politika vendrana
1. titix
(
04/02/2009 11:16)
Avy niteniteny foana i TGV t@samedi hoe hitantana ny raharaham-pirenena sy hanome ny baiko...sns. Dia izao koa fa lasa nanaraka ny adalàn'TGV ny filoha amperin'asa. Zavatra efa mikorotana mbola nampian'ny mpitondra ny fanalàna ny ben'ny tanàna ndray koa. Hivadibadika eo izany hoe iza no victime an'iza.
Tena mbola tsy ho ato ho ato ny filaminan'io raharahan-tseza io ny fahitako azy raha izao.
Omeo sakafo @vidiny tena izy sy mba mirary fotsiny ny vahoaka dia andana nareo mpanao politika miady ny seza fa mankaleo sy indrindra indrindra mampitaintaina ny vahoaka(na mpiasa, na mpianatra, na ny mpikarakara tokan-trano...sns)

novalian'i rangorivao69 ny 04/02/2009 12:24
2. xxx
(
04/02/2009 11:21)
ARY MIALOHAN'NY HITABATABA BE EO ELAH DE TOKONY NIALA TSINY ALOH !! FA TSY HITANLAH ANGA IO OE AZA ASIANA HEVITRA VAO2 TSONY IO ALOHA FA MBOLA BE NO TSY VOAVALY !! MISY HEVITRA 2,3,FOTSINY NY AMIN'NY SASANY DE TAPAKA NEFA HEVITRA TENA TSARA NO NANDEHA TAO ,KA MIFONAH MITSY ALOU ELAH VAO MIKOZY ZAHAY ,FA RA TSY ZAN FAFAINA IO HEVITRELAH IO!! K'AHOANA ??
3. xxx
(
04/02/2009 11:25)
Hatraty anaty forum koa nama dia sakanana ny vahoala Malagasy tsy haneho ny heviny???
4. Noue
(
04/02/2009 11:28)
izahay tsy maintsy mamaly eee! dinika io aaa! tsy natao ho tazanina fotsiny eee
5. titix
(
04/02/2009 11:37)
xxx:
ARY MIALOHAN'NY HITABATABA BE EO ELAH DE TOKONY NIALA TSINY ALOH !! FA TSY HITANLAH ANGA IO OE AZA ASIANA HEVITRA VAO2 TSONY IO ALOHA FA MBOLA BE NO TSY VOAVALY !! MISY HEVITRA 2,3,FOTSINY NY AMIN'NY SASANY DE TAPAKA NEFA HEVITRA TENA TSARA NO NANDEHA TAO ,KA MIFONAH MITSY ALOU ELAH VAO MIKOZY ZAHAY ,FA RA TSY ZAN FAFAINA IO HEVITRELAH IO!! K'AHOANA ??
Inona no mampisalala anao hamafa an'io sujet-ko io raha webmast ianao ao ambadin'io XXX io??????????? Tsy olako izany. MAZAVA????????????
6. rangorivao69
(
04/02/2009 12:24)
ary mahagaga fa betsaka ny olona mora misondrotra fotoana izao a! tena mafy marina angamba ny fiainana, eessssssssiiiiiii e!