka ny vahoaka no mijaly
araky ny antso nalefan'Ingahy Andry Rajoelina maly tamin'ny valandresaka nifanaovany tamin'ny mpanao gazety dia mikatona daholo ny birao'ny commue eny amin 'ireny arrondissement ireny hoy izy manombok... tohiny
Itovoary ( 04/02/2009 05:16)
Be fikafika
Resaka mateti-pitranga mandalo eto ny hoe ny lehilahy mampirafy, mahay mandangolango, mahay mandrebireby rehefa ao an-trano fa raha vao mivoaka de efa mitsipika etsy sy eroa .....sns..... Na koa ho... tohiny
radomalala ( 04/02/2009 04:19)
mangataka!
slt ! mba mangataka tonon'ilay hira hoe: '' aux champ elysees'' de misaotra mialoha ny tenako veloma dray ary e!... tohiny
novalian'i ainaheri ny 04/02/2009 05:43
Fanazava ( 04/02/2009 03:29)
Ny rà mandriaka tetehin'i TGV sy ireo mpanao politika namany
Hita tamin’ity herinandro ity fa nihena be dia be ny olona mpamonjy ny kianjan’ny 13 mai. Tsy nanaiky ny fanonganam-panjakana an-dalambe nataon’I Andry Rajoelina ny Asabotsy 31 janoary teo mants... tohiny
novalian'i nyavo2000 ny 04/02/2009 06:32
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.206