Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
klitika ( 04/02/2009 14:44)
CIA latsaka fahefany ny Malagasy
Ny Gasy ho'a CIA latsaka fahefany raha hitsikilo, hainy daholo hatrany ambony fandrianan'i Ra8, sy hatrany anaty paosin'i Andry. Fa rehefa asaina manao zavatra, ny olona 30 pejy no tantaraina fa ts... tohiny
novalian'i klitika ny 05/02/2009 17:16
jiimm ( 04/02/2009 14:42)
Tsy ho vita ara-potoana ny Hotel de Ville.
tsy ho vita ny hotel de ville ary fampanantenana poak'aty daholo no natao tamin'ny propagandy ho fifidianana Maire.... tohiny
novalian'i ARINOFY ny 05/02/2009 11:48
jiimm ( 04/02/2009 14:19)
TGV mpamitaka
demokrasia no takiana hay didy jadona no atao. ... tohiny
novalian'i tidegrow ny 06/02/2009 14:27
bema555 ( 04/02/2009 13:53)
manao pactes sataniques io R8 io
Tena manao pactes sataniques io R8 io ! jere ny fakafizany ny chiffres 7... tohiny
novalian'i xxx ny 05/02/2009 11:35
lemenakely ( 04/02/2009 13:49)
Aiza ary ireo KMM...... isan-karazany ?
Ity fananganana Komity maromaro ity moa dia spécialién ny gasy ihany koa tao izany KMMR:Komity manohana an i MARC RAVALOMANANA KMSB:Komity Manohana ny Safidim-Bahoaka ..... @... tohiny
tkheug ( 04/02/2009 13:43)
simba
slt daoly nareo an!!!!mb meo n ton io hira io za azfd e!!!msôtr melou!okay... tohiny
patrick2002 ( 04/02/2009 13:41)
le ady lahy politika c'est comme une guerre nucleaire,
Le ady lahy politika c'est comme une guerre nucleaire ,il n'y a pas de vainqueur, il n'y a que de survivant , Izay no hevitro momba ny mihevitra fa naharesy @ toedraharaha misy any madagasikara , Iza... tohiny
novalian'i xxx ny 04/02/2009 17:23
paiso ( 04/02/2009 13:02)
RAvalomanana divorcé
Tena marina kou ve hoe tsy mpivady tsony i Marc sy Lalao Ravalomanana fa karamaina ny vadiny rehefa misy tokony ilana azy de hoe 150 millions hono!!!!!!!! Marina ve sa tsia???????????... tohiny
penguin ( 04/02/2009 13:02)
Ny famitaham-bahoaka no mampatahotra ny rehetra
Tsy ny mpifanandrana no mifampatahotra fa ny fahaizan'ny sasany mambosika ny olona maromaro hikomy sy andeha amin'ny làlana ratsy no farany mapatahotra satria hiaraha-mahita ny vokany. Iza no tsy ha... tohiny
novalian'i penguin ny 05/02/2009 13:18
HAJATAHIANA ( 04/02/2009 12:58)
hiran'ny samoela
Salut daholo, tena tsy tadidiko tsara ilay lohanten-kiran'ny SAMOELA iny na "...Fahantrana" sa "hanala fahantrana " fa ny tonony no tena tadiaviko mba hanalako azy fa tena mahantra sy mijaly e :( ... tohiny
novalian'i xxx ny 05/02/2009 09:38
tokanah ( 04/02/2009 12:20)
be fataorana ihany ra8
ra vao nitolotena ho mpitondrana ny firenana i gnrl fidy t@ izay dia tonga de nivoaka ny didy hoe: sambory izy ka omena vola izay manampy @ fanamborana azy. Ankehitiny kosa manina tsy izany no mitraga... tohiny
novalian'i penguin ny 05/02/2009 06:41
ralalaina ( 04/02/2009 12:03)
Ra8 mpandainga
Ra8 dia mpandainga mody mivavaka hay mtena milalao ody... tohiny
novalian'i xxx ny 05/02/2009 14:28
ari.malala ( 04/02/2009 12:01)
fa maninona kay
Miarahaba ny namana mpisera rehetra. Fa inona kay ny manintona ny bandikely @ vevavy zokiny aman-taona e!... tohiny
novalian'i Papoose ny 18/02/2009 15:51
xxx ( 04/02/2009 11:36)
AOKA ALO LE HEVTRA ALEFA VAO2,BE MOKONDOHA RETO PRO RA8 RET
TENA REHEFA DINIHINA DE LE PRO RA8 RETO DAHOLO NO TENA BE MOKONDOHA BE FA KELY AINA ETO KAH ! EFA HOE ALEO ALO VALIANA ZE HEVITRA MANDE ETO FA AZA MANAO VAO2 TSONY ALOHA DE JEREO FA RY RA8ISTE DAOLO N... tohiny
novalian'i xxx ny 04/02/2009 14:15
xxx ( 04/02/2009 11:34)
Ny ankizy no mibaiko ny olon-dehibe !.....
Inona moa no atao ahagàga raha tonga @ izao toerana izao ny firenena ? Amiko fitambarana zavatra maromaro izy ity ary matoa miverimberina dia AO RAHA ! Mbà raiso @ saina tsy miangatra ao @ t... tohiny
novalian'i xxx ny 04/02/2009 15:35
roxanaha ( 04/02/2009 11:33)
hira @ internet vers lecteur mp3
ahôna ny atao raha te hi enregistre clip vidéo @ mp3, na clip audio fotsiny? Possible ve zany? Misaotra... tohiny
novalian'i comptezo ny 06/02/2009 10:53
xxx ( 04/02/2009 11:28)
RAvalomanana VS Andry TGV
Honon hoa! tena marina tokoa ve ilay hoe ny zanak'i Ravalomanana vavy tsy nalain'i TGV vady de tsy nifanaraka tami'iny ry zareo. Inona no tena zava-nisy? de marina ve zany ary ahoana ihany koa ny momb... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 04/02/2009 14:57
titix ( 04/02/2009 11:16)
politika vendrana
Avy niteniteny foana i TGV t@samedi hoe hitantana ny raharaham-pirenena sy hanome ny baiko...sns. Dia izao koa fa lasa nanaraka ny adalàn'TGV ny filoha amperin'asa. Zavatra efa mikorotana mbola nampi... tohiny
xxx ( 04/02/2009 10:47)
Aiza ny DEMOKRASIA sy ny LIBERTE D'EXPRESSION???
[quote] Mercredi 04 février 2009 Legends#2 14 Fev au new morning de Paris Les (pros) Tim menacent Sobika.com " A Sobika, je vous dis, ninan'iamanan....ianareo" ! Vos avis ... tohiny
novalian'i xxx ny 04/02/2009 12:51
xxx ( 04/02/2009 10:02)
AOK'IZAY ALOHA LE HEVITRA FA TSISY VOAVALY NEFA MISY FOANA
AOKA KELY NDRAY ALOHA LE HEVITRA AVOAKA ETO FA ALEO VALIANA ZE HEVITRA MANDE ALOHA FA MIBOSESIKA LOATRA E!! (TSY MILA VALIANA ITY AZAFADY O!!)... tohiny
novalian'i heidi ny 04/02/2009 17:54
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.8966