Ny famitaham-bahoaka no mampatahotra ny rehetra

1. penguin ( 04/02/2009 13:02)
Tsy ny mpifanandrana no mifampatahotra fa ny fahaizan'ny sasany mambosika ny olona maromaro hikomy sy andeha amin'ny làlana ratsy no farany mapatahotra satria hiaraha-mahita ny vokany.
Iza no tsy hatahotra fa hilaza ho fandresena @'ny fandoroana fananam-bahoaka izay nisasarana ary nitoetra nandritra ny taona maro nifamdimby ? Rehefa mihevintena ho mafy moa dia ny fanimbana no lazaina fa fandresena satria matahotra ny vokatr'izany ny hafa.
Iza no tsy hivoaka ny trano raha lazain'olona hoe doranay ny tranonao ary efa mirehitra tokoa ny ila-trano ?
novalian'i penguin ny 05/02/2009 13:18
2. rahiratra ( 04/02/2009 13:18)
Ny mpanao politika tsy hifandona iray sy iray izany fa ny vahoaka ihany no zahavina hanampy. Ny fifandonan'ny vahoaka samy vahoaka no ratsy indrindra ary hita erak'ireo firenena misy gidragidra izany. Izay no hatahorana fa ny mpanao politika mitsoaka an-dafy vao maika aza mahazo vahana ary miandry fotoana hiverenana indray avy eo ary lasa malaza indray na efa avy nanipazana diky aza ny sariny.
3. xxx ( 04/02/2009 13:19)
efa mivoaka izao ny resultat ry penguin fa rehefa azon'ny B.C ny sarin'ireo mpandroba sy nandoro trano nanakorotana ireo de nilaza ry zareo fa TIM sy anaran'olona ao amin'ny fitondrana no voateniteny ao ho nanakarama azy ! ary rehefa nantsoin'ny B.C ko ireo de nanaiky saingy oe tsy handroba no nanirahana azy fa hitandro ny filaminanan ony! mitohy ny tantara, fa enga anie mba holazaina malalaka amin'ny mpanao gazety ny marina ho fantabahoaka,fa tsy hisy indray ny menace sy famindra toerana izay mamoaka izany eo
4. penguin ( 04/02/2009 13:27)
Iza no hamindra toerana izay mamoaka izany ? Efa an'ny TGV ny fahefana koa hisy afaka hiaro ny ratsy vé ? Raha izaho manonkana aloha rehefa ratsy dia ratsy ary na tapahanareo aza ny lohan'ny mpanao ratsy tsy misy mampalahelo anay mihintsy izany. Tena miandry ny tena marina mihintsy izahay ary tsy mihevitra ny hiaro ny ratsy fanahy koa.
5. andrywui ( 04/02/2009 13:30)
misaotra anlah alou ry penguin amzay hevitrelah zay fa hay ve mba olona ihany elah ty e!! mahalala ny rariny sy ny marina ! tres bien 20/20
6. tsiafoi1 ( 04/02/2009 13:31)
Tsy de mifampatahotra loatra angamba : Fa ao anatin'ny stratégie de gestion de crise daolo zany rehetra izany, .... Tsy mora ny mamono ny afo nirehitra a! Raha tsy mahay eo koa de kila forehitra.....
7. Andribe ( 04/02/2009 13:38)
ary raha gly ny ray @ i ra8 na i andry tgv de ny vahoaka ihany no hatahotra :-D :-D :-D :-D :-D :-D
8. penguin ( 04/02/2009 13:44)
Tsy mitady 20/20 avy amin'elah mihintsy izahay fa ny korontana tsisy hiasana sy hivoaran'ny tsirairay no loza aminay. Raha avy dia hiaraka hivoaka aza izy roalahy ka hifanao iray sy iray ary izay maty alevina tsy misy olana amin'ny vahoaka mivantana izany. Ny mpanasa lamba tsy ho lasa Directeur, ny mpivarotra amoron-dàlana tsy ho lasa ambasadora nefa ny vahoaka ihany no ataon'elah masaka.
9. patrick2002 ( 04/02/2009 13:45)
izaho dia efa naminavina fa ny TGV no nandroba ny TVM' MBS,MAGRO , hitany TIM izany ka notohizana t@ olo-tsotra ny fandrobana amin'izay nandroba fananan'olona ny TGV.
10. andrywui ( 04/02/2009 13:52)
de tsy mba ankasitrahanla akory ve letsy ny 20/20 omena anlah !! ar sarotra tiavina elah fa omena tsongo sofina iany zan no mety amlah !
--ny korotana mbola hilamina fa ny fijaliana mandavataona sy ny jadona arahimpijaliana no tsy laitra
--rehefa vita ny tolona ka mba miiratra ny anjara masoandron'ny rehetra any aoariana any indrindra nytaranaka ho avy d mba misy fivoarana sy fiakarana kokoa ny isantokatrano amzay
--fa na TGV io ko aza ane ra tonga eny amze toerany eny ko izy ka mitondra eo ka ny omaly tsy miova ndray ny didy jadona sy fampahantrana foana ny vahoaka sy ny teny anavona ,de mazava ho azy kou fa ho amboarin'ny vahoaka e!!
tsy misy takona zay tsy hitranga zany ary tsy marina ho fisaka foana
11. Andribe ( 04/02/2009 13:52)
penguin:

Tsy mitady 20/20 avy amin'elah mihintsy izahay fa ny korontana tsisy hiasana sy hivoaran'ny tsirairay no loza aminay. Raha avy dia hiaraka hivoaka aza izy roalahy ka hifanao iray sy iray ary izay maty alevina tsy misy olana amin'ny vahoaka mivantana izany. Ny mpanasa lamba tsy ho lasa Directeur, ny mpivarotra amoron-dàlana tsy ho lasa ambasadora nefa ny vahoaka ihany no ataon'elah masaka.

Bold textdia ahoana le mpanao yaourt lasa presida :-D :-D :-D :-D :-D :-D ny maire aza mpanao pub saika lasa prezida zany hoe ny mpanasa lamba zany mety ho solombavambahoaka satria bedebe ny lamba sasana sy ny trano kosehina :-D :-D :-D :-D :-D :-D
12. andrywui ( 04/02/2009 13:52)
de tsy mba ankasitrahanla akory ve letsy ny 20/20 omena anlah !! ar sarotra tiavina elah fa omena tsongo sofina iany zan no mety amlah !
--ny korotana mbola hilamina fa ny fijaliana mandavataona sy ny jadona arahimpijaliana no tsy laitra
--rehefa vita ny tolona ka mba miiratra ny anjara masoandron'ny rehetra any aoariana any indrindra nytaranaka ho avy d mba misy fivoarana sy fiakarana kokoa ny isantokatrano amzay
--fa na TGV io ko aza ane ra tonga eny amze toerany eny ko izy ka mitondra eo ka ny omaly tsy miova ndray ny didy jadona sy fampahantrana foana ny vahoaka sy ny teny anavona ,de mazava ho azy kou fa ho amboarin'ny vahoaka e!!
tsy misy takona zay tsy hitranga zany ary tsy misy marina ho fisaka foana
13. penguin ( 04/02/2009 13:58)
Fa ahoana no haverina indroa ry andrywuiwui wui a ? Mbola tsy tratra vé ny fitondrana dia efa mitapy sahady é ? Raiso faingana ary izato izy mba hiainan'ny ambanilanitra soa é. Izay azon'elah amin'ny marina tapaho ny lohany fa maika izahay. Ny laingan'leah koa anefa tsy hampidona @'ny rindrina anay.
14. andrywui ( 04/02/2009 14:10)
he he he aza mitabataba be fa moramora iany penguin a! naveriko indroa mits le kozy amzay miraikitra tsara ao andohan'ny penguin ny fahamarinana ! ny dikanle wui ane tsy oe oui fa teny sinoa io wui = mpiady
--efa fantatra fa hivoaka tsy ho ela izao oa ny te atidohan'ireny gidra teto ireny , fa ho hita eo ndray ny fanamarina tena ataon'dry zalahy Tim ireto
15. tsiafoi1 ( 04/02/2009 14:20)
Proverbes 12 : 16
L'insensé laisse voir à l'instant sa colère dans la rue, Mais celui qui cache un outrage est un homme prudent et sage.

Jacques 3 : 13
Lequel d'entre vous est sage et intelligent? Qu'il montre ses oeuvres par une bonne conduite avec la douceur de la sagesse.

Jacques 3 : 14
Mais si vous avez dans votre coeur un zèle amer et un esprit de dispute, ne vous glorifiez pas et ne mentez pas contre la vérité.

Jacques 3 : 15
Cette sagesse n'est point celle qui vient d'en haut; mais elle est terrestre, charnelle, diabolique.

Jacques 3 : 16
Car là où il y a un zèle amer et un esprit de dispute, il y a du désordre et toutes sortes de mauvaises actions.

Jacques 3 : 17
La sagesse d'en haut est premièrement pure, ensuite pacifique, modérée, conciliante, pleine de miséricorde et de bons fruits, exempte de duplicité, d'hypocrisie.

Jacques 3 : 18
Le fruit de la justice est semé dans la paix par ceux qui recherchent la paix.

Que la volonté de Dieu soit faite sur notre pays! (LA PAIX) Amen
16. xxx ( 04/02/2009 14:25)
maninnn kou ra atao teny gasy ty versets biblik avoakan'ny tsyafoi ty fa anay tsa mahay teny faran'ny tsy hay e! mahakamo be
17. penguin ( 04/02/2009 14:27)
Miandry izany ny tenanay ry leitia a. Ny andry mpiady asa aloha raha avy amin'io ny fitaritana ny vahoaka handoro sy handrava efa ? Jereo fa manao resaka mifanohitra elah isany. Atsy ambadika milaza fa ny TIM ihany no nandoro sy nanimba atsy ankilany indray faly sy mitotorebika fa nodoran'ny mpirotaka ny ATRn'ny TIKO. Aiza ihany no tena izy ry donto wui wui a ?
18. andrywui ( 04/02/2009 14:38)
de miandrasa petsa eo ary zany !! fa ho tratra ao ko zao ny sarin'ny penguin mitaigina ranomandry sady mandroba// jereo ane ny sarinla ry penguin fa navoakan'ibema555 ao aminlery ao e!! mapme be !
19. penguin ( 05/02/2009 06:36)
Apetrao izay sary azo omena ary ny tianay aza manomboka izao TAPAHA NY LOHAN'NY MPANDRENDRIKA FIRENENA.
20. ravol ( 05/02/2009 10:34)
Dia hotapahina izany lohan'i ra8 ?????????? sa ny an'i Andry ?????????
Diniho tsara ny zava-nitranga sy ny zava-misy ==> hovoavaha ny olana mahazo antsika.Aza dia variana @ fanohanana be fahatany fotsiny ry Malagasy ô !
Tena mamplahelo isika vahoka fa voafitaka tanteraka ao anatin'izao zava-mitranga izao, ka mba mandiniha kely rey olona fa tena zava-doza ange ny mahazo antsika hanaovan'ireo mpitondra 2 ireo antsika e! resaky ny samy mpanam-bola izao io ary ny prezidà no tena rangory fototry ny afo rehetra, efa manomakomana ny entan-keliny izy zao, fa isika tavela eto miaraka @ ny fahatrana, izay mbola hampitomboana @ vola tsy misy sandany @ izao isika miteny izao, ka aoka re ny vava sy ny resa-be sy ny fiarovana ny tombotsoa manokana kely mba hajanona fa diniho tsara ny zava-misy, ny firenena no jereo fa aza dia tia tena, raha mandroso ny firenena dia hanaraka izay ny fandrosoan'ny fiainana, raha ny mpitondra no miha manankarena dia ny vahoaka no miha fadiranovana.
DINIHO TSARA NY ZAVA-MITRANGA, DIA ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0423