Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bonbongasy ( 03/02/2009 23:49)
ny feo faha telo
Tsy hoe nangina akory izahay teo dia midika fa resy Ho anareo momba ny tim sy ra8: tsy hoe nangina izahay teo dia midika fa resy ka nohararaotinareo ny nanjakazaka teto @ firenena, nanaovanareo ny... tohiny
bonbongasy ( 03/02/2009 23:45)
ny feo faha telo
Tsy hoe nangina akory izahay teo dia midika fa resy Ho anareo momba ny tim sy ra8: tsy hoe nangina izahay teo dia midika fa resy ka nohararaotinareo ny nanjakazaka teto @ firenena, nanaovanareo ny... tohiny
xxx ( 03/02/2009 22:56)
Aharitra hafiriana indray ary izany ity crise 2009 ity?
Fanontaniana mipetraka @ tsirairay koa izy ity hoe aharitra hafiriana indray ary ity crise 2009 ity? 1972: nanomboka ny alin ny 12 mai teny ANKATSO sy tao Befelatanana dia nifarana ny 18 mai rehef... tohiny
ndenn ( 03/02/2009 21:23)
FANDOAVANA NY TROSA IRAISAM-PIRENENA
Mba misy afaka ny hanamaivana ny fandoavantsika ny trosan'i Mada ve izao zavatra miseho ao an-tanàna izao ? Fanontaniana mipetraka @ ny mpomba ny andaniny sy ankilany ,ary ireo tsy mpomba ny atsy na... tohiny
novalian'i petakoel ny 04/02/2009 07:42
Noue ( 03/02/2009 20:28)
Rajoelina va contester sa destitution
Andry TGV ne compte pas se laisser faire. Quelques heures après avoir été destitué de son poste, le maire frondeur d'Anatanarivo a annoncé qu'il allait «contester» cette décision. «Il n'y a p... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 04/02/2009 08:28
lagoon ( 03/02/2009 19:12)
Fanaovam-beloma ilay ex-maire de Tana teny @ 13 Mai androany
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img168.imageshack.us/img168/1066/2zjqm2j91024ou5.jpg[/IMG][/URL] [URL=http://g.imageshack.us/img168/2zjqm2j91024ou5.jpg/1/][IMG]http://img168.imageshack.us/img16... tohiny
novalian'i nyavo2000 ny 04/02/2009 07:03
xxx ( 03/02/2009 18:27)
Inona sisa no zavatra tsy simban ny politika eto @ tanàna?
Hôtel de ville t@ 1972 :may ary tsy tafarina mandrak izao Ny rova: may t@ 1992 mbola tsy tafarina koa Ny RNM sy ny TVM: izao 2009 izao Mampalahelo !iza anefa no voa mafy ? :?: ... tohiny
novalian'i xxx ny 04/02/2009 12:37
dadasy ( 03/02/2009 18:16)
Mba te hihaino ny hevitr'ireo mpanohana an'i TGV teto eh!
Nandritra ny herinandro teo ho eo de nitabataba avokoa ny andaniny sy ny ankilany... ankehitriny, dia mba liana aho ny hihaino izay mba hevitr'ireo mpanohana an'i tgv teto @ serasera amin'izao fanapah... tohiny
novalian'i andrywui ny 04/02/2009 09:02
xxx ( 03/02/2009 17:45)
tgv sans frein
efa nihatakataka daholo ve nareo pro -Ra8 fa sao domin'le tgv sans frein eo an direction iavoloha ny train amin'ny sabotsy anefa lery efa tsy maire intsony ka asa na iza no conducteur ny train ... tohiny
novalian'i xxx ny 03/02/2009 17:51
niryna ( 03/02/2009 17:37)
Ny firenena eran-tany mihitsy no mijaly
Raha mihaino vaovao isika dia saika feno fahantrana ,fahabibiana,fahoriana,mosarena ny firenena eran-tany:firifiry no tsy manana asa? firifiry no mihamahantra? firifiry no mamoifoa fa tsy mahazaka ny ... tohiny
MANAKASINA ( 03/02/2009 17:35)
TVM RNM
mba tonga nijery ny zavatra nodorany teny @ rnm sy tvm ve ny tgv sy ny forongony... tohiny
novalian'i Noue ny 03/02/2009 17:43
flodine ( 03/02/2009 17:23)
Sao misy mahalala
Tsy fanatako na efa nisy teto ity fanontaniako ity taloha. F'izao le izy: Inona no tsara, mampiasa hard disk externe ihany sa ireny USB ireny? sa misy zavtr hafa tsara2 koa azo asolo ireo ve? Misao... tohiny
novalian'i belakely ny 04/02/2009 08:21
zama91 ( 03/02/2009 17:05)
mba manomeha lecon ny communaute internationalry tvg
mba mahagaga ry tgv ,manomeha lecon ny communauté international sy ny mpamatsy vola nefa misolelaka mitady vola aty andafy juste hanamboarana ny lapan'ny tanana. Mahamenatra eh taty france mba nisy... tohiny
novalian'i ndenn ny 03/02/2009 19:19
xxx ( 03/02/2009 16:59)
st valentin
slt daolo nareo!!efa ho avy ndray zao ty ny fetiny mpifankatia o!!! mba omeo hevitra @ cadeau za e!! za manoratra d vhv ...lay cadeau tsy d lafo reny fa efa mafy ny fiainana lol dia misaotra mialoha.... tohiny
MANAKASINA ( 03/02/2009 16:58)
ROSSY
Mba mahita atao mihitsy ireto tgv ireto , tambatambazina aminy rossy indray ny vahoaka ,dia avy eo milaza oe vory olona maro be teny @ 13mei, hain-dry zareo tgv mihitsy no mamitaka ny vahoka , tokony ... tohiny
catalyn ( 03/02/2009 16:24)
Mangataka hevitra@ reny gasy mipetraka eto frantsa.
Salama daholo! Mba mangataka torohevitra avy aminareo renim-pianakaviana izay monina eto frantsa ny tenako.Telo taona izay no nahavitany ny mariazinay sy nahatongavako teto.Nanapa-kevitra ny tsy hite... tohiny
novalian'i rakaroka ny 18/02/2009 23:16
xxx ( 03/02/2009 16:13)
PDS ve no ahafahana hamaha ny olana e?
Koa angaha moa i RAZAKAMANANA FERDINAND tsy efa PDS nefa toa nalàna indray sa adino ny tantara ?Dia io natao maire indray dia vizana tao HERY RAFALIMANANA Sao mbà tokony hijery solution hafa RA... tohiny
novalian'i xxx ny 03/02/2009 18:13
jiimm ( 03/02/2009 15:39)
Ary mba lasa aiza ary ny kianjan'ny Ankizy??
Sa ve mbola eo Ambohijatovo ihany?... tohiny
coopsal ( 03/02/2009 15:28)
Mafampana eto amintsika : avy aiza no fototry ny olana?
Miarahaba antsika rehetra, [color=red][b]1- KORONTANA ETO MADAGASIKARA : Mahagaga[/b][/color] Na ny Filoham-pirenena Marc Ravalomanana na ny Ben'ny tanànan' Antananarivo dia samy olona mpitantana... tohiny
novalian'i mia ny 03/02/2009 20:31
coopsal ( 03/02/2009 15:26)
Mpivavaka marina ve isika Malagasy ?
Miarahaba antsika rehetra, [color=red][b]1- KORONTANA ETO MADAGASIKARA : Mahagaga[/b][/color] Na ny Filoham-pirenena Marc Ravalomanana na ny Ben\'ny tanànan\' Antananarivo dia samy olona mpitanta... tohiny
novalian'i xxx ny 13/02/2009 14:04
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7837