CIA latsaka fahefany ny Malagasy
1. klitika
(
04/02/2009 14:44)
Ny Gasy ho'a CIA latsaka fahefany raha hitsikilo, hainy daholo hatrany ambony fandrianan'i Ra8, sy hatrany anaty paosin'i Andry.
Fa rehefa asaina manao zavatra, ny olona 30 pejy no tantaraina fa tsy ny vahaolana

novalian'i klitika ny 05/02/2009 17:16
2. ndenn
(
04/02/2009 14:51)
klitika:
Ny Gasy ho'a CIA latsaka fahefany raha hitsikilo, hainy daholo hatrany ambony fandrianan'i Ra8, sy hatrany anaty paosin'i Andry.
Fa rehefa asaina manao zavatra, ny olona 30 pejy no tantaraina fa tsy ny vahaolana
Mitovy fisainana @ silamo mpisivana iringiriny .
4. xxx
(
04/02/2009 15:04)
klitika:
Ny Gasy ho'a CIA latsaka fahefany raha hitsikilo, hainy daholo hatrany ambony fandrianan'i Ra8, sy hatrany anaty paosin'i Andry.
Fa rehefa asaina manao zavatra, ny olona 30 pejy no tantaraina fa tsy ny vahaolana
Io aloha dia manaiky aho fa na ny lokon ny stringn i LALAO RAVALOMANAN na ny an i MIALY dia hain ny gasy ny mitsikilo ary manaparitaka ilay izy
Izao hono e katsaka e , vatomamy e ....
Misy ny marina misy ny tsahotsaho sy ny honohono
5. xxx
(
04/02/2009 15:12)
Katsaka tsaramaso voanjobory ,hanina arivariva mampatory ,tsy izay vé 'may izy ? :lol: :lol: :-D
6. xxx
(
04/02/2009 15:21)
Raha hampiady olona koa dia tokony hisoratra any @ GUINESS DES RECORDS ny gasy , dia faly ery rehefa miady ilay olona
Ianao hono hoy i Ra..... sy RA.....izao sy izao, tena tsy nety kosa aloha ny nataon i Ra.... taminao iny e raha izaho ianao atao izao sy izao iny .... :idea:

7. xxx
(
04/02/2009 15:48)
Takoritsika, avia ,avanana ,aloha ,aoriana ,ambony ,ambany ,tsy misy tsy ahitana izany ,raha mbola eto an-tany.
8. xxx
(
04/02/2009 17:30)
Ka isika amin'ilay tsy dia mahita atao, na tsy dia maheno vaovao loatra no mahatonga an'io. Dia lasa takoritsika no betsaka.
Fa tena hita tokoa aloha fa ny Galasam raha hitantara olana, na hiresaka olana gaigy be. Na raha hilaza hoe izao sy izao no tsy nety nataon-dranona.
Ka mety izay koa no tsy dia mahalasa antsika angamba koa. Tototry ny olana sy ny takoritsika ny loha. Aza hitako

9. xxx
(
04/02/2009 18:12)
xxx:

Misy koa ny mamorona hatsanga tsy aman orana , dia misy koa ny levure extra salone mampitombo resaka
10. xxx
(
04/02/2009 18:36)
klitika:
Ny Gasy ho'a CIA latsaka fahefany raha hitsikilo, hainy daholo hatrany ambony fandrianan'i Ra8, sy hatrany anaty paosin'i Andry.
Fa rehefa asaina manao zavatra, ny olona 30 pejy no tantaraina fa tsy ny vahaolana
Samy tia mitsikilokilo daholo e , akory atao miresaka CIA ianareo fa mbola ao ny papparazzi izay mahazo sary ary tena prouvé mihintsy !
Eto angaha mbola misy an izany , eritrereto hoe azon ny papparazzi gasy sary nifampitantana sy nampiaraka teny @ plage i RAVALO sy ???? , asa angamba :°)
11. patrick2002
(
04/02/2009 20:00)
ka zay no takatry ny technologie gasy kou ,aty koa anie ny olona mitakoritsika fa ny TV sy ny Revue samy hafa no ahitana an'izany ,diniho tsara fa misy chaine TV aty mitantara fiainana Artiste ,Politicien ,rehetra io ,dia tena takoritsika any izany eh! ary betsaka ny mpijery azy .
Fa ny any dago tsy ny olona rehetra no manana TV dia eny @ trottoir sisa ny TV kely izay mba misy koa hidiny ra-8 :lol: :lol:

12. xxx
(
04/02/2009 21:28)
Betsaka koa ny tsy manana TV na any eropa aza ka .Efa ho lasan'ny toetrandro koa anie ilay TV e satria efa ho voasongon'ny PC na ny portable fotsiny izy atsy ho atsy :?:
14. madamakely
(
05/02/2009 08:35)
Ohatra mivoana kely angamba lay resaka eh, tsy hoe tsy important lay resakareo fa ny fotodresaka de lay grevy 2009 é, hahafoy sa handamoka.
Amiko na CIA na tsia ny gasy raha ilainy amin\'ny fampandrosoany ny tanindrazany izany ataoko fa tsara, ny gasy koa ange malaza intelligent na dia tsy ampy fitaovana é ka dia qualité izany ilay maha CIA amin\'izay, fa raha oe hitsikera fiainan\'ny olona mpifanolo-bodirindrina fotsiny no tanjona, dia ratsy. Zany oe ny objectif amin\'ilay acte ataony no tokony hitsarana ilay zavatra ataony. Tsy d\'accord amiko ve nareo?

15. ravol
(
05/02/2009 10:42)
LOVA SAROBIDY IO FA TSY TAKATRAREO LE IZY E! MAHAY NOHO IZAY CIA NAREO ANY RAHA NY GASY.